Fialana amin' ny fisotroan-toaka

21. tsiambaratelo ( 25/10/2008 12:34)
Ianao ihany no mahita ny vahaolana ny aminy fialana @ io fisotroana io!Efa nisy heritaona be zao,efa tafitanao.Dia ivereno jerena ny dingana nataonao taminizany,zay hita fa nahomby,dia ampio anireo voalazany namana ireo. Hoatrany café sy ny sigara ihany io,tena sarotra be ny miala aminy,mandré fanipanina marary an-doha be,tsy mahavita asa ny olona iray raha tsy misotro café na mifoka sigara. Indrindra mou refa manana blem zay,aoka fotsiny paké maromaro no fohana ora 1 fotsiny.Zah taloha mpisotro café tsisy hoatrizany!Nigagany fianakaviana,fa nanomboka tany @classe famaranana dia lasa dontodonto hafahafa zany.Dia tsy nisany tao an-trano anjara-café tsony de nalahelo kely fa tena hadino tanteraka,tsy mba tia vovoka café tsony zah mandrak ity ny androany!:D t@zany fotoana nisotroana café zany raha vao tsy mahita goute 1 de tena hila ho lasa adala.Aleo tsy nisakafo toy izay tsy isotro café. Afaka hoazy eo ihany io refa ao aminao ny finiavana ny tsy hisotro tsony fa enao mintsy no mbola tsy vonona,:-P Mahereza!:D
22. kalm ( 25/10/2008 19:47)
rafangotsohana:




Miahaba anareo rehetra eto @ ny forum ny tenako. Izaho dia olona maniry koa raha maniry ny ma hiala @ toaka nefa dia tsy mety afaka mihitsy, ka na ny tokantranoko, na ny ankohonako dia tsapako ho mitondra fangirifiriana mihity raha vao mamomamo aho.





http://www.apic-cancer.com/lien.html
23. harry5 ( 30/10/2008 15:13)
niryna:

notron:

Tena sarotra ny miala @ toaka saingy izao :
- Vitsy ny olona no misotro toaka irery, tsy maintsy misy namana hatrany izy ka ireny namana ireny aloha no tokony hidifiana voalohany.
mitovy hevitra aminao koa aho.Tsy ny namana no tsy tiana fa teneno azy fa tsy mety amin'ny fahasalamako intsony.Dia manaova fandavan-tena tsy hampiditra toaka ao an-trano na tsy misotro raha asain'ny olona fa jus na soda sotroina.

- Maro ihany koa ny antony mampisotro toaka ny olona ka fantaro io antony ary hezaho vahana fa ho afaka ho azy ianao.
toy ny fahazaran-dratsy rehetra dia misy antony tokoa ao ka hianao irery no mandalina an'io,mety noho ny namana nanasa ve ? mety misy pain na ratra ve ao anatinao aho ka tsy mety mamela ny tenanao hianao na ny an'ny hafa..diniho daholo fa manampy anao ilay famelan-keloka.Ny dikany mila mivavaka fa tsy misy tsy vitan'ny vavaka raha mino fa manasitrana Atra.Finoana kely toy ny voatsiperifery fotsiny dia efa manova ny fiainanao iray manontolo(ny tokantrano ,ny ankizy ,ny manodidina ary indrindra ny tenanao).
Miampy izany hoe mikasi-tanana izany moa dia tena mety misy ratra tsy mety sitrana ao anatinao ao ka heverinao fa ny fisotroana toaka no manafaka azy.

