Tany @ lamerie

1. Bita ( 01/11/2008 08:56)
Nisy bandy kely 2 nahita olona handeha hatao mariazy dia hoy ilay iray handao hanihaniantsika ireo mpanambady ireo!
Atao ahoana hoy ilay iray? Alohan'ny hidiran-dry zareo dia mihazakazaka avy aoriana ialahy dia antsoy io rangahy io hoe: Papa, Papa, papa inona no ataon'ny Papa ao nefa i Papa mbola vao alina no niara natory t@ i Mama....?
Raikitr'izany hoy ilay iray dia lasa tokoa ary izy niantso ilay Rangahy taoriana sady mafy be toa amason'ny olona rehetra...... :evil: :evil: :evil:
novalian'i ainaheri ny 02/11/2008 12:02
2. endrika01 ( 01/11/2008 17:07)
Bita:
Nisy bandy kely 2 nahita olona handeha hatao mariazy dia hoy ilay iray handao hanihaniantsika ireo mpanambady ireo! Atao ahoana hoy ilay iray? Alohan\'ny hidiran-dry zareo dia mihazakazaka avy aoriana ialahy dia antsoy io rangahy io hoe: Papa, Papa, papa inona no ataon\'ny Papa ao nefa i Papa mbola vao alina no niara natory t@ i Mama....? Raikitr\'izany hoy ilay iray dia lasa tokoa ary izy niantso ilay Rangahy taoriana sady mafy be toa amason\'ny olona rehetra...... :evil: :evil: :evil:
De miomana fa samborinio rangahy io le bandikely de hidiany any @police !Kay kay kay,tsy mahomby ny tetika raha io:-D:-D:-D
3. ainaheri ( 02/11/2008 12:02)
D mamaly ilay rangahy refaveo oe,ngah tsy fantatr'elà fa io ny renin'elà =))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837