Boboh Mahavanona

21. cutie ( 14/11/2008 20:21)
ny ahy tsy voatery ho zay ka
refa tiako le mozika na tsy misy haiko aza le lyrics tsy manin :-D :-D :-D
22. melody ( 14/11/2008 20:25)
nga moa voatery hitovy ry cutie a :-D
ny ahy refa tiako dia tiako henarana tsara mihintsy ilay hira ka, manjary miteniteny fôna eny e, :-D
23. cutie ( 14/11/2008 20:29)
eny wa
ka za nge milaza @ njy fotsiny we zay no tiako koa :-D
24. melody ( 14/11/2008 20:34)
eny e, manao izay samy mahafinaritra azy izany koa :-D :-D :-D
25. cutie ( 14/11/2008 20:36)
ie :wink:
26. melody ( 14/11/2008 20:37)
cutie :-* :-*
27. cutie ( 14/11/2008 20:38)
jereo haingana alou ny hafatra e :-D
28. melody ( 14/11/2008 20:43)
indry koa jereo malaky fa izaho hande dodo refaveo, hihihi
29. cutie ( 14/11/2008 20:46)
bn aza njy e
de mety @ WE manaraka ndray mifankahita eto :wink: :-*
30. melody ( 14/11/2008 20:49)
:-* :-* :-*
31. FITAH ( 10/12/2008 08:50)
ary njy wa ry melody toa tsy mba miditra ato mitsy raha tsy angataka hira fôna a :twisted: :?:
32. melody ( 12/12/2008 08:56)
FITAH: aza masiaka be toy izany re, izaho ange tia hira be, ka refa tsy hananako kosa ny parole ve tsy eto ihany no afahana ahitana izany, ny namana eto no afaka manampy - ihany koa refa misy namana mitady hira ka hananako d mandefa izaho e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0575