Inona no tsy nahatamana anao taty ?
21. niryna
(
10/11/2008 01:56)
fijo:
tsy ampy revy mihintsy aty,le revy gasy no tiako lazaina eto
ssendra:dia mba mijerijery ato amin'ny internet ato aloha toy ny hoe masombahiny,sady mamaly ny ankizy no mba mihaino hira kely
io aloha kosa dia marina indrindra fa aty aminay aty, tsy mba misy mihitsy artista mba tonga manao specta fa any la frantsa ihany ry zareo
dia ny tena tsy mahatamàn,
ny hiver lava loatra mandreraka be sy ilay humide lava manorana lava aty aminay....mankaleo tsy mahatamàna hany ka raha mba tonga ny vakansy dia ny ho any amin'ny firenena be masoandro ihany no tiana haleha...sady amin'izay koa manao pantaloha double rehefa tena mamanala be iny ary tena mavesatra sy tsy misy bikany daholo rehefa mangatsiaka ny andro.
:D
22. niryna
(
10/11/2008 01:58)
ni81:
Ilay mangatsiaka koa no tena tsy tiako, dia misalobona anaty doudoune foana mandritry ny volana maro (ny tena koa frileuse)
Ny ahy ny tsy mahatamana ahy lay tsy itovizan'ny any sy ny aty ,hafa ihany ny any antanàna refa fety zany:(
ni a io andro mangatsiaka io no tsara andehana any dago raha vao tapitra mihitsy ny hatsiaka fa fotsifotsy mavamavana ery ny tava tonga any ,hi,hi mbola bobokin'ny hatsiaka dia fotsy be
:D
23. niryna
(
10/11/2008 02:01)
ssendra:
ny taxe taxe aloha isaky ny mihetsika kou no tena mankaleo....
marina tokoa izany ,fa ny any amintsika dia efa mitovy ny vidin-javatra aty daholo ny sakafo (hena ) ary lafo lavitra ny lasantsy ,ny vidin-javatra koa midangana be dia toa feno vola ny tanana ,no tsy hay intsony koa ilay izy dia ny ankizy no asiana miady varotra sy mandray ny ambim-bola.Aty toa kely dia mora fantatra ny fameriny
24. niryna
(
10/11/2008 02:04)
booboo:
tsy hoe tsy mahatamana anà loatra fa manirikiry dia ilay taxes taxes io kounkou ! dia ny ttsy efa zato amby arivo sy iray hetsy takiana isaka izay manao truc kely ( dia nefa ndraindray mbola verezen-dry takaka ihany :^) ), dia ny kléra n'ny akanjo rehefa automne sy hiver, bouh ! ohatra nidonam-pahoriana zany aby na ny endriky ny oul aza...
izaho koa aky variana naheno izany tamin'ny zandriko a.toa midonam-pahoriana daholo izahay aty hoy fa manao akanjo maintsy foana. ilay taxe dia hitovizana daholo io ka fa tsy dia mampiraika intsony satria efa zatra,ny akanjo indray ny anay tsy mandoa raha mbola vao latsaky ny $100
25. niryna
(
10/11/2008 02:08)
ssendra:
Ny kléra ny akanjo maizina ndray aloha tsy dia mampaninona ahy fa anisan'ny kléra tiko ny mainty na am été aza aho mbola mahita manao top kléra maity ihany hihihihih
fa miresaka loko mainty hianareo fa toa mampahia izany anie hono ny fijerin'ny olona manao akanjo mainty e,rehefa manao akanjo fo tsy dia toa nahazo aina izany ilay olona .Toy ny hoe rehefa tiana ho ngeza ny fijery ny efitrano dia lokona fotsy ny plafond dia mazava volo ny rindrina fa efa nahita ireny plafond maity ireny tokoa aho fa toa sanatria maizina be toy ny ao am-pasana izany ilay trano
:cry:
26. niryna
(
10/11/2008 02:09)
ainaheri:
vale>> ny any dago kou milahatra refa avy manao course ao @ magazay ka
Ny ahy ny tsy mahatamana ahy lay tsy itovizan'ny any sy ny aty ,hafa ihany ny any antanàna refa fety zany
vale:ny mba mahatsara azy koa dia akaiky ny tsena ary saika misy izay tadiavina .
