KARAPANONDRO GASY IHANY
22. ssendra
(
15/10/2008 19:56)
efa vôzà zany ka inona no olana e!
ni: ka lay paispaoro gast anie ka tsy mila mandoha visa e! izay no avantazy.... :-P
18. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 15-10-2008 20:23:44
Lohateny : Re : KARAPANONDRO GASY IHANY
f'anagah tsy manome ry zareo raha tsy eo ilay taloha ? dia ahoana no atao amin'izany ,ary raha andramana ao am ambassade dia tsorina fa very ka atao akory aza,hamorona ny tsy misy ve ?
tsy haiko aky raha azo atao aty ny fanoloana pasipaoro gasy na tsia fa rehefa any madà izaho dia tsy mety mahavita mitsy fa tsy de manamptoana moa kamo hikarakara de :? tsy manana ihan ny anarany.....
any ambassade aty indray lavitra loatra de kamo hisahirana aho sady mbola tsy nanontany fa de lay mbola ngoda be iny alou ny karapanodro :-D
23. ni81
(
15/10/2008 19:58)
ni: ka lay paispaoro gast anie ka tsy mila mandoha visa e! izay no avantazy....ka mankanesa any @ ambasady mamboatra e! antsoy dia anontanio ry zareo :)
24. ssendra
(
15/10/2008 20:27)
izay mitsy izao no hatao fa ireo ve tsy hanararaotra ataony prix en euro be ndray au lieu de mandoha ARIARY MALAGASY :°)
25. ni81
(
15/10/2008 20:28)
izay mitsy izao no hatao fa ireo ve tsy hanararaotra ataony prix en euro be ndray au lieu de mandoha ARIARY MALAGASYizany mihitsy kosa aloha e! mbola asainy manao ila carte consulaire koa fanampiny
26. ratonga
(
15/10/2008 21:23)
ssendra:
izay mitsy izao no hatao fa ireo ve tsy hanararaotra ataony prix en euro be ndray au lieu de mandoha ARIARY MALAGASY :°)
tena tsisy fika ny tsy andoha ry ssendra a! na atao aty dé tsy mandoa visa, na mandoha visa dé any no atao, fa mety ny mora koko ny atao aty fa ny visa zao efa 60 euros miampy ny vola gasy anaovana ny paps
27. ssendra
(
15/10/2008 21:27)
ah bon! na mandoha visa any madà aza v de izayno prix vôvô??? 8O
alors ke 13 euro no nalohako tam 2007
ni: ka efa kriz mondilay izao ny vola ka aleo mitsitsy e! :wink:
alors ke 13 euro no nalohako tam 2007
ni: ka efa kriz mondilay izao ny vola ka aleo mitsitsy e! :wink:
29. ni81
(
16/10/2008 08:14)
65 € hono ny visa zao eary raha eto frantsa no maka dia ohatrinona? sa mitovy foana?
30. ssendra
(
16/10/2008 09:24)
taloha aky lafo be ny maka visa aty ivelany, tena nisy diféransa mitsiny fa zoa angamba mbo nataon'i gasy mitovitovy ny prix....ka raha mitovy tsy aleo refa tonga any vao maka, aty manahriana lay mivezivezy....
ny fanafodiny aleo ihany karakarain ny pasipaoro gasy amzay tsy misy ny olana
ny fanafodiny aleo ihany karakarain ny pasipaoro gasy amzay tsy misy ny olana
31. ni81
(
16/10/2008 09:37)
taloha aky lafo be ny maka visa aty ivelany, tena nisy diféransa mitsiny fa zoa angamba mbo nataon'i gasy mitovitovy ny prix....ka raha mitovy tsy aleo refa tonga any vao maka, aty manahriana lay mivezivezy....ie, ilay visa raha lavitra ny ambasady dia tsy maintsy asiana Aller sy Retour rekomande, dia alefa any koa ny photocopien'ny billet, dia efa 10 jours avant départ vao averiny aminao indray
ny fanafodiny aleo ihany karakarain ny pasipaoro gasy amzay tsy misy ny olana
32. mbaliana
(
16/10/2008 11:12)
=D> =D> =D> =D> tsara rehefa niakatra ny vidin'ny visa mankany dago .. mankaty andafy efa lafo ery sady amin'izay manahirana be mihitsy koa (ho an'ny olona any mankaty)...
33. fahamarinana
(
16/10/2008 11:16)
:arrow: e e e dia aleo mandoa ny pass vaovao ihany fa tsa araka raha hanalana 65e ,mbola x firy personne koa avy akeo. (l)
34. ni81
(
16/10/2008 11:18)
e e e dia aleo mandoa ny pass vaovao ihany fa tsa araka raha hanalana 65e ,mbola x firy personne koa avy akeo.raha eo @ io lafiny io dia tsara ny manan-droa akia a :)
35. tywa68
(
16/10/2008 12:58)
ssendra:
taloha aky lafo be ny maka visa aty ivelany, tena nisy diféransa mitsiny fa zoa angamba mbo nataon'i gasy mitovitovy ny prix....ka raha mitovy tsy aleo refa tonga any vao maka, aty manahriana lay mivezivezy....
ny fanafodiny aleo ihany karakarain ny pasipaoro gasy amzay tsy misy ny olana
Koa ilay pasipaoro gasy koa gravy be ny fanamboarana azy : sady tsy maintsy averina ny pasipaoro pièce de collection mena dorehitra t@ zany fotoana (tsy foiko ny ahy, fa tsy ho amidiko aloha e). :lol:
Aleoko mandoa eny Ivato rehefa tsy mahay maka ery @ consulat gasy (asa zay vidiny raha atao aloha)...
36. ssendra
(
16/10/2008 13:03)
ka ny ahy sady tsary misy atao kôleksiô no tsy misy ampiasaina sy tsy misy mena midorehitra tsony e :wink: :-D
mba te hanana ihany aky izaho na izany aza e! raha izaho irery no mande tsy maninona ilay mandoa 65euro eny ivato fa lay mihoatra ny roa de efa lafo loatra ka! :?
ka ilay manamboatra pasipaoro milona velona mitsy no tsy hananako fahazotoana hanamboatra vavao aky...sady ny ahy tsy haiko tsony ny numer-ny sns.....DE :?

37. tywa68
(
16/10/2008 13:14)
Njy zany sady te hanamboatra an'ilay papiers avy eto @ forum no tsy handoa lafo etsy Ivato rhf vakansy en famille :-D :-D
39. tywa68
(
16/10/2008 13:31)
sady ny douaniers mbola tantara hafa koa ! ohlala :-D krizy marina :lol:
40. ni81
(
16/10/2008 13:43)
Njy zany sady te hanamboatra an'ilay papiers avy eto @ forum no tsy handoa lafo etsy Ivato rhf vakansy en famille:-D :-D :-D