kaly atoandro sy hariva

41. vale ( 08/12/2008 18:12)
dera82:

vale:

ka mankarary r'sé le izy a, any anaty taolana any dol no mipetraka ny tsindrona atao hampangeza le biby kooo...



zany ry Vale, mba tiko ho fantatra io tsindrona io!
ka tsy afaka manome anarana anao za alou an! fa tsy hitanao ve ireny akohokely vao 2mois ireny dia efa ngezabe ! tsidnromina ireny mampangezabe azy vetivety kely ohatr'ireny !


42. ni81 ( 08/12/2008 18:28)
ka tsy afaka manome anarana anao za alou an! fa tsy hitanao ve ireny akohokely vao 2mois ireny dia efa ngezabe ! tsidnromina ireny mampangezabe azy vetivety kely ohatr'ireny !
ny vatana ngoza be nefa ny feo mbola mikiakiaka fotsiny :lol: :lol:
43. yonikafopl ( 09/12/2008 11:24)
za njay kalou de aleoko mikiky tolana toy zay minana nofony eeeeeeeee, ze filazanareo azy fa ze tiko ihany io kouuuuu :miam: :miam: :miam: nenay aty refa minana fen'ankoho, de rams minana ny nofony de za mikiky ny tolany, tsy misy very mintsy amzay hihihihihihihi
44. fahamarinana ( 09/12/2008 11:47)
:arrow: ary elabe njy tsy hitako ry yonika an... :-* .Mahavoa be rams zany sady botrabotra amin'ny nofon'akoho.. :-D (l)
45. yonikafopl ( 09/12/2008 16:50)
fahama,za manaraka moramora anareo avy ato arina de manabe takolaka mitokiky fotsiny fa kamo hamaly hihihih :-P :-P
46. Samoana ( 10/12/2008 16:52)
dera82:

Fa maninona ny vazaha no tsy mikory taolana?


aleon' ny vazaha mitsentsitra escargot madity fa tsy zakan'ny nifiny ny taolana :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8986