KARAPANONDRO GASY IHANY

41. mbaliana ( 16/10/2008 18:28)
tywa> menamena ihany le pasipaoro vaovao koa.. tsy dia nisy difference be loatra.... moa ny manamboatra passeport vaovao toa mbola tsy misy resaka ho an'ny olona aty ivelany fa zay mankany dago amin'izao fotoana izao no manararaotra manmboatra
42. fahamarinana ( 16/10/2008 18:31)
:arrow: mbaliana: hafiriana angaha no vita ilay izy raha manamboatra ohatra ? (l)
43. mbaliana ( 16/10/2008 18:45)
raha any dago toa vetivety ihany hono koa... ny sasany miteny hoe iray andro ny sasany roa ... fa vetivety hono e.. toa 350.000 a fmg angamba ny manao an'le izy
44. fahamarinana ( 16/10/2008 18:55)
:arrow: ok;misaotra namaly,tena vetivety tokoa raha izay dia aleo any ho an'ireo zay lasa any.. (l)
45. tywa68 ( 16/10/2008 19:02)
mbaliana:

raha any dago toa vetivety ihany hono koa... ny sasany miteny hoe iray andro ny sasany roa ... fa vetivety hono e.. toa 350.000 a fmg angamba ny manao an'le izy

Mety efa niakatra io vidiny io fa krizy (raha tsy mahalala olona aloha tsy mba ho 1 na 2 andro izany e) :°)
46. Ralay ( 16/10/2008 19:09)
Diso daholo izany fa zah nananmboatra passeport gasy tany dago fa sady viata haingana 2jours dia vita fa nisy ilay olona bdb hoe hiasa any ivelany nanao passeport sinona 1andro ihany no sady tsy ajanona any izany ny passeport taloha fa averiny soamantsara satria iny no nidirana tany dago.
Marihiko anefa fa tys mbola lany daty ny passeport-ko t@ zah tonga tany fa nanao ilay passeport biometrique no nanaoloako azy.
Asa na zah no tsara vintana na hoe lava tanana :lol: ka tsy niandry ela.
47. ssendra ( 16/10/2008 19:32)
de aon fotsiny raha tsy misy itsony ny pasipaoro d'orizinina???
fa manamboatra vaovao amzao??,tsy misy chance zany fa tsy maitsy atolotra ny taloha tranainy?
48. ratonga ( 16/10/2008 19:48)
zah ko nanamboatra passeport biometrique tany vô aingana fa tapak'andro dé vita, tonga t@ 9 maraina vita t@ 12 tsy nahafantatra oul tsy nisy tsolotra, ny paps rehetra angatahany fotsiny ataovy komplé
ny douaniers ny fijeriko azy ry tywa69 refa kanosanosa lé oul savainy dé zay izy vô sahy manotra otran'izay no tsikaritro, nefa mo raha tsy misy zavatra afeninao tsy hitako zé ampataotra eo, nénay valizy 8 (4 zay en tout) no nanontanian-drizareo wé tsy misy déklaré-na vé, dé ozy ah wé tsy misy fa azonareo savaina daholo reo dé ny iray ihany no mody nasena novoaina nefa zara ra nojereny
49. mbaliana ( 17/10/2008 09:24)
350.000 ny manao anazy fa vao haingana tamin'ity semaine ity ny ray amndreniko no nanao azy dia 700.000 no nalohany...
50. tywa68 ( 17/10/2008 09:28)
misaotra nareo namana @ infos e :-*
51. mbaliana ( 17/10/2008 09:30)
tywa< rahoviana no hande fa ampitondraiko zavatra e... :-* :-* :-* lol
52. ni81 ( 17/10/2008 09:32)
350.000 ny manao anazy fa vao haingana tamin'ity semaine ity ny ray amndreniko no nanao azy dia 700.000 no nalohany...
nisondrotra avo sasaka izany @ zao fotoana izao ity biometrique? :roll:
53. tywa68 ( 17/10/2008 09:49)
mbaliana:

tywa< rahoviana no hande fa ampitondraiko zavatra e... :-* :-* :-* lol

indrisy mantsy ry krizy :-D :-D :-* :-*
54. fahamarinana ( 17/10/2008 11:20)
:arrow: ilaozanareo rehetra zany zahay... :( (l)
55. ssendra ( 17/10/2008 12:12)
47. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 16-10-2008 21:48:22
Lohateny : Re : KARAPANONDRO GASY IHANY
zah ko nanamboatra passeport biometrique tany vô aingana fa tapak'andro dé vita, tonga t@ 9 maraina vita t@ 12 tsy nahafantatra oul tsy nisy tsolotra, ny paps rehetra angatahany fotsiny ataovy komplé

manome toky zany fa de ita eo am eritaona :-P
56. ssendra ( 17/10/2008 12:14)
kanefa alou hatramzao dia tsy misy mahavaly ny mba fanotaniko mitsy... :?
fa oe raha tsy manana pasipaoro intsony fa very dia mbola mety ve ny hanaovana pasipaoro vaovao??? ny numero retra sns tsy tadidy....
57. ni81 ( 17/10/2008 12:19)
kanefa alou hatramzao dia tsy misy mahavaly ny mba fanotaniko mitsy...
fa oe raha tsy manana pasipaoro intsony fa very dia mbola mety ve ny hanaovana pasipaoro vaovao??? ny numero retra sns tsy tadidy....
fa angaha tsy afaka manamboatra vaovao e? Mitondrà copie sy sary dia mandeha ao @ ministera manontany (rehefa any) sa tsy mety? Angamba tsy nanana io pb io ny olona dia tsy misy mamaly indriako e! :lol:
58. tywa68 ( 17/10/2008 13:18)
ssendra : nahoana moa no tsy afaka hanao vaovao e ! laozana mi-forum d tsy misy zvtra vita :lol:
59. ikaretsaka ( 17/10/2008 17:01)
za efa miteny an'i ssendra heo sorato a cote ireny numeros ireny fa tsss.. rehefa tena gravy de tatooeo @ ravim-pipetrahana
60. fijo ( 17/10/2008 20:22)
de aleo hijereko azy fa tsy hafaka hijery ny varim pipetrahany moa ny tenany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0879