hay ve?

21. rakaroka ( 21/10/2008 22:36)
juste pour te dire lé "chasse" au "sex" :wink:
22. fijo ( 21/10/2008 22:40)
aleo kosa i sex mba hamalifaly e
23. rakaroka ( 21/10/2008 22:42)
Eny wa fa mbô any am WC ohatra na any am-pandriana, fa tsy eny an-dalam-be e! :wink:
24. fijo ( 21/10/2008 22:45)
ka raha maty ny jiro ve????
25. rakaroka ( 21/10/2008 22:47)
mety misy polisy an :wink: Mety misy masera mandalo koa :wink:
26. ikaretsaka ( 22/10/2008 21:52)
oka re
27. mandrindra ( 22/10/2008 22:20)
mahazo mandray anjara ny pôlisy sy ny masera
28. fijo ( 22/10/2008 22:56)
izay koa mety ka
29. rakaroka ( 23/10/2008 06:07)
mandrindra:

mahazo mandray anjara ny pôlisy sy ny masera


Tssss
:-D :-D :-D (nareo nama mampatsiaro ahy ilay film izay. Tsy tadidiko ilay "titre" fa nisy fikambanana soeur izay, 'zareo moa izany ilay masina be
tsy lian'ady . Ny miaramila indray etsy an-daniny fiainany 'zany koa. Fa raikitra wa ny "guerre" fa lasa nitampify tany @ 'reto miaramila 'reto "soeur"
dia 'reo miaramila koa toa 'zay mihitsy no nandrasany... :wink:
Dia lasa niaraka hono ny miaramila sy ny "soeur" ny niafaran'ilay "film" :wink: :roll: :-D :-D :-D =)) =)) =))
30. cutie ( 23/10/2008 13:59)
:-D :-D :-D :-D :-D
31. fijo ( 23/10/2008 20:01)
de faly sakakely
32. rakaroka ( 23/10/2008 20:22)
Tsara BBbe io "film io fa "dommage" tsy tadidiko ilay "titre"
Ka t@ voalohany rizareo samy mpandala BBbe ny azy avy, ny iray manao asa soa, ny iray mis'entraine combat. Dia nifanatsafa samy nanatsara ny domaine-ny avy :-D :-D :-D Fa nony avy ny tokoa ....Ny "soeur" moa nila mpiaro, moa ny miaramila koa nila mpitsabo t@ ratrany , dia vao samy nahatsapa ny 'raison d'êtren'ny hafa , dia :-* :-* (l) (l) :* :-D :-D :-D
33. fijo ( 23/10/2008 20:33)
nahazo rah amatanjaka izany ranabavy
34. ikaretsaka ( 23/10/2008 21:21)
tandremo mifangaro mansina ao aby ny B sy ny P ary
Polisy Baiboly , basy... Petraka......
35. cutie ( 24/10/2008 16:03)
fijo
mampime koa
36. fijo ( 28/10/2008 21:48)
ka ita fa nahazo rah amiaramila ko.matanjaka be izany .fa asa na hampijaly na ahasambatra
37. mpisotrtoaka ( 19/01/2015 08:30)

fijo:

efa ela no fantatro fa misy ny masera protes ka,fa ity filazana hoe "fiainana madio" ity no tsy azokazoko.inona no fiainana maloto??????ary raha maloto izany,nahoana no ekena ofisialy.ary ahoana ilay "teny filamatry ny krispijo nalain atao anaty boky hoe "miteraha ka mamenoa ny tany"

de ity koa.izay eto frantsa hafaka manaraka azy ao amin'ny "canal +" fandaharana "effet papillon" jereo fa any "menphis USA izao dia misy pasitera antsoina hoe "spencer" io rapasy io,dia manao resak a"sex" any ampiangonana.ampianariny antsipirihany ny fanaovana firaisana,ny pozitio sns ary asiany varotra DVD koa.ka maloto tokoa ve ny inona???

Ny tena malagasy dia mety misy heviny maro retsy a ! Aza mandray an-tendrony ! Ohatra ''ota'' : azo atao hoe heloka io azo atao ihany koa hoe faikan-javatra sns e ! Aza terena hitovy am eritreritrao ny an'ny hafa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568