barack obama : filoha ameriknina faha 44
21. piste
(
05/11/2008 17:02)
Enga anie mba ho olom-bitsy no mivoy io toe-tsaina ambany io eto @ serasera sy ny any Dago. Rah mbola ny apparence ety ivelany no hi-juger-na olona iray dia maivana loatra, sady tsy foto-pisainana gasy raha teo izay manindrahindra ny " fanahy no maha-olona".
Mampalahelo fa atao akory moa.
Mampalahelo fa atao akory moa.
22. sipagasy
(
05/11/2008 17:25)
HS kely, ary ato misy tsy mamaky akory fa mandray an-tendrony tonga dia miwawawa beh avy eo annn...
tohizo ny dinika fa mahafinaritra e!
tohizo ny dinika fa mahafinaritra e!
23. nanahary
(
05/11/2008 21:27)
aza matahotra ianao Ravatorano fa na ny kabaran'i Barack Obama aza tsy misy faha mihitsy amin'ny talentan'i kabary nataon,i Tompokolahy Martin LUTHER KING ary fataro tsara fa i Ato OBAMA anie tao aminy Havard no nianatra e ,intellig izy ary koa ny vadiny sy izy dia manana PHD izy mivady .HIGH SKILL .manampahaizana e,maranitra,ary hanampy any Afrique tokoa izy .
24. rakaroka
(
05/11/2008 22:30)
Tssss!.... Ny mahafinaritra ahy dia "mitombo indray ny "finoako" @ act-up
, ary aleo mb^o hirahira toa izao no aserasera hianaka fa tsy sanatria ny
sorisory efa mpanjo hatr'izay ny tsy fotsy hoditra
http://fr.youtube.com/watch?v=jjXyqcx-mYY

26. ravatorano
(
06/11/2008 06:16)
tena lasa resabe iny ary tsy nampoiziko mihitsy ho nitarika lava reny ka lasa niditra hataramin'ny fandehanan'ny korale any indonezia :-D :-D :-D
fanamarihana kely : ilay faomba nandraisanareo ny teny izay nosoratako no lasa lavitra be fa marihiko fa za dia tsy niteny na nihevitra mihitsy hoe tsy hanaiky olo kafa izay lanimbahoaka ka hitondra ny tany sy ny fanjakana na aiza io na aiza ary na iza io na iza !
Tsara ihany aloha nitenenako azy iny mba nahalalako ny réaction ny be sy ny bobaka teto ary koa nahatsapako fa misy tena politisianina be eto amin' ity sehatra ity .Ialako tsiny indrindra amin' ireo izay tafitohina tamin 'io teny io ary anaovako azafady eto izany !
ny hevitra moa samy amin'ny azy ary tsara ny manitsy tena rehefa misy hitan'ny tena fa nisy nibilabila kely tany ho any fa na izany aza amiko dia somary kely finoana ihany aho tamin'ny fahalanian'Ingahy Obama ary tsy izaho irery fa maro ange ireo mpanoratra angazety sy mpanao politika maro tany ivelany tany nanana an'izay eritreritra izay e !
za tsy ni "juger" izay apparence " ivelany izany satria raha izay dia itako fa Ingahy Mc Cain aza mbola marefo kokoa rtaha mihoatra ami'ny fahatanoran'Ingahy Obama ka mba vakio tsara aloha e !
Aleo hitohy ny fety e ! fandresena ve no azo ka tsy hilanonana !
=D> =D> =D> Obama ^:^ ^:^ ^:^

27. fahamarinana
(
06/11/2008 06:29)
:arrow: ravato : andraso aloha jerena ny zavatra ho entiny fa lasa tonga dia condamné alohan'ny fotoana kosa izy e.Ny atao no ho hita,hatreto dia toa mahafinaritra ny projets natolony ka asa raha ho tafa daholo....
Ny ahy manokana dia miara-paly aho amin'ny fiovan'ilay toetsaina tanteraka :tsy nifidy loko fa nijery akaiky ny promesses.Io moa tahaka ny politika rehetra ihany :ao ny be resaka,ao ny manao zvtr,ao ny mangala-bola,ao ny mahavita bobaka be...:) (l)

28. rabilabila
(
06/11/2008 08:01)
fanamarihana kely : ilay faomba nandraisanareo ny teny izay nosoratako no lasa lavitra be fa marihiko fa za dia tsy niteny na nihevitra mihitsy hoe tsy hanaiky olo kafa izay lanimbahoaka ka hitondra ny tany sy ny fanjakana na aiza io na aiza ary na iza io na iza !
Ambigus be ny resakao Ravato a!!Feno contradictions !!!
Tsy niteny mihitsy ianao hoe :Hoy i Ranona na i Ranona .
==> mazava ho azy ireo réactions
Ialako tsiny indrindra amin' ireo izay tafitohina tamin 'io teny io ary anaovako azafady eto izany!
Raisina ny fialan-tsiny ,fa ataovy mazàva tsara ny fiserana amin'ny manaraka .
L'incident est clos hoy ny fitenennana
29. kidoropamba
(
06/11/2008 10:02)
HampanajAna ny fangatahanay ny fametrampialAn'ingahy ravatorano mpandrindra ny sehatra politika eto @ serasera.
Tsy azo ekena intsony io fanakosehana devoAra efa narosony io ka mibaribary fa 3K (tsy azo afangaro @ 3P) ny anao.
Fahendrena ny mametra-piAlAna satria tsy te ahita "hazo fijaliana mirehitra amin'ny alina intsony izahay sy ireny malabary fotsy an'ireo mpisarontava".
8O 8O 8O 8O

