Voaavotra ireo ankizy tsy ara-pianarana ihany fa finoana koa
21. fahamarinana
(
04/11/2008 11:46)
:arrow: ndraso mba haka toerana aho fa toa ho tiako ndray ny hanaraka ny resakareo ato zany. :) (l)
22. niryna
(
12/11/2008 05:06)
ikaretsaka:izay no efa noteneniko hoe tsy isika no nifidy anaraka an'Atra fa Izy mihtsy no nifidy ireo izay olona vonona hiaraka amiNy.Izaho ,hianao dia fantany avokoa izay Atra miaraka amintsika na Izy na hafa ,hianao ihany angamba dia afaka amaly izany,tadidio fa Atra tsy niteny ny olona mihitsy hoe aza mamky ny teniNy.Dia iza izany no mibitsika ao anaty mampianatra ny olona hoe tsy ilaina ny famakiana ny baiboly ?
ka raha any @ tsy finoana no nandaharan'andriamanitra ny lalan'ny olona 1..de ahoana?
prime:
Mba lazao hoe iza izany andriamanitra izany ra-ika...
:roll: :roll: iza hono ireo atra ry ika ? :roll:
23. niryna
(
12/11/2008 05:08)
ikaretsaka:
ra prime ve mino fa raha olona iray no maty tsy nino an'Andriamanitra dia aminao tsy Andriamanitra izany no nandahatra ny androm-piainany sy lahatra sns niainany sy nahary azy?? :wink:
Arosoy ny hevitrao hoe?
mvoana ilay valiny ,iza ilay atra lazainao eo amin'ireo tsy mpino ,inona no atra inoany ?
24. ikaretsaka
(
12/11/2008 21:58)
niryna:
mvoana ilay valiny ,iza ilay atra lazainao eo amin'ireo tsy mpino ,inona no atra inoany ?
andriamanitra @ maha andriamanitra azy sa natao ho an'ny mpino "toa anao" ihany ilay andriamanitra inoanao??
25. prime
(
18/11/2008 12:29)
ikaretsaka> Valio ny fanontaniana fa aza ahondinkodina... iza no andriamanitra ambaranao?
26. ikaretsaka
(
18/11/2008 20:31)
prime:
ikaretsaka> Valio ny fanontaniana fa aza ahondinkodina... iza no andriamanitra ambaranao?
ilay andriamanitraaraka ny inoako Azy saingy kosa araky ny hoe aiza ho aiza @ izao tontolo izao no hitarafako sy hanambarako Azy ( any @ cote silamo , cote tsy silamo cote kristianina , cote tsy mpino, cote jiosy) .... ary ijeren'ireo olona ireo ilay Inoako mba tsy handratra ahy sy ry zareo!
Bref, Ilay Andriamanitra manaja ny coexistence
