Radio RNM

21. lazounet ( 13/10/2008 07:25)
ni81:

Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity.
http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol:


En fait, tamin'izany fotoana izany mbola RTM na radio na téléviziô tao Madagasikara. Mba efa niasa tao koa moa ny tenanay.
:^)
22. ni81 ( 13/10/2008 07:29)
En fait, tamin'izany fotoana izany mbola RTM na radio na téléviziô tao Madagasikara. Mba efa niasa tao koa moa ny tenanay.
ie RTM tokoa taloha, t@ andron-dRasobakobako izany sa Eleonore Rasolofomanana :lol:
23. lazounet ( 13/10/2008 08:22)
ni81:

En fait, tamin'izany fotoana izany mbola RTM na radio na téléviziô tao Madagasikara. Mba efa niasa tao koa moa ny tenanay.
ie RTM tokoa taloha, t@ andron-dRasobakobako izany sa Eleonore Rasolofomanana :lol:



James Ratsimandresy, Dieu-donné Razafindrabiby, Dany Rabemananjara, Marius Rasoanaivo + (rtm puis tvm), Norosoa Rasolonjatovo, Tata Florent Max,Valison Andrianjafintsoa, lois Bernard Rakotomanga (rtm puis tvm),Dawily +, etc...tsy tadidiko intsony ny sasany
24. ni81 ( 13/10/2008 08:27)
Tena efa maromaro no nodimandry zao @ ireo olona ireo an! Ary i Gaston Ramarokoto moa ilay mandefa foana ilay hoe: Gaston y a le téléphone iny e? :lol:
25. lemenakely ( 13/10/2008 08:39)
ikalamako:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ingahy Ampy Portos avy eny amin'ny Patte d'Elephant eny Anosy no hiteny amin'i fotoana io, tsy afaka an-tsofiko ny feony :

"misy manao fanafffihhhhana àààà main arméééée !"

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

misaotra amin'le hira fa milay na avy any atsimo na