- Ny fandaniam-bola tafahoatra @ toaka, indrindra raha matetika dia hadalana be mihintsy ka tokony hasiana fiheverana.
Marina izany fa mora resahina raha toa ka tsy isika no voa e.Nisy olona mpifoka sigara be izay ,rehefa nataony ny kaonty dia naka boite kely izy dia narotsany tao ilay vola laniny isan'andro.Tonga ny herintaona,vola betsaka no voaangony,ny tenany salama,izy koa nanana fo nizara ilay vola kely ho an'ny mahantra . Diniho kely anie raha tsy mahatonga saina amin'ny zavatra andaniana vola e,maro ny olona manary dia amin'ny zavatra nahazo azy taloha ary miteraka fangirifiriana amin'ny ho aviny izany raha tsy mahay mamela ny tenany izy.
- Misy karazany ny toetran'ny olona rehefa avy misotro toaka ka sao dia ilay mila vaniny ilay toetranao ka anjaranao ny mandini-teny dieny mbola tsy mamo.
hi ,hi ka mbola tsy mamo izy ve dia hieritreritra izany eo.Misy ao anatin'ny hamamony mihitsy izy vao sahy miteny ny alahelony sy mahavoaka fiteny
Ary mino aho fa tsy mamo ianao io manoratra eo io. Hoy ny Soratra Masina hoe : "Misotroa fa aza mimamo".
- Ny fanoratanao io lohahevitra io dia efa dingana voalohany (1er pas) hialanao @ toaka raha tianao tokoa ny hiala ka tohizo ary hidiro @ lalindalina hatrany.
dia isaorana tokoa izy fa afaka mivavaka ho azy koa isika mba omen'Atra hery anohatra ilay herin'ny filan'ny nofo-




anapiko any zai
ENao io koa ZAO MIFOKA SIGARA sur za satri ni TOKA si SIGARA tena pekama be reo ari tsi mety misaraka ka tena zavtra tiko lazaina de raha mbola mifoka SIGARA de tsi afaka amin toka zany ary raha afaka tena sarotra be mihintsi ka ajanony koa ny sigara fa manaraka hoazy ny toka ,et tous ça avec volonté aussi , pas de solution miracle c toi la solution , ary ny vadino aza mahazaka fa raha sipa afa zany efa teo ngah ny raisina ka miova de mbola tsy CRAMé
BON COURAGE