30. fahamarinana
(
06/11/2008 10:16)
:arrow: o ry kidoro a! efa niala tsiny ilay olona.Vitsiana ny mahavita izany...ekena fa somary tsy nazava ny nametrahany dinika,ekena fa rariny koa raha namaly tahaka ireny ny daholo be....
Dia amiko manokana tsy dia hitako hoe maninona no hiala izy,zo-ny tanteraka ny manana hevitra hafa tahaka ny fanananao hevitra hafa sy ny fananako hevitra hafa.Tsary voatery hitovy jiaby fa izay fahasamihafana izay no tena lalaiko fa masaka tsara ny dinika. :D (l)

31. kidoropamba
(
06/11/2008 11:08)
Okay! tahin'Andriamanitra ary. mikatona ny pejy.
Ary mba efa nanao fiarahabana ve ny filoha hajaina avy any Indonezia amin'ny anaran'ny malagasy sa mbola variana mihaino ny rotsirotsin'ireto mpihira koraly fj-kaema nanarak'azy ireto?
Miara mifaly amin'ny Baraky ObAmA aloha ny olona amin'izao, saka ka ndao tairina ilay hira hoe: "Ankalazao, ny tompo, fa tsara fo, ny tompo, satria mandrakizay e ny famindrany fo" na ilay hoe "victoire, tu règneras, ô croix, tu nous sauveras". 8O 8O 8O 8O

32. vetsoko
(
06/11/2008 14:57)
FANITSIANA BE HO AN'I RAVATORANO @ lay resaka hoe "raha za manokana dia tsy nifidy an'i obama satria Kenyan ny rainy",Y avait pas un peuple pur américain,mpivahiny daholo ny amerikana ,ny indiens d'amérique no indigènes le reste c'était des noirs,latinos,irlandais,maya,...ets ets ireo no nitambatra ( melting pot,manana origine hafa daholo ny americain SACHES- LE et détrompez vous! sa ve le origineny mainty no tsy tianao sa ahoana
33. kidoropamba
(
06/11/2008 15:25)
Vao avy nijery mpimasy aho teo ary mazava izao inona ny antony maha tezitra ny filohanareo @ fahalanian'ity Mainty kibo ho prezidA ao zamerika io:
Prezida faha 44 ity mainty kibo ity. 4+4 = 8 legOna. Ra-valo. Tonga dia Obama-nana mainty kibo ny anao lahy ary hitondra ny firenena matanjaka indrindra eran-tany.
Tairo kely indray ilay rotsirotsy avy ao @ Kaoraly fj-kaema fa mihodikodina izany lohako izany. 8O 8O 8O

34. fijo
(
06/11/2008 22:31)
any zamerika aloha tsy misy tena tompotany hafa tsy ny "indiana"ka ts yolan ana fotsy na mainty na mavo no lany ao,fa aoka tsy hotonga ao mada izany,fa madagasikara misy tompony.
35. Papoose
(
06/11/2008 23:42)
ravatorano:
Maro no nihevitra ange fa amin'ny fotoana farany dia hivadika ny ankamaroan'ireo mpifidy lehibe ka handatsaka ny vatony ho an'Ingahy Mc Cain saingy efa ambony sy avo lenta be ny fanaovana politika any amin dry zareo ary raha oharina aminy isika dia tena mbola lavitra be araky ny tenin i ra kidoropamba.
McCain is too old for the job.
36. rabilabila
(
07/11/2008 00:00)
Mbola misy nge ny Native-americans ry Fijo e!! Sao adinonao !! Raha amin'ny saina tsy miangatr'i Fijo izany dia tokony ry zareo no mitondra ny tany sy ny fanjakana any US?!!!!
37. rakaroka
(
07/11/2008 00:59)
fijo:
any zamerika aloha tsy misy tena tompotany hafa tsy ny "indiana"ka ts yolan ana fotsy na mainty na mavo no lany ao,fa aoka tsy hotonga ao mada izany,fa madagasikara misy tompony.
Ny gasy koa tsy misy tompon-tany afa-tsy ny tarana-bazimba raha zohina ny lojikanao
8O 8O :^) :^) :^)
38. nikah
(
07/11/2008 10:20)
Aleo in-1 mba hoentin'ny maity e!Hijerevana azy.Ahoana no ho ny fotsy foana no ho mpitondra fahefana??????????????
39. naughtyboy
(
07/11/2008 13:10)
rakaroka > :-D :-D ra izany no izy de omena mission daoly ry zalahy mitady mpitondra tena malagasy kah , mbola ho tadiavina daoly ny zafikelimbazimba sy taranany hilatsaka @ fifidianana manaraka 2012 de ho tonga @ zay faniriany reo mihevitra ny malagasy ho ra madio tsy mifangaro..
40. fahamarinana
(
07/11/2008 15:37)
:arrow: ho raharaha goavana ny fitadiavana an'izany kouh.. :) (l)