Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava
1. nororavel (
01/11/2008 17:12)
Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava :
Ilay rangahy nanao ny brochure pour la démocratie dia olona dictateur, lehiben'ny fangalarana sy ny jadona ao @ assemblée nationale, ilay depioten' Ambohidratrimo Raharinaivo Andrianantoandro mpanda volan'olona sy mpanao jadona. Io no bras droit dra8 nomena feu vert @ halatra ataon'ny Tim rehetra ao @ ANP
Un dictateur qui donne une leçon de démocratie c'est la démocratie des Tim :x
tandremo ihany ry nororavel fa ny rindrina aza angé misy sofina e ... ary tena misy maso koa !!!! ... fa na izany aza, ho ento milamina ihany fa zay aloha ny fitondrana hiainantsika dé araho eny ihany e ... na izany aza, sarotra zao ny fiainana !!!! :cry: