fialan-tsiny faobe

21. ratonga ( 22/10/2008 15:49)
xxx:

ko efa miala tsiny kosa izy izany ka inona ary no tadiavina ankotr'izay?? :roll:


moramorainy kosa ny mpisolo vavany izany ko, ko ra tsy alikanao ny oul ko ndé opaina dé avy eo miala-tsiny
22. caprio ( 22/10/2008 17:44)
Aza asiana resaka fifamalina tsony ranga ilay eto @serasera fa aleo mba samy matotra @izay dia tamana eto ny namana retra saaa ahoana hoy nareo? :lol:
23. sitlo ( 23/10/2008 14:54)
hahaha, ratonga
Ataoko fa ratonga aza mba efa natao hoe sitlo ihany koa :lol:. Raha mbola samy eto amin'ny serasera tsy olana mihitsy izay bozy = bao, ohatra an'ireny tamin'ny T2 ireny. Fa ilay mankany amin'ny site hafa dia tsy nety ny natao tany, dia miverina manao vavolombelona aty tena :twisted:. Indrindra fa site feno mangirangirana :-D. Fa aleo hilamina any fa rehefa tsy faly ratonga, afaka adidy amin'ny fatana aho fa nandroso kitay tsy nirehatra moa izany.

vale> misaotra nanazava :D
Hoy ry zareo frantsay izay hoe "à bon entendeur". :wink:
24. sipagasy ( 23/10/2008 15:50)
tsy naharaka izany film izany, tsssss
25. ikaretsaka ( 23/10/2008 16:37)
ataoko eva vita ange izay fa efa aleloia izao...
fa mbola fotoanan'ny fanetsehan0keloka.... :P
antsoy aho rehefa mitaty rakitra
26. vale ( 25/10/2008 13:27)
siiiixxxxxxxxxxxxxxxxxxxx.....; :P
27. ikaretsaka ( 25/10/2008 16:40)
ny fahazoako ny hoe "miala tsiny" sy ny hoe "aza fady"
dia misy fahatsiarovan-tena hoe nisy tsy nilay sy tsy nety natao tao/tany ka anenanana ...
nefa eto hoe miala tsiny fa tsy manenina
hafahafa ihany
28. ikaretsaka ( 26/10/2008 01:36)
teneno aho rehefa fotoan'ny taty rakitra sy fizaran-tsakafo e
29. endrika01 ( 29/10/2008 02:48)
ni81:

Ianareo tsy mahazo resaka, caprio sy Ni, efa hoe miala tsiny amin'ny rehetra izay nahita azy nanao fihetsika hafahafa, fa tsy hoe manenina ilay ompa, satria raha misy fanajàna ny hafa de tsy eo miasony no manao izany, amiko aloha a, , ny antony faharoaAmiko de tsotra ftsn de ny atao hoe: fahalalam-pomba, sy fanajàna ny hafa izay tsy misy hidiran'ilay resaka anefa nahita ilay scène....de ampy izay fa tsy iny no hitarina be eo indray de hihitatra zavatr'hafa indray ty adinika ity ny niafarany, de tsy mba leo saritaka ve ianareo e???, rehefa tsy te hamela azy ianareo ohatra de anareo izay safidinareo, fa tsy manitatra zavatra hafa kosa.
sitlo: izahay mamela eee, de misaotra t@ fanajànao ny rehetra ee!! Tsiky de ampy ô!!!
Hay ve e! ka izahay sy caprio angamba tara train fa mbola nandeha nandamina resaka t@ endrika01 e! :-D :-D



ni81>aminy manaraka alefako @helico de tsy tara train tsony:-P
30. xxx ( 20/11/2008 18:53)
sitlo:

Ny teny hono toy ny salaka ka ny tena ihany no afatony.
Ary tsy misy tsy tezitra hono fa izay toro fo mpamosavy.

Izaho dia kofa tsy manenina izany mihitsy. Ny antony dia mandinika foana aho alohan'ny manao zavatra iray ka zakaiko izay vokany eo.
Raha adika dia prémédité iny fa tsy fo misafoaka ka rano mafana izany.

Ny antony dia tsy reveko mihitsy ny nilazan'i xxx mihizingizina fa izaho no namorona ny felaka sy tehaka. Izaho raha hanenjika ny serasera dia hampiasa ny relation internationale-ko fa tsy hi-soumettre amin'ny frantsay izany. Sady tsy hitako koa izay hanenjehana ny serasera. Ny hanasoa aza atao.