ainaheri:
:-D :-D :-D ay moa, fa ny any anie mba afaka mandeha eny an-tsena fa aty voatery :x
27. niryna
(
10/11/2008 02:11)
vale:
ts tiko mintsy rehefa sendra an'le oul miadana be eoooo, ts mba mieritreritra mints oe ny oul ao ariany miandry dol, iny tena ts tantiko mintsy,lolll
tadidinareo ilay hoe tsy azo atao ny miresaka ny mpamily ?
ny aty koa dia be resaka ilay caissier dia tsy mandeha amin'izay laoniny ny zavatra ,tsy tiako mihitsy hila ho teneninana hoe ity koa be resaka :D
28. Papoose
(
10/11/2008 03:09)
niryna:
ny akanjo indray ny anay tsy mandoa raha mbola vao latsaky ny $100
io tiko mintsy, dia kiraro koa ka! :wink:
29. Lejoba
(
10/11/2008 13:15)
Ilay manirery henjana be. Krismasy voalohany saika nitomany mihitsy, nahatsiaro ny "arbre de Nöel" masiso kely tany @ tanàna
Dia aza voan'ilay sendra marary ao an-trano fa dia mahatsiaro an'i maman mihitsy aloha eh.
Sady aty tsy maintsy manao raharaha foana : mihinan-kanina in-3 isan'andro = in-3 isan'andro mieritreritra hoe inona ny hohaniko, dia in-3 isan'andro mikarakara sakafo, dia in-3 isan'andro mihinana ilay nandreraka teo, dia in-3 isan'andro mampirina sy manasa vilia. Dia rahampitso koa re-belote indray. Arako @ izay hoe maninona no mandeha be ny resto, fast food ary traiteurs aty. Dia manasa lamba dia mipasoka, dia manasa kabine sns. aiza ary IKalasoa ? (Ilay sôlafan-dRabôfy io)
Dia ny fety aty maimaina kely fa tsy ambiance be toy ny any @ tanàna. civilisés hono izany dia tout avec modération eh.
Fa aza tratran'ilay taxe @ rentrée iny aloha fa tena mangatsiaka tampoka hatr@ bon souvenirs t@ vacances, mi-depra ampian'ilay toetr'andro.
Dia ilay vozongo izany raha himenomenona an. Zavatra kely tsisy dikany izany, vao mainka te-handrangitra.
Dia mahakivy be mahita "zazakely" milalao fitia, ny vadin-dry zalahy (sy ry zavavy) mihodina. dia hoy aho hoe "mbola hendry ihany ny Gasy kah". Ny aza voany ihany eh
etsetra etsetra eh.
Tsaroana mihitsy aty hoe "l'argent ne fait pas le bonheur"
;-) :{ :-D :^)

30. niryna
(
11/11/2008 05:24)
Papoose:
niryna:
ny akanjo indray ny anay tsy mandoa raha mbola vao latsaky ny $100
io tiko mintsy, dia kiraro koa ka! :wink:
ary ilay lamaody izao dia manao an'iny daholo ny rehetra :D
31. niryna
(
11/11/2008 05:36)
Lejoba:marina tokoa izany,izaho aza mbola mitomany indraindray fa malahelo ny mamako,miaraka foana ny fianakaviana manao herin'andro masina,maizina be amin'izany tsy misy fiara kanefa dia mandeha tongotra any am-piangonana .
Ilay manirery henjana be. Krismasy voalohany saika nitomany mihitsy, nahatsiaro ny "arbre de Nöel" masiso kely tany @ tanàna
Dia rehefa reveillon dia miaraka ny fianakaviana dia manao hors d'oeuvre kely ,tena matsiro ery :D
:cry: tena marina izany,ilay teraka aty tsy misy reny koa no dange kou ,tsy mahafantatra izay tokony atao firy
Dia aza voan'ilay sendra marary ao an-trano fa dia mahatsiaro an'i maman mihitsy aloha eh.
tena marina izany ,dia manao vazivazy koa izahay hoe aiza ary Verokely e ?