NB/ manandrama tsi misotro si mifoka sigara fa hitanao ny differanse betsaka
en forme le matin
moin fatigué
tu dors bien le soir
tsi mainbo ny vava
la bouche ne plus amère le matin
la toilette ça sens bon le matin
beacoupp
et madame sera heureux et la c le top
les enfants contents ESSAI tu verra
24. endrika01 ( 30/10/2008 17:05)
Tena sarotra ny miala @ toaka saingy izao : - Vitsy ny olona no misotro toaka irery, tsy maintsy misy namana hatrany izy ka ireny namana ireny aloha no tokony hidifiana voalohany.
mitovy hevitra aminao koa aho.Tsy ny namana no tsy tiana fa teneno azy fa tsy mety amin\'ny fahasalamako intsony.Dia manaova fandavan-tena tsy hampiditra toaka ao an-trano na tsy misotro raha asain\'ny olona fa jus na soda sotroina.
- Maro ihany koa ny antony mampisotro toaka ny olona ka fantaro io antony ary hezaho vahana fa ho afaka ho azy ianao.
toy ny fahazaran-dratsy rehetra dia misy antony tokoa ao ka hianao irery no mandalina an\'io,mety noho ny namana nanasa ve ? mety misy pain na ratra ve ao anatinao aho ka tsy mety mamela ny tenanao hianao na ny an\'ny hafa..diniho daholo fa manampy anao ilay famelan-keloka.Ny dikany mila mivavaka fa tsy misy tsy vitan\'ny vavaka raha mino fa manasitrana Atra.Finoana kely toy ny voatsiperifery fotsiny dia efa manova ny fiainanao iray manontolo(ny tokantrano ,ny ankizy ,ny manodidina ary indrindra ny tenanao). Miampy izany hoe mikasi-tanana izany moa dia tena mety misy ratra tsy mety sitrana ao anatinao ao ka heverinao fa ny fisotroana toaka no manafaka azy.
- Ny fandaniam-bola tafahoatra @ toaka, indrindra raha matetika dia hadalana be mihintsy ka tokony hasiana fiheverana.
Marina izany fa mora resahina raha toa ka tsy isika no voa e.Nisy olona mpifoka sigara be izay ,rehefa nataony ny kaonty dia naka boite kely izy dia narotsany tao ilay vola laniny isan\'andro.Tonga ny herintaona,vola betsaka no voaangony,ny tenany salama,izy koa nanana fo nizara ilay vola kely ho an\'ny mahantra . Diniho kely anie raha tsy mahatonga saina amin\'ny zavatra andaniana vola e,maro ny olona manary dia amin\'ny zavatra nahazo azy taloha ary miteraka fangirifiriana amin\'ny ho aviny izany raha tsy mahay mamela ny tenany izy.
- Misy karazany ny toetran\'ny olona rehefa avy misotro toaka ka sao dia ilay mila vaniny ilay toetranao ka anjaranao ny mandini-teny dieny mbola tsy mamo.
hi ,hi ka mbola tsy mamo izy ve dia hieritreritra izany eo.Misy ao anatin\'ny hamamony mihitsy izy vao sahy miteny ny alahelony sy mahavoaka fiteny
Ary mino aho fa tsy mamo ianao io manoratra eo io. Hoy ny Soratra Masina hoe : \"Misotroa fa aza mimamo\". - Ny fanoratanao io lohahevitra io dia efa dingana voalohany (1er pas) hialanao @ toaka raha tianao tokoa ny hiala ka tohizo ary hidiro @ lalindalina hatrany.
dia isaorana tokoa izy fa afaka mivavaka ho azy koa isika mba omen\'Atra hery anohatra ilay herin\'ny filan\'ny nofo-
anapiko any zai ENao io koa ZAO MIFOKA SIGARA sur za satri ni TOKA si SIGARA tena pekama be reo ari tsi mety misaraka ka tena zavtra tiko lazaina de raha mbola mifoka SIGARA de tsi afaka amin toka zany ary raha afaka tena sarotra be mihintsi ka ajanony koa ny sigara fa manaraka hoazy ny toka ,et tous ça avec volonté aussi , pas de solution miracle c toi la solution , ary ny vadino aza mahazaka fa raha sipa afa zany efa teo ngah ny raisina ka miova de mbola tsy CRAMé BON COURAGE NB/ manandrama tsi misotro si mifoka sigara fa hitanao ny differanse betsaka en forme le matin moin fatigué tu dors bien le soir tsi mainbo ny vava la bouche ne plus amère le matin la toilette ça sens bon le matin beacoupp et madame sera heureux et la c le top les enfants contents ESSAI tu verra
mampite-handositra lavitra be an-vitesse ny mijery le olona mamo mandoa,tsy mba may ve ny vavoninizy ireny e,tena tsara mintsy refa misy manana fiezahana ny hiala @toaka toa anao:-*
25. vahiny2004 ( 31/10/2008 11:33)
Ny finiavanao hiala , io no dingana 1 lehibe sy voalohany araka ny voalaza teo aloha, fa mila accompagnement BE ny fialàna @ toaka sy zava-mahadomelina

Asa raha efa nanao desintoxication ianao ? Na io koa aza tsy ampy

Ny olona akaiky anao dia tena mila manampy be anao , ohatra ny vady . Moralement voalohany indrindra, dia mila somary manao gardien kely ihany koa , mila mankahery sy mibedy rehefa mitady hiverina ianao

Miresaha @ olona fantatrao fa mety hanao io accompagnement io aminao , fa tsy vitan'ny mpisotro irery ny miala @ io

Mijere activité hataonao @ fotoana malalaka (loisirs), sport raha toa ka possible, mba tsy hiverenana any @ toaka . L'oisivité est mère de toutes les vices hoy ny fitenenana

