kaly atoandro sy hariva

21. fahamarinana ( 14/11/2008 16:14)
:arrow: taolana matsatso ve hiadivan'ny olona fa matoa be mpankafy dia ao raha......ny ahy aloha raha resaka taolana dia 2nd choix,zany hoe laniko ny nofony dia avy eo aho vao maka taolana.Misy olona manko tonga dia taolana ny azy no alainy 1 er nefa toa tsy dia misy hoanina iny na matsiro aza.
Fa inona moa zany no idiran'ilay resaka taolana tokoa amin'ny sakafo atoandro sy hariva nampidirin'ny mpampiditra teo e fa tsy arako tsony ... :o (l)
22. ni81 ( 14/11/2008 18:21)
hoy i fahama
Fa inona moa zany no idiran'ilay resaka taolana tokoa amin'ny sakafo atoandro sy hariva nampidirin'ny mpampiditra teo e fa tsy arako tsony ...
dia izao no
Fa maninona ny vazaha no tsy mikory taolana?
:-D
23. fahamarinana ( 14/11/2008 18:50)
:arrow: :-D :-D marina anie zany e,tena lasa hs tanteraka aho sa zà koa no tara train tahaka ny mahazatra ihany koa. (l)
24. vale ( 14/11/2008 20:43)
ni81:

misy taolana r'sé ny entrecôte sy ny côte de porc aaa, ny pilonss etc....
:lol: taolam-pifika ve?



:-D :-D :-D
25. sakaizakely ( 15/11/2008 10:00)
fahamarinana:
Fa inona moa zany no idiran'ilay resaka taolana tokoa amin'ny sakafo atoandro sy hariva nampidirin'ny mpampiditra teo e fa tsy arako tsony ...


ka na izy tompondressaka aza mivaralila firesaka ko normal njy raha tsy maharaka :-D :-D :-D :-D :-D

26. kelly13 ( 15/11/2008 11:24)
zay no nampi-bof ahy teo fa tsisy azoko le resaka :^) 8)
27. kotobekibo ( 15/11/2008 15:24)
Tsy ananan'ny vazaha ilay feeling mikory taolana raha ny marina kokoa .
Tsy notezaina t@ izany izy d tsy fantany ny tena milay .
Misy hira hoe :
( Vazaha = Vahiny ) :arrow: aza omena tsiny fa vahiny , aza iantsoana tody fa tsikirity no mba fody .....
28. kelly13 ( 15/11/2008 16:20)
hé, mikory v mikiky no dikany e?
29. kotobekibo ( 15/11/2008 16:42)
kelly13 > ieee ( mikory = mikiky ) , fa njy angaha efa ela b no taty ampita d manadino ny teny gasy sahady . :-P
30. kelly13 ( 15/11/2008 16:55)
kotobebide>le fiteny oe "mikory" no tena tsy fantatro ka, fa "mikiky" na "mifika" taolana no fiteniko azy matetika! aiza kosa d hanadino ny teny gasy, loooozzzzaaaa b ra sanatria ka misy izany! mbô marina e!
31. kotobekibo ( 15/11/2008 18:08)
misy ankizy vao 2 taona no tonga eto andafy d efa milaza fa tsy mahay intsony anie e! :-D
32. kelly13 ( 15/11/2008 20:29)
fizestiavana zany ry bebide a!
33. vale ( 17/11/2008 20:42)
ny bildog tsy mikoro taolana izany..
hita mihitsy heo tsary mpiompy alika
:-D :-D :-D :-D
34. vale ( 17/11/2008 20:44)
haritianah:

raha any anaty taolana ny tsirony zavatra rehetra ts efa niala tao vé lé tsiro satria nandrahoina ny sakafo donc efa nitsoaka tao.Efa niha natsatso lé taolana
Ts fahazarana angamba no fiheverako azy.


non! tsy miala tao izany, hum, ataovy fa mahasola mihintsy ange hono eeee!
:-D
35. kotobekibo ( 17/11/2008 23:14)
hummm!
Tena mahagaga marina fa ny tsiron'ny taolana mbola tavela ao ihany an!
Mety misy % kely lasa ihany , fa na d izany aza matsiro foana . :wink:
36. dera82 ( 20/11/2008 13:32)
vale:

ka mankarary r'sé le izy a, any anaty taolana any dol no mipetraka ny tsindrona atao hampangeza le biby kooo...



zany ry Vale, mba tiko ho fantatra io tsindrona io!
37. dera82 ( 20/11/2008 13:34)
Alaina:

ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny




:roll: aza mba atao an'zany mou les e
38. dera82 ( 20/11/2008 13:39)
ikaretsaka:

Alaina:

ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny



ny bildog tsy mikoro taolana izany..
hita mihitsy heo tsary mpiompy alika



Tena marin'zan ry ikaretsaka a, ne ndry alaina saka ihany no fiopiny
39. dera82 ( 20/11/2008 13:46)
kotobekibo:

misy ankizy vao 2 taona no tonga eto andafy d efa milaza fa tsy mahay intsony anie e! :-D



Be geste fotsiny zany, asaivo makaty hampianarako teny gasy azy
40. dera82 ( 20/11/2008 13:50)
kotobekibo:

hummm!
Tena mahagaga marina fa ny tsiron'ny taolana mbola tavela ao ihany an!
Mety misy % kely lasa ihany , fa na d izany aza matsiro foana . :wink:


Tena milay zany fijer-là az zany ry Kotobekibo a! ary zay zany no naha-bbbb kibo an-là??? Tena misy tsirony mampiavaka azy ny taolana, tsy ny taolana rht nefa fa le antsointsika we taolam-pifika ihany a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1343