Sady aty tsy maintsy manao raharaha foana : mihinan-kanina in-3 isan'andro = in-3 isan'andro mieritreritra hoe inona ny hohaniko, dia in-3 isan'andro mikarakara sakafo, dia in-3 isan'andro mihinana ilay nandreraka teo, dia in-3 isan'andro mampirina sy manasa vilia.
Dia rahampitso koa re-belote indray. Arako @ izay hoe maninona no mandeha be ny resto, fast food ary traiteurs aty. Dia manasa lamba dia mipasoka, dia manasa kabine sns. aiza ary IKalasoa ? (Ilay sôlafan-dRabôfy io)
Dia ny fety aty maimaina kely fa tsy ambiance be toy ny any @ tanàna. civilisés hono izany dia tout avec modération eh.
sady toa tsy mba mamoaka izay tena ao anatin'ny fony tokoa ny olona e
marina tokoa izany e ! raha ny tena ve no mitaritarika toa ireny tsy ho tapaka ery ny fe ?
Dia mahakivy be mahita "zazakely" milalao fitia, ny vadin-dry zalahy (sy ry zavavy) mihodina. dia hoy aho hoe "mbola hendry ihany ny Gasy kah". Ny aza voany ihany eh
Fa izao kosa efa feno ankizy- tanora mifampitantana eny amin'ny arabe ka dia variana ny tena .
hoy ilay olona izay hoe ny vola samy manana fa ny isany no tsy mitovy ,hi,hi. ary rehefa mahay mionona dia mahita fifaliana e ?
Tsaroana mihitsy aty hoe "l'argent ne fait pas le bonheur"
;-) :{ :-D :^)
32. Papoose
(
11/11/2008 16:40)
niryna:
ary ilay lamaody izao dia manao an'iny daholo ny rehetra :D
raha mora ka tsara dia vidiko tsy maninona na dia manao azy daholo aza ny olona fa tehiriziko rehefa leoleo za manao azy dia aondrana mody rehefa mody :D
33. vale
(
11/11/2008 17:18)
"arbre de Nöel" masiso kely tany @ tanàna:-D :-D :-D iny dray no tsitako, :-D
tsaroana aby izany na ny vorona sy henakosoa, na ny famonjena sasak'alina de le miandry bonbons avy eo! :(
ny xmasy alo ny ahy mba vitavitan'ny oe avy mikaly de mibalady mijery tanàna mba mahafinaritra am le rava-dravaka etsy sy eroa, fa ny tena ts afako tam za vao tonga teto 1, ny nanao réveillon tao am-pandrina, fa le oul niara-nipetraka tamiko izany efa zatra tokana de tsy nanao programa hivoaka, naika ts maraina ny andro, tena mbola tsaroako foana,hmmmm
34. ni81
(
11/11/2008 18:14)
hoy vale
ny nanao réveillon tao am-pandrina, fa le oul niara-nipetraka tamiko izany efa zatra tokana de tsy nanao programa hivoaka, naika ts maraina ny andro, tena mbola tsaroako foana,hmmmm:-D :-D :-D
36. niryna
(
12/11/2008 04:13)
niryna:
ary ilay lamaody izao dia manao an'iny daholo ny rehetra :D
Papoose:hianareo ve mba manao toa ahy koa hoe entiko mody ity ? toa tapitra hoey entina mody avokoa kanefa rehefa tonga ny fodiana dia tsy zaka ,misy zany andoavam-bola be izany ny valizy iray .
raha mora ka tsara dia vidiko tsy maninona na dia manao azy daholo aza ny olona fa tehiriziko rehefa leoleo za manao azy dia aondrana mody rehefa mody :D
Raha vola no omena ny olona dia tsy dia tiany loatra fa raha zavatra kely aza dia mahafaly ny fony tokoa
37. niryna
(
12/11/2008 04:19)
"arbre de Nöel" masiso kely tany @ tanàna
vale:izahay indray ilay hoentin'i mamanay mitety fianakaviana sy izay olona tonga ao an-trano dia mahazo bonbons daholo ,dia mahazo vola koa ry mama avy amin'ireny zoky efa lehibe ireny.