Ialao ny namana tia misotro , les faux amis ny anaran'ireny

Izaho manome tsiny ireo rehetra milaza fa "sitraponao ny misotro" ... @ stade anankiray dia efa tsy mahabaiko ny tenany intsony ny olona dépendant -na zavatra iray ka ila fanampiana avy aty ivelany
26. watafon ( 03/11/2008 02:29)
Rehefa tsy tafaala @ herintsaina sy ny toro hevitra rehetra eo ambony ianao dia manantona toerana fitsaboana mihitsy (centre de desintoxication) eny ambohibao zao no misy eto dago.
27. niryna ( 03/11/2008 12:39)
endrika01:

mampite-handositra lavitra be an-vitesse ny mijery le olona mamo mandoa,tsy mba may ve ny vavoninizy ireny e,tena tsara mintsy refa misy manana fiezahana ny hiala @toaka toa anao:-*
tsy mahazaka ilay toaka ny vavoniny ary ny fisotroana toaka na zava-pisotro misy alcohol dia manimba ny aty (liver)


io izao mamo ary tsy maha-hendry ilay toaka rehefa tratrany ny olona

Tsy vitan'ny misotro toaka ihany no manimba ny aty fa raha miaraka ny zavatra misy caffeine ,mifoka rongony moa dia potika hatrany amin'ny ati-doha


Mety resahina tokoa ilay izy dia toa mora fa rehefa jerena sy dinihina tokoa ny atin'ireny olona misotro toaka ireny dia ireo hita ireo ny iray ati-salama ary ny iray ati-potikin'ny poizina vokatry ny zavatra (toaka ohatra )

dia rehefa simba koa ny ati dia sarotra sitranina ny aretina rehetra mahazo ilay olona


28. notron ( 04/11/2008 12:40)
Tena tsara ho hita mihitsy io sary io ka.
Za koa manaiky ilay hoe ampisotroana ranon-trondro manta ary ilay misy fofona tsinainy iny mihintsy fa tonga dia mandoa avy hatrany ary vao maheno fofona toaka dia miaoka mandoha. Izany hoe fitahana ilay olona saingy...
ialao pas kitakitana rehefa avy eo sao mandaka sy manenjika ary farafaha-tsarany manopa, nefa kôpy ihany izy rahatrizay fa ny mety taminy io nantaonao io.
29. Lejoba ( 25/11/2008 13:07)
Aza manenji-dresy kosa nareo eh. Mafy anie rehefa te-hiala izay nefa "voafatotra" tanteraka eh.
Aty an-dafy Rafangotsohana misy fanafody baclofène no anarany. Misy générique koa izy io fa tsy tsaroako , miala tsiny. Izay nanaraka ilay traitement hatr@ farany dia afaka. Misy mi-abandonne satria tsy zakan'ny vavoniny ilay izy fa somary mahery. Ny tsy mampahalaza azy dia fitsaboana maladies neurologiques (ho an'ny marary saina) izy io no tena izy.Relaxant io fa foanany daholo ny faniriana toaka, sigara, zavamahadomelina. Hatr@ fitiavana mamy na matavy tafahoatra.
Sur préscription médicale ihany izy io koa raha mahita mpitsabo manaiky hanome io anao ianao. Ary sous surveillance médicale étroite ny traitement.
Fa marina ny voalazan'ny namana teo aloha teo : mivavaha fa "moa misy zava-mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?"
Dia mahereza eh.
"Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa hianareo." Jaona8:36 :-* :-* :-*
30. rafangotsohana ( 27/11/2008 13:16)
Lejoba:

