Boboh Mahavanona

1. melody ( 10/11/2008 18:09)
Mitady ny tonon-kiran'io mpihira ambony io izay manana e, titre: ISIKA ROA
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x4qhry_isika-roa_music
MISAOTRA E!
novalian'i melody ny 12/12/2008 08:56
2. Belami ( 13/11/2008 00:17)
Milay le hira akia ry melody a!!!
3. diamondra27 ( 13/11/2008 08:56)
melody: aoka marina e, raha tanterka izany dia tena jolie joli akia a :* :*
4. diamondra27 ( 13/11/2008 09:08)
isika 2 mifankatia
isika 2 manaradia
isika 2 teny mifamatotra
isika 2 tsy afa miala

tsy vitsy reo zava-bita
fa rakitry ny tantarantsika
marobe tsy hotanisaina
fa mivangogo ao an-tsaina

refrain
ny omaly hohamafisina eto anio
ny androany ho taratry ny ampitso
ny taona zay mifanesy
iombonantsika avokoa


ireo zay tsy tia ka mila disa
hisomptra koa lay antsika
ho sasa-poana izy ireny
fa ny aty de efa zatra


ny zava-drehetra zay mitranga
na inona koa zay midona
mafy orina ny anay e
fa ho iray mandrakizay

ny omaly no hamafisina eto anio
ny androany ho taratry ny ampitso
ny taona zay mifanesy
iombonantsika avokoa



ny omaly no hamafisina eto anio
ny androany ho taratry ny ampitso
ny taona zay mifanesy
iombonantsika avokoa
na na na na na
eeeee




:-* :-*
5. melody ( 13/11/2008 10:00)
diamondra27: m'ci akia, you are a pal!!!! :-* :-* :-* :-*
Belami: izaho aloha tia ilay hira :wink:
6. diamondra27 ( 13/11/2008 10:19)
melody : :wink: good look akia a, hahaha fa tsy good luck :-D :-D :-D
7. fahamarinana ( 13/11/2008 11:23)
:arrow: salut melody;ela hany zany an,zay njy vao hitako ato ndray.. :-* (l)
8. melody ( 13/11/2008 15:50)
fahamarinana: eny tokoa akia a, niandry andry tao @ msn fona za kou :-* :-*
diamondra27: tena good look marina io e :-* :-*
9. cutie ( 13/11/2008 22:36)
melody
tena io ve no mpihira an'io taloha, efa henoko manko io hira io fa tsy haiko we tena io ve no mpihira azy :)
ny ahy ndray ty ny hira tiako @ hirand-dry zareo :-D
http://www.dailymotion.com/related/x4qhry_isika-roa_music/video/x4qhb1_teny-farany_music
10. melody ( 14/11/2008 11:19)
cutie: tsy haiko aloha we iza no tena mpihira io hira io e fa henoko ilay izy dia tiako ho hita ny lyrics-ny:wink:
tsy ratsy koa io 'teny farany' io satria mihetsiketsika fa tsy hanao teny farany izany aloha izaho e, hihihi
11. cutie ( 14/11/2008 16:22)
:-D :-D :-D :-D :-D
za hanao teny farany ka :-D
12. melody ( 14/11/2008 17:15)
cutie: inona ilay teny farany ? :lol:
13. cutie ( 14/11/2008 17:39)
efa le lazain'le hira io ka hihihihihi
(valiako ny mail refa veo :wink: )
14. melody ( 14/11/2008 18:55)
hoe mitsodrano anao ve? hihihi
15. fahamarinana ( 14/11/2008 19:04)
melody:
fahamarinana: eny tokoa akia a, niandry andry tao @ msn fona za kou

:arrow: ary tsy tazako connectée mihintsy njy tsinona kouh...na zà aza tao ho ao somary be atao nefa miditra kely ihany ato amin'ny sera aloha.kiss be e (l)
16. melody ( 14/11/2008 19:22)
fahamarinana: ok akia, mihaona eo ihany e (l) :-* :-*
17. cutie ( 14/11/2008 19:27)
13. Mpandefa : melody [ Valio ] 14-11-2008 19:55:54
Lohateny : Re : Boboh Mahavanona
hoe mitsodrano anao ve? hihihi

non toa misy we tsy mitambitamby zay le izy ka :-D
18. melody ( 14/11/2008 19:59)
ay va re misy an'izany e :-D
19. cutie ( 14/11/2008 20:07)
ie :-D
20. melody ( 14/11/2008 20:15)
ka izay no nolazaiko andry we mila lyrics fa raha tsy izany tsy fantatra izay lazaindry zalahy e.... noheveriko fa mitso-drano ilay izy :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387