Ny tsiron'ny sakafo koa tena hafa ny any @ tanàna , fa tsy koi , tsy ary ho azo daholo ny fandriana mafàna sy ny valàla mana-tody .
Ny hena , vary gasy , letchie ( letchie gasy no tonga aty , fa saingy mbola maintso kely d efa tangosana , masaka any anaty sambo mandra-pahatongany ary tena tsy mitovy @ ilay masaka ampotony tahaka ny any @ tanàna sady glady ery ) , poivre , curry ,... :}