sondage

1. xxx ( 08/11/2008 15:19)
Iza no mpandany vola kokoa ny lahy sa ny vavy raha resaka couple no jerena???????
2. Noue ( 08/11/2008 15:44)
samy mpandany eeeee ! lazaina foana oe ny vavy no tena mpandany vola fa mitovy iany eeeee !
misy vavy zao oatra oe mpandany vola @ akanjo , kiraro , poketra sns fa ny lahy jereo kely anoe ny vola laniny refa te hikojakoja ny fiarany zay izy eeeee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 08/11/2008 16:13)
Voalazan'i Noue ny marina, hoy izy rhf vhv dia mandany @: akanjo, kiraro, poketra, sns..; dia rhf lhl dia mandany @ fiara.
Iza ary izany no tena mandany??? :lol:
4. ssendra ( 08/11/2008 19:39)
toa mitovy ihany ny fandaniana, raha lahy mifoka sigara ny vavy tsy mifoka fa varina am produits de bôté , sns de mitovy ihany fa ny vavy mahay mitsitsy kokoa :°)
5. Samoana ( 08/11/2008 22:22)
- Raha resaka sakafo dia ny lahy no mandany ny vola satria ny vavy manao rezima
- Raha jiro sy rano dia ny vavy satria sady elabe ao @ douche no miraikitra eo @ ordi sy ny télé!!
- Raha kiraro sy akanjo mbola ny vavy ihany satria ny bandy mionona @ adidas sy blouson 1 na 2
- Raha resaka fiara mbola ny vavy ihany satria tsy maintsy entina mitsangatsangana sy miantsena etsy sy eroa
- Raha fetifety koa mbola azo atao hoe ny vavy ihany satria ny bandy voatery mandeha mana gardakôro fotsriny hihihi
- Gazety 1 fotriny koa no mbola vakian'ny lahy fa ny vaiavy tsy maintsy magazina 3 raha kely no vidiana

Tena mampandany drala mihintsy ianareo mpandrava...ka tokantrano kah! :wink:
6. rakapy ( 08/11/2008 23:56)
Io aloha tonga dia mazava ny valiny fa ny vavy e! angamba isika lhl tokony mba handany vola misimisy toa ny vhv amin'izay mba mitovy ny zo?
Mba alaivo an-tsaina anie raha ny lhl no mandany andro sy vola any amin'ireny fivarotana akanjo sy fanam-boarana volo ireny isan-kerinandro e!
Mba miezaha manao douche elaela, mba miezaha mividy magazine de beaute, de mba miezaha mikisikisina rehefa hiala ny trano.
Angamba mety mba handroso lavidavitra kokoa ny firenena raha samy manao toy ny vhv ny lhl.

Ny lhl dia io fiara io ihany no andaniana vola. Tsy mba miheritreritra ny momba antsika mihintsy isika. Io fiara io anie ka tsy ialahy irery no mahita tombotsoa amin'io fa i ramatoa ary no tena mahita tsirony e! Vita ny service-ny ary tsy mila mandany vola any @ mecanicien aza izy satria ialahy dia eo hanamboatra azy. Avy eo dia izy no hitondra sy hitanigina ny asasaran'ialahy. Ary mbola arahiny latsa aza raha toa ka mandany andro na mandany vola @ fiaranareo ialahy.


:-D :-D :-D :-D
7. Papoose ( 09/11/2008 03:00)
za mahita hoe ny lhl no mandany kokoa satria matetika ny azy tsy de zvt betsaka fa le mivaingana ray iny fa ny vidiny maneno be! dia ny maintenance-ny ko tain'alika fa lafo be!
ny an'ny sipa plutot be vidiana fa tsy mahatakatra ny an'ny somme ny an'ny lhl
8. ssendra ( 09/11/2008 03:58)
Samoana:

- Raha resaka sakafo dia ny lahy no mandany ny vola satria ny vavy manao rezima
- Raha jiro sy rano dia ny vavy satria sady elabe ao @ douche no miraikitra eo @ ordi sy ny télé!!
- Raha kiraro sy akanjo mbola ny vavy ihany satria ny bandy mionona @ adidas sy blouson 1 na 2
- Raha resaka fiara mbola ny vavy ihany satria tsy maintsy entina mitsangatsangana sy miantsena etsy sy eroa
- Raha fetifety koa mbola azo atao hoe ny vavy ihany satria ny bandy voatery mandeha mana gardakôro fotsriny hihihi
- Gazety 1 fotriny koa no mbola vakian'ny lahy fa ny vaiavy tsy maintsy magazina 3 raha kely no vidiana