Aza manenji-dresy kosa nareo eh. Mafy anie rehefa te-hiala izay nefa "voafatotra" tanteraka eh.
Aty an-dafy Rafangotsohana misy fanafody baclofène no anarany. Misy générique koa izy io fa tsy tsaroako , miala tsiny. Izay nanaraka ilay traitement hatr@ farany dia afaka. Misy mi-abandonne satria tsy zakan'ny vavoniny ilay izy fa somary mahery. Ny tsy mampahalaza azy dia fitsaboana maladies neurologiques (ho an'ny marary saina) izy io no tena izy.Relaxant io fa foanany daholo ny faniriana toaka, sigara, zavamahadomelina. Hatr@ fitiavana mamy na matavy tafahoatra.
Sur préscription médicale ihany izy io koa raha mahita mpitsabo manaiky hanome io anao ianao. Ary sous surveillance médicale étroite ny traitement.
Fa marina ny voalazan'ny namana teo aloha teo : mivavaha fa "moa misy zava-mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?"
Dia mahereza eh.
"Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa hianareo." Jaona8:36 :-* :-* :-*

Misaotra betsaka @ fankaherezana Lejoba a! Fa raha mikasika lay fanafody fanasitranana aloha dia toa ho sarotra ho ahy, satria ny ahy ny vavony somary fragile ihany, fa raha mahita équivalent-ny ianao dia lazao ary dia hisaorako dieny mialoha. Aza matahotra fa izaho tsy manadino ny mivavaka mihitsy ka! MISAOTRA BETSAKA E, ANDRIAMANITRA HAMALY SOA ANAO AMIN'NY TOROHEVITRA FA TSY TOY IZAY MANENJIKA SASANY!!!!

(l) (l)
31. kotobekibo ( 27/11/2008 19:37)
Tena efa lava b fa tsy voavaky intsony ny any ambony any .
Tadidio fa ref sokafana ny tavoangy , tsy voatery hoe lany vao mijanona .
Ka raha ny hevitro d ny fanahenana azy tsikelikely , d miezaha misotro rano betsaka , manaova sport . Atombohy @ footing majinijinika aloha , ref vizaka d mijanona . Ampitomboina kely ny halavirana ny ampitso na afaka 2 na 3 andro ... Miezaha mivoaka fa aza mijanona irery , ary mitadiava zvt hatao mba tsy ho any @ ilay taoka ny saina ( mamaky boky , mijery TV , manao bricolage ...)
Mahazotoa e! ;-)
32. mpisotrtoaka ( 26/01/2015 07:34)

xxx:

ka sitraponao ny isotroanao toaka fa tsy sitrapon'ny mpisera ko. Tsy noterena ianao nisotro ka ho azo baikona koa tsy hisotro fa hakamoantsaina no mahatonga anao tsy vonona tena hiala @ fahalemenao

raha hivavaka ianao na hihinana fanafody dia ampio fahavononantsaina sy finiavana izany, fa tsy miandry fahagagana hilatsaka avy any andanitra hoe efa nivavaka aho dia miandry vokany eo ampitaninanandro eo fotsiny

manatona Croix bleue na fikambanan'ny mpisotro toaka fa mety hanampy anao ireny, dia aza hadino, manàna finiavana sy herintsaina fa tsy hisy hanampy izay tsy manampy ny tenany akory

Aza manody anao koa ny goavy manta ! Manao ts ho tratry ny aloka miits anie ianao izany e ! FANAMPIANA no tadiaviny fa tsy kafara !
33. mpisotrtoaka ( 26/01/2015 07:36)

xxx:

Fa mba omeo adiresy @ io croix bleue io àry aho raha mba manana ianao e!


ka zay ilay fahavoazana, omeo omeo fotsiny, nefa ianao manana aterineto, atao inona io fa ampiasao, izao no tena ilana azy. Mba mijoroa mitady zay mahasoa fa tsy hiandry hotolorana fotsiny, mariky ny finiavana koa ny fitadiavanao samirery izany tsy miandry fanampiana avy etsy na avy ery. Izay no ataoko hoe aza miandry fahagagana hilatsaka avy any ambony fa ianao irery no lakilen'ny fiainanao

Tsy fidny ahy anie ila tafiditra lalina @ ilay izy e!

Akombony le vava ref ts hanoro hevitra azy ianao e !

fa iza no nanery ???
34. mpisotrtoaka ( 26/01/2015 07:43)
Efa nanahoana izao Rafangotsohana a ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3117