Manimba ny ati-doha indrindra ny ankizy.Mitombona ve izany ?

1. niryna ( 03/11/2008 12:50)
Mety efa naheno isika fa ny fampiasana ny cellphone na telecel dia mety manimba ny ati-doha(brain) ary mety miteraka brain tumor na brain cancer .

Ny ankizy mampiasa an'io hoy ny dokotera dia avo dimy heny ny mety ho vokatry ny brain tumor mahazo azy ireo .

Asa ahoana no hanazavana izany @ ankizy ,izay miteraka olana eo amin'ny fianarana ankehitriny ny fampiasan'izy ireo azy io.Toa tsy misy olona ety an-tany fa olona roa irery sisa no mifampy chat-chat sy mandefa messsage tsy tapaka na aiza ity na aiza .Hi,hi :roll: :cry:

Brain Cancer Links

Major research initiatives are needed immediately to assess the possibility that using cellular phones may lead to an increased risk of brain tumors, according to an editorial in the November issue of the journal Surgical Neurology.

By Leslie Sykes
New evidence suggests kids who use cell phones could be five times more likely to develop brain cancer.

Mety hitombona ve izany ?

(l) niryna
novalian'i niryna ny 07/11/2008 10:45
2. niryna ( 03/11/2008 12:54)
Ny iray ati-doha talohany nampiasana telecel ary ny iray tao aoriana


3. niryna ( 03/11/2008 12:56)
fanandramana natao tamin'ny voalavo io an .
4. ikaretsaka ( 03/11/2008 17:20)
aza manahy @ rehetra... na rano mangatsiaka aza mety hahafaty rehefa ahianao sy heverina fa fa mahafaty
5. niryna ( 07/11/2008 10:45)
ikaretsaka:

aza manahy @ rehetra... na rano mangatsiaka aza mety hahafaty rehefa ahianao sy heverina fa fa mahafaty


hi,hi ,tsy manahy ry toi fa mizara fotsiny ,toi koa raha andoto rano tss !
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901