:-D :-D :-D iny dray no tsitako, :-D
tsaroana aby izany na ny vorona sy henakosoa, na ny famonjena sasak'alina de le miandry bonbons avy eo! :(
ny xmasy alo ny ahy mba vitavitan'ny oe avy mikaly de mibalady mijery tanàna mba mahafinaritra am le rava-dravaka etsy sy eroa, fa ny tena ts afako tam za vao tonga teto 1, ny nanao réveillon tao am-pandrina, fa le oul niara-nipetraka tamiko izany efa zatra tokana de tsy nanao programa hivoaka, naika ts maraina ny andro, tena mbola tsaroako foana,hmmmm
:D :D :cry:
Izaho hatramin'izao woa mbola malahelo an'i mamanay rehefa krismasy indrindra ka miangona dia misy feon-kira gasy :cry: :cry:
fa na betsaka aza ny sakafo aty mbola hafa ihany tsiron'izany any amintsika hoe henan-kisoa sy vorontsiloza izany .
38. bilakarenjy
(
17/12/2008 18:14)
le tokony ahatamana aty aloha dia , resaka vola , fa ny ankoatr'izay de tsy misy fa aleo any an-tanana .
Misy any daholo zay tadiavinao eto ,fa ny fidiram-bola miditra @ olona tsirairay fotsiny no tsy mitovy .
Ny revy aloha dia matsatso be eto e! , rehefa mety resaka revy .
Ny feeling tsy miainga mihitsy fa mifampîandry izany .
Ny fiainana dia toy ny omaly ny androany .
Ny sakafo zany moa dia AOTRA .
Vao mivoaka ny trano ianao zay de fantaro fa tsy maintsy voafehy .
Zay atao rehetra dia mandreraka daholo .hany ka samy mifampy lagy .
tsy mba manana fahafahana tanteraka eto fa toy ny robot .
Rehefa vacance kely iny vao mba misento kely ,mijery akoho sy ganagana raha ahita .
Sampona be ny fiainana aty e!, fa de vola fotsiny no atao misimisy e!.

39. kotobekibo
(
17/12/2008 19:26)
Ny zvt nohalelovako d ny hoe tsy hamadika intsony izany sakaa :(
Reveko anie ilay feeling @ famadihana gasy iny an!!!! aie aie aie , aoka fotsiny .
Mbola hitako ery ireo olona bdb miaramiala satroka @ hira ataon'ny mpitsoka mozika manao hoe palàn , palàn , palàn ....
Gaga b zà t@ voalohany hoe inn ary ity ? ref vita ilay hira vao kôpy hoe hay " ry tanindrazanay malàla " izy teo , aza lé zefa ihany an! :-P :-P
D ref avy eo misy le mijijy kely iny , sady raikitra @ izay lé mitoto tany iny , manao hoe koosoy , hiiitsaho ,.... mitorajofo ery ilay vovoka mena b .Miampy dihi-tànana sy dihi-soroka , waouw !
Ilay sakafo b menaka , d ny menaka atondraka @ zinga ao anaty sakafo . Mihosona ny tena retra . Tsy mifankahita mihitsy , ny antsi-pika @ izany efa tsara afina ery , mba ahafahana manombina ilay sofin-kisoa vao eo ampandorana sy ny rambony :D
Ny taoka gasy ( angamba 300° ) @ izany afifampi-pasiana @ zinga koa , sady tsy misy vera izany fa tsy maintsy misotro @ ilay zinga dôly . Tsy atahorana ny mikroba satria tonga d matin'ilay taoka mahery b . :-D :-D
Fa d tena faly tanteraka e! :roll: