solfa: HAY TEO FOANA I KRISTY

1. artinamus ( 11/11/2008 06:41)
mba somary mitady an'io solfa io smary maika ra mbo misy afaka manome! de msaotra dieny mielou daholo
novalian'i sarobidy ny 20/11/2008 05:36
2. ni81 ( 11/11/2008 07:07)
http://pkm.blaogy.com/post/1031/5507
3. jentilisa ( 11/11/2008 14:29)
za koa vao saiky hanondro! sady afaka mangataka hira hafa mihitsy ianao ao
4. sarobidy ( 19/11/2008 06:03)
Fa misy ahitsy kely ny tonony ary am farany andininy faha-2:

"...ilay fiainako teo karakaina NIOVA HO SOA" fa tsy hoe "...ilay fiainako teo teo karakaina ka dia afa-po"

Ny ahy zao ny tiko angatahina raha mahita nareo, hira krismasy am fiteny hafa mihitsy, ohatra oe espagnol na allemand...tsy maninna na lé hira efa mpandeha reny fa tsy am teny anglisy sy frantsay fotsiny.
5. artinamus ( 19/11/2008 08:57)
tna msaotr anareo reetr am famalian fa tena mafnartr e!
6. sarobidy ( 20/11/2008 05:36)
Zany nge ny mafnaritra ny eto e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509