Tena mampandany drala mihintsy ianareo mpandrava...ka tokantrano

kah! :wink:





:-D :-D :-D marina daholo io fa ho avy eo koa aho itanisa fa andraso kalou :-D
9. ssendra ( 09/11/2008 04:02)
Papoose:

za mahita hoe ny lhl no mandany kokoa satria matetika ny azy tsy de zvt betsaka fa le mivaingana ray iny fa ny vidiny maneno be! dia ny maintenance-ny ko tain'alika fa lafo be!
ny an'ny sipa plutot be vidiana fa tsy mahatakatra ny an'ny somme ny an'ny lhl



:-D marina mitsy ry papoose ah! mody hoe tsy mandany vola firy fa ny zvtr vidiana lafo be, ohatra fotsiny raha misotro vin à table mandany 2 bouteilles par jours anefa ny vin vidina amin'io mba tsy maitsy lay bon vin lafo lafo ireny hihihihh raha mifoka koa dia mbola otrzay ihany anefa ny paket ny sigara efa lafo velona....
10. diamondra27 ( 09/11/2008 12:19)
ary y resaka jeux video sy resaka informatika sy cd na dvd ngah tsy holazaina
iza no mpandany vola amin'ireo
11. ssendra ( 09/11/2008 12:41)
Ary ny resaka boky histoire ireny.....misy sipa atako izay mikilay mitsy izy fa isakerin'andro mividy boky histoire taloha ireny foana ilay vadiny anefa ny boky iray efa ho 100 euro latsaka kanefa mahidy am zvtr hafa hihihih
miditra ny tranony amin'io otran'ny miditra bilbiothèk ao am salon feno boky mirafitra ny riddrina efatra hihihih
12. simplex ( 09/11/2008 13:09)

ra atao bilan @ 1 taona ngamba mety mitovitovy ihany ny lany, mety ho ny lahy aza no manindry kokoa.

Fa ny tena mahasamihafa azy dia ny lahy depense d'investissement izay in-1 na in-2 isan-taona ihany zany hoe zavatra ilaina a long terme fa ny an'ny vevavy ze zavatra mahafinaritra azy rehetra (na dia mbola tsy fantatra aza ny ampiasana azy) dia tsy maintsy vidiana.
Eritrereto fotsiny hoe inona tena maha-pinamana ny vevavy:
* miaraka manao shopping
* manoko resaka

soa ihany fa mba misy mahatsapa tena ny sasany refa depensive loatra...

:arrow: c'est la vie!!
13. ssendra ( 09/11/2008 13:23)
11. Mpandefa : simplex [ Valio ] 09-11-2008 14:09:41
Lohateny : Re : sondage

ra atao bilan @ 1 taona ngamba mety mitovitovy ihany ny lany, mety ho ny lahy aza no manindry kokoa.


marina mitsy io ka!

ilay manoko resaka miaraka misotro café na dité eny am terasse isaky ny semaines d mihinana gatô :-D mandry ny 6euro eo hoe eo
14. rakapy ( 09/11/2008 20:39)
Ka izay mihintsy anie no zava-miseho e! Ny lhl raha manao depense dia mba zavatra azon'ny vhv ampiasaina ihany koa (Fiara, electronique sns...)
Fa ny an'ny vhv dia zavatra ho an'ny tenany manokana no anaovana depense. Ataonay lhl ahona moa no hidraikodraiko @ kiraro avo voditongotra sy lokomena na dia feno aza ny armoire ao an-trano? :-D :-D :-D
15. sakaizakely ( 09/11/2008 21:44)
sssssssshhhhhhhh

fanontanian'ny manambola kou zany nefa tsy itako ze idirana @ zany, sady fifaninanana ve ny fandaniambola aminareo e ? :roll: :roll: :roll: indrindra fa @ zao vanimpotoanan'ny kriz mondial zao izao tsy misy vola ho lanilaniana am tsy napany zany fa asa ho anareo bevola tkou angamba

nen'ny sasany ndray ze hitany in2 in 3 de iziriziriany oe zao, nefa raha mba mivoaka kely fotsiny nareo mandinika ny any am firenena hafa de hahita fa mifamadika be ny konklizion-nareo

misy miteny fa ny vhv mpandany vola, amiko zany tsy mitombina satria misy koa vhv mahay mandanjalanja tsara. Misy mantsy @ ankohonana sasany ny vhv no mitana ny comptabilité ka mahay mitsitsy tsara, sady raha tsy misy vola laniana de haninn anefa ?

