barack obama : filoha ameriknina faha 44
41. rabilabila
(
07/11/2008 15:45)
naughtyboy:
rakaroka > :-D :-D ra izany no izy de omena mission daoly ry zalahy mitady mpitondra tena malagasy kah , mbola ho tadiavina daoly ny zafikelimbazimba sy taranany hilatsaka @ fifidianana manaraka 2012 de ho tonga @ zay faniriany reo mihevitra ny malagasy ho ra madio tsy mifangaro..
Mety ho tsara ihany ilay fitadiavana ka!!
Mety hampandroso ny fikarohana momba ny "peuplement de Madagasikara "
Ary mety ho betsaka no ho deçu an!!
42. naughtyboy
(
07/11/2008 16:04)
rabila > :-D de miandry ny vaovao zany zahay ko inn ndray :lol:
nena kalo de tsy miova olompirenena malagasy anarina sy anome lanja an'i Madagasikara ary mandala ny zo sy ny satany Malagasy no mahamaika ho tadiavina fa tsy le malagasy tsy mifangaro ra..
nena kalo de tsy miova olompirenena malagasy anarina sy anome lanja an'i Madagasikara ary mandala ny zo sy ny satany Malagasy no mahamaika ho tadiavina fa tsy le malagasy tsy mifangaro ra..
43. rabilabila
(
07/11/2008 17:04)
Ka tsy tokony hampiova nge ilay izy e!!
:)
Fa maro ireo milaza fa Malagasy satria Madagasikara no taniny ,nalatsahan'ny tavoniny ,ny an-drainy ,ny an-draibeny , ny .........an- xraibeny ( Fahamarinana ohatra)
Maro koa ireo milaza fa Malagasy satria mitompo teny fantatra hoe :Malagasy ray Malagasy reny ; ka ho an'ireo indrindra no ho olana satria raha mahita fototra jenetika arabo , na sinoa ,na indonéziana, na bantou , na bushman ao tampoka dia ahoana !!!!!!
Ny ahy aloha izao efa fantatro ko!! Afrikana aho any amin'ny Raiko ary Indoneziana aho avy any amin'ny Reniko .Tena nanaovako prélèvements mihitsy hanampenako vava ireo MAP ( merina andriana protestà) manenika ny fianakams , fa tena maty aho ry Naughtyboy , "tsy misy ilàna azy ,hono, ny siansa !!Nga tsy loza!!

44. finoanaranoray
(
07/11/2008 18:18)
nikah:
Aleo in-1 mba hoentin'ny maity e!Hijerevana azy.Ahoana no ho ny fotsy foana no ho mpitondra fahefana??????????????
Mahatsiaro manokana ireo tsy fotsy efa nitondra e hoatra i Koffi anan sy Boutros boutros gali (tsy fotsy ary ve io o!)...firenena fotsy ampolony maro no efa nentin'ireo tao amin'ny Nations Unies...
45. naughtyboy
(
08/11/2008 19:25)
ozy rabila
"Tena nanaovako prélèvements mihitsy hanampenako vava ireo MAP ( merina andriana protestà) manenika ny fianakams , fa tena maty aho ry Naughtyboy "
hay v :? fa zao e za kalo de tsy mba mirevy @ le lasitra petatoko oe tsy maintsy otraotran'ito na itsy vao malagasy na mahazo milatsaka filoha na angalana DNA sample vao azo porofoina malagasy,etiko @ saina tsotra oe malagasy saina fo sy fanahy de manana zo malagasy izay miampy fitiavantanindrazana de manana ny sata ..satria ireo no mahaolompirenena ny SARANGA de nampiasainy vazaha amotehana antsika na arampiavina na arampiarahamonina na aratsosialy ...

46. tsimati
(
12/11/2008 07:23)
Omany ary hasehoy ny maha-fatratra anao ra-naughtyboy dia manantena izahay fa ianao be mokondoha io no faha-45 any. :-D :-D :-D
48. penguin
(
13/11/2008 14:47)
naughtyboy indray tena mahery ka. Marina ny anao ary efa voalazako tany aloha tany fa ireo no tokony ho filoha sy praiministra miampy an'i bazylou.
50. tsimati
(
14/11/2008 15:13)
Zakanao izany ry naughtyboy ary inoana fa tena fatratra nohon'ny rehetra ianao milaza ny sasany ho le zao sy lezao io a. izaho mino tanteraka fa ny vazaha no pahana tsy nahita anao hatramin'izay ka aty amin'ny serasera sisa hanehoanao ny maha-fatratra sy be mokony anao.
52. penguin
(
18/11/2008 14:07)
Lasa saina ve sa mbola tsy mandinika ihany alohan'ny hatory na vao mifoha fa faly hitanisa fahalalana ihany ra-naughtyboy ééé?
53. naughtyboy
(
18/11/2008 14:55)
ary le faly manenjika any notty mahafaly ahy satria reny vato atorany ireny nge no anorenako seza ankalana hipetrana e ...ra tsy zaka ny moly de soloy heroin =))
54. penguin
(
18/11/2008 15:48)
Omeo owa ny vitanao ho an'ny vahoaka fa aza be resaka. Ny filohanay izao no mahavoa ka aloana ary mitandrema sao tapaka lalan-drà =)) =)) =))
55. naughtyboy
(
19/11/2008 11:48)
:@ :@ filazana:mahatapaka lalandra ny fifohana rongony fa mitandrema..
56. penguin
(
19/11/2008 16:04)
Ianao zao ra-notti no eo ampifohana io mandinika ty fahavoazana. Tsy mahafaty baolina nefa miseho katraka.
57. naughtyboy
(
19/11/2008 17:54)
fadindrazana reny fa mazotoa zankely,ataovy be ambosika fa i notty katraka foana fa tsy vandrobory =))
60. penguin
(
28/11/2008 13:19)
naughtyboy katraka voahandro naharitra sady novorahan'ny karbonetra :-D :-D :-D , Tandremo ihany sao miparitaka fa masaka sy mivorana loatra. Mibotsina amin'ny tsy ahoana sa fena be moa ? FILOHA MALAGASY = RA8. Ka ahoana hivoraka sa marary fo sa hitomany Obama ?