fo misy maso
1. baugany
(
30/10/2008 21:10)
misy olona ve tsy mitempo fitiavana?
répondu par laotsy le 04/11/2008 17:56
4. rakaroka
(
30/10/2008 22:23)
mangidy:
rakaroka:
Inn aloha lé antsoina hoe "FITIAVANA" ?...
hummm
:? Koa tsy fantatray aza koa inn 'ndray :^) :^) :^) :-P
5. zary
(
31/10/2008 10:26)
? :? ny fitiavana anie be dia be e , ao zao ny fitiavan' ny RDR ny zanany , ao koa ny namana , ny mpifankatia ka iza @ reo no tia ny ngah anontaniana :?:
7. laotsy
(
04/11/2008 17:56)
Ny maty aza r Se mbaola maniry ny hanana fitiavan ko!
Fnga se tsy manampitiavan? tsin² zany olona tsy manampitiavana izany!
mety manana izy fa fihininy ho an tenany ihany fa tsy tiny zarain @Se(ty tena izy)!
Fnga se tsy manampitiavan? tsin² zany olona tsy manampitiavana izany!
mety manana izy fa fihininy ho an tenany ihany fa tsy tiny zarain @Se(ty tena izy)!