Anti-frantsay ve aho? eny
Raha ny barbarisme nataon'ny frantsay tamin'ny tanànay, tamin'ny rahalahin'ny dadabeanay sy ny mahery fo no lazaina dia sanatria aho ny hiditra mpikambana skyrock izany. Ahy manokana izany ary na ny iray tampo amiko aza tsy mitovy hevitra amiko. Ny fankana ankeriny ny volamena tamin'izany, ny fanandevozana sy ny sisa, ny neocolonialisme ... Manohana ny sinoa ihany aho hoe ny Japs sy ny Eoropeanina mirehareha fa manankarena, plan Marshall, sns... fa ny marina dia fakana ankeriny ny haren'ny firenena hafa tamin'ny fanjanahatany no tena ao ambadika.

Amiko dia hakelezan'ny saina tsotra izao ny manenjika site gasy, izay azo atao hoe reharehan'ny gasy ihany, amin'ny alalan'ny bilaogy frantsay.

Mino aho fa ry zareo mpikitikitika skyrock ihany no nanao an'iny, fa nony tsy nety ny natao, dia mody aty amiko no ailika ny rano maloto. Satria aho tsy tia sipa "bossy", sy "show all", ary nolazaiko mivantana dia tena tsy tantin'ny saina. Satria aho tia miresaka amin'i Fiffi sy rush ary vale dia izaho koa cible. Satria aho niaraka tamin'ny sipa teto dia anaovana chantage hanova toetra hanaraka azy. Tsia

Ka noho izany, tsy miala tsiny amin'i xxx sy izay xxx aho. Fa miala tsiny amin'ny rehetra izay tofoka tamin'iny. Fanindroany tamin'iny aho no nanopa olona tamin'ny androm-piainako ary tsy misy anenenako izany.

Tsy tiako ny alaina am-bavany, mbola bossy koa izany, ka miala tsiny aho raha tsy namaly hafatra tamin'ireny. Naleoko izy himenimenina izay lazainy any. Tsy hanova ahy izany fa ianareo no ifonako raha nahatezitra aho :wink:

Izay toro fo hono mpamosavy. Raha mamakafaka io nolazaiko io anefa ianareo dia toro fo aho. Mpamosavy izany. Raha mandray ny fialan-tsiniko ianareo dia faly aho fa afa-tsiny. Raha tsia dia toro fo koa izany ianareo dia manana akama aho. Sabatra roa lela. :°)



Nahitsin'i hery


izany dia resaka tsy valina fotsiny fa ny nilazàna fa orona no sitlo no nanopàna olona teto amin'izay nandà mafy ery hoe tsy izaho tsy izaho anefa
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m485e0d73116eb VAKIO TSARA IO DINIKA IO
i orona no lazaina fa tompon'ny blog à 100°/° dia i sitlo no manokatra hevitra mimenomenona mafy , izany hono izy no mandà mafy hoe tsy izaho no orona


:-D :-D :-D ny hendry mody voky ny adala manesika ihany....
31. kotobekibo ( 20/11/2008 19:27)
sitlo:

Tamin'izaho 14 taona nanompa izay kofa niseho nanimba ny vam kapoaka milay be izay. Tonga dia nompaiko lery dia gaga daholo ny ankizy rehetra. Avy eo raikitra ny totohondry.

Dia 13 taona taty aoriana indray dia nanompa olona indray aho. Tena tokony niandry amin'ny eritaona. lol


kiiii ! Ny ahy ny opa tsy opa intsony ref anona iny anefa . :-D :-D :-D :-D
32. Papoose ( 21/11/2008 21:03)
ko tsy aleo v avoaka zay azo avoaka ao @ kibo ao le! :-P
33. kotobekibo ( 27/11/2008 21:31)
Papoose:

ko tsy aleo v avoaka zay azo avoaka ao @ kibo ao le! :-P


Izay mihitsy , tonga d alefa any dôly d tsy misy ambony intsony , farafaha-alikamatiny kely sisa no tavela .
Tsy voatery hoe eo imason'ol anie no miteny ilay izy e!:-D :-D :-D
34. Papoose ( 03/12/2008 21:41)
teneno tsy imason'olona aza e :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4825