sondage
21. ssendra
(
10/11/2008 12:43)
ka raha ny azy mbola ilay ngoda be noir et blanc ireny kosa ny anao mitetika ny hividy an'ity fone kely moderne misy ny rehetra ity tsy mba hi zizo ve izy hµkosa hihihihi!
22. kelly13
(
10/11/2008 12:52)
ny lhl mahita oe ny vhv no tena mpandany vola mou ny vhv mahita oe ny lhl no tena mpandany vola? aiza ny marimaritra iraisana ary e? :°)
23. ni81
(
10/11/2008 12:54)
Le zavatra ange tsy voafaritra e! fa raha ohatra fotsiny hoe mividy tel de iny fa be zizo hoe ny ahy ity koa efa mila soloina !mila fifehezantena koa matetika e! tsy hoe rehefa mividy an'ity ianao dia tsy maintsy mahazo an'itsy koa aho; na hoe mamoaka bôty tsara be i ssendra eto @ serasera dia iny koa aho fa hanenjika hividy nefa vao t@ volana ambony aho no nahazo :lol: :lol: (ohatra fotsiny io an)
24. MMS
(
10/11/2008 13:07)
Ka zay mintsy ange presque caracterenareo e!
ka raha ny azy mbola ilay ngoda be noir et blanc ireny kosa ny anao mitetika ny hividy an'ity fone kely moderne misy ny rehetra ity tsy mba hi zizo ve izy hµkosa hihihihi!
25. ssendra
(
10/11/2008 13:10)
:-D Mety be ilay ohatra ry ni81: izaho aloha kosa tsy hialona na hosorena am zay zvtr vidin'i ramose any na lafo vidy na mora vidy fa plaisir-ny iny
miasa mitsemboka izy donk manana droit amzany izy
fa ny fandaniana am sigara na fandehanana mandeha any am café misotro toaka no tsy voako fa miady mitsy aloha, izy tsy mpande mpisotro any ivelany aloha fa ilay sigara hitako lafo be ny paket iray anefa sady manimba ny fahasalamàna no vola be ariampotsiny.....IO NO mampimenomenona ahy foana....
FA Z0 KOSA refa senja tsy maha fehy tena mividy zavatra de raha manotany ny vidiny de ahenako na afeniko lay zvtr .... :-D :-D :-D :-D

26. ssendra
(
10/11/2008 13:12)
kelly13:
ny lhl mahita oe ny vhv no tena mpandany vola mou ny vhv mahita oe ny lhl no tena mpandany vola? aiza ny marimaritra iraisana ary e? :°)
Ny marimaritra iraisana rehefa samy sarotiny na samy matahotra ny hanao depense be loatra dia manokana budjet isambolana ho azy roa tonta de zaraina roa mitovy ny vola ampesaina ...SA tsy mety ve zany?????
:-P
27. MMS
(
10/11/2008 13:16)
Tsy mety zany ,lasa tsy mifampatoky ndray ,fa kosa hoe mitovy ny vola atao argent de poche dia samy mividy zay tiany! :°)
28. ssendra
(
10/11/2008 13:29)
ka otran'ny hoe mitovy ihany anie izany e! raha hoe mitovy ny vola atao argent de poche,
nahoana no hoe tsy mifampatoky, ohatra izao kajiana daholo ny vola tokony hivoaka amity volana novembre ity, lasa aby ny charges retra....NY sakafo sns, de ataoko ohatra hoe misy ambiny 500 euro dia iny no zaraina hitovy de samy mampiasa izay itiavany azy....tsy fanaoko aloha ilay système io fa lay hoe marimairitra iraisana fotsiny..... :-P

29. Papoose
(
10/11/2008 15:19)
rakapy:
Ka hitan'i Papoose ary zany!!! ny gitara na fiara na elekrtonika sns...tsy voatokana ho an'ny lhl irery. Afaka mianatra koa ianao na dia tsy mahay aza. Ary izy ireny dia mbola azonareo amidy raha toa ka tsisy vola.
lazaiko anao fa betsaka ny lhl no aleony tsy mihinan-kanina toy izy ny zvt ananany no amidiny! sady tsy mifanaja koa zany tonga dia mi se permettre mivarotra zvtr'olona zany na de an'ny vadinao aza izy, ary tsy voatery hety foana izy hoe varotina ny zavany!!
afaka mianatra gitara fa raha zvt tsy tiana dia hi forcer tena mihitsy... ny sigara koa anie afaka atao hoe afaka mifoka araka le voalaza teo fa tsy te hifoka de zay zany koa!
30. rakapy
(
10/11/2008 21:51)
Papoose> fa angaha moa ianao no hivarotra ny zavany fa izy ihany anie dia ahatsapa ny hivaotra azy rehefa tsy misy fika ahitana vola e!
Midika izany fa tsy vola very toy ny kirendrarendra hafa ilay zavatra vidiana fa mbola azo avadika vola raha toa ka tapaka.
Ny sigara sy ny toaka indray dia efa mazava angamba ny teniko tery ambony hoe ireny dia vola dorana sy vola atsipy anaty rano. Ary tsy hoe ny lhl irery no mifoka na misotro fa ny vhv koa dia misy manao izany. Nefa hoy aho hoe ny lhl no maro nohon'ny vhv. Ary tsy ny lhl rehetra koa no mifoka na misotro.
Zaranao aza ny vadinao mba nandany vola t@ gitara na elektonika na fiara fa tsy hoe lany @ toaka na revy isankarazany ny vola na koa akanjo sy kiraro hameno armoire nefa zara raha azo amidy raha sendra tapaka.