misy vhv tia mitety magasins de bricolage, mividy fanaka sns... ho an'ny mpianakavy zany fa tsy ho an'ny tenany manokana :-@ :-@ :-@
toy izany koa misy lhl tia tena, dia misy lhl mitsinjo ny ankohonany, ohatra ireny passionné de home cinéma sy multi média ireny, zavatra iarahana am ny ao antrano ihany

samy manana ny fanaony fa tsy misy hoe rehefa vhv de zao de rehefa lhl de zao :-@ :-@ :-@
16. Papoose ( 09/11/2008 22:19)
rakapy:

Ka izay mihintsy anie no zava-miseho e! Ny lhl raha manao depense dia mba zavatra azon'ny vhv ampiasaina ihany koa (Fiara, electronique sns...)
Fa ny an'ny vhv dia zavatra ho an'ny tenany manokana no anaovana depense. Ataonay lhl ahona moa no hidraikodraiko @ kiraro avo voditongotra sy lokomena na dia feno aza ny armoire ao an-trano? :-D :-D :-D


LOL betsaka mihitsy no zvt lafo nefa tsy azoko ampiasaina satria tsy haiko toy ny hoe gitara, vidiana lafo ery, zah tsy mahay gitara na de mety azoko ampiasaina aza..... na koa hoe sigara lafo azoko fohana saingy zah tsy mifoka isan'andro.... ny makiazy koa anie mba azon' ny lhl ampiasaina eeee... nefa tsy ny lhl rehetra no manao makiazy!!ohatra aby zany

dia rehefa tsy mividy akandro ny sipa dia avy eo ndray lazaina fa tsy mba mahakarakara tena...rehefa mividy lazaina fa mandany vola de tsy beny ihany....ny ekena fotsiny dia hoe faut savoir la limite!!!!


17. rakapy ( 09/11/2008 23:42)
Ka hitan'i Papoose ary zany!!! ny gitara na fiara na elekrtonika sns...tsy voatokana ho an'ny lhl irery. Afaka mianatra koa ianao na dia tsy mahay aza. Ary izy ireny dia mbola azonareo amidy raha toa ka tsisy vola.
Ny sigara sy ny toaka kosa aloha dia mandoro vola avy hatrany no fijeriko azy ary io dia na lhl na vhv dia samy mifoka na misotro fa ny lhl angamba no tena maro.
Ny makiazy indray dia tsy afaka ho zaraina @ lhl (raha tsy hoe ireny sarin'dikotra ireny angaha) Ary sarotra ny mivarotra azy raha toa ka efa nampiasaina. Vola very.

sakaiza> toa tsy arakao ilay resaka mandeha eto ko! tsy mifaninana mandany vola no resaka eto fa hoe iza no "mpandany vola? ny lhl sa vhv"
Midika izany fa tokony hitsitsy fa tsy hividividy zavatra fahatany.

18. MMS ( 10/11/2008 11:54)
Marina io rakapy a!
Raha atao ny analyse de le vevavy no tena mpadany satria raha mividy zavatra
iray ny lhl de tsy manaiky le vhv raha un peu plusn'ny nividianao azy ny zavatra ho vidiny rehefa avy eo!
19. ssendra ( 10/11/2008 12:18)
Ka mba lazao kely ary hoe izany zavatra vidin'ny vevavy mampimenomenona anareo lehilahy taoko zavatra ampiasainy adanvan'andro ihany no ampesainy..... :°)
20. MMS ( 10/11/2008 12:29)
Le zavatra ange tsy voafaritra e! fa raha ohatra fotsiny hoe mividy tel de iny fa be zizo hoe ny ahy ity koa efa mila soloina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3931