31. ikaretsaka
(
11/11/2008 01:13)
diamondra27:
ary y resaka jeux video sy resaka informatika sy cd na dvd ngah tsy holazaina
iza no mpandany vola amin'ireo
misy vevavy mandany vola @ ireo koa an
fa le resaka info ny an'ny lahy mba misy productif hoe ohatra mividy carte graphic milay be izy na carte son satria misy hilavany azy iny hoe hanao clip izy ohatra na lasa mpaka sary en herbe de mianatra mampiasa an'iny fara faharatsiny...
fa ny an'ny sipa misy an'izay vidina lafo be iznay le ordi.. nefa tsy hay akory ny features ao anatiny misy iznay mividy phone sy ipod sns lafo be iznay fa ny 1/10 n'ny accesoire fotsiny no ampiasaina!
ny bandy raha mividy electronics dia au moins ny 9,5/10 an'ny accesoires n'iny efa mba nokitihany sy ni exploreny kely avokoa..
za mahafantatra sipa mividy iphone fa ny resaka allo sy bye sy sms tsotra nisy t@ ilay phone foza orana ihany no ataony @ le iphone...
mahonena!
32. ssendra
(
11/11/2008 12:02)
za mahafantatra sipa mividy iphone fa ny resaka allo sy bye sy sms tsotra nisy t@ ilay phone foza orana ihany no ataony @ le iphone...tsy azo ry ika :?
mahonena!
33. ni81
(
11/11/2008 12:59)
tsy azo ry ikany fahazoako azy dia hoe: ilay iphone mahavita zavatra maro, novidiana lafo, nefa sms, allo, bye no mba hain'ilay sipa atao aminy; izany hoe tsy naninona raha toa ka tsy nividy io vaovao io izy fa aleo ihany ilay an'azy taloha tsotsotra.
35. Papoose
(
11/11/2008 16:46)
Zaranao aza ny vadinao mba nandany vola t@ gitara na elektonika na fiara fa tsy hoe lany @ toaka na revy isankarazany ny vola na koa akanjo sy kiraro hameno armoire nefa zara raha azo amidy raha sendra tapaka.
ny maintenance-ny koa wa mbola vola be ary efa hitako ka!
36. ikaretsaka
(
11/11/2008 20:02)
ny ahy manokana raha electronika na gitara na inona ka tena ampiasainy ilay izy dia tsary manahy amiko fa le vidiana lafo nefa atao haingon-darmoire fotsiny no tena tssss
ni81> misaotra fa azonao tsara ny tiako hotenenina sady hainao ny nanazava azy e
ni81> misaotra fa azonao tsara ny tiako hotenenina sady hainao ny nanazava azy e
37. kotobekibo
(
15/11/2008 12:16)
Rehefa mandeha eny @ magazay nareo na momba ny fitafy na ny entana , na sport ; jereo fa ny rayon natokana ho an'ny vhv d mitovy @ rayon lhl + ny ankizy
Mazava ho azy fa ny vhv no mpividy sy mpandany bb kokoa , ( ankoatr'ireo itambarana ao antrano an! )
En tout cas un peu plus kan meme .
Mazava ho azy fa ny vhv no mpividy sy mpandany bb kokoa , ( ankoatr'ireo itambarana ao antrano an! )
En tout cas un peu plus kan meme .
38. heidi
(
19/11/2008 11:20)
izay izany no sondage, ny vevavy no mandany kokoa, ary tena marina izany...
KA ny vehivavy anie mila mihetsika sy mila mandany kokoa noho ny lahy eè! na momba ny kojakoja tokatrano izany na kojakoja ho azy irery,
vola iraisana ihany io ka tsy hisy olana ko! :o
KA ny vehivavy anie mila mihetsika sy mila mandany kokoa noho ny lahy eè! na momba ny kojakoja tokatrano izany na kojakoja ho azy irery,
vola iraisana ihany io ka tsy hisy olana ko! :o
39. Noue
(
19/11/2008 13:08)
te hanao compte mahintsiny aho io aaaaa ! ny vola lanin' rams-ko @ velo-ny eeee ????? ny kojajojan-javatra rehetra eee! dray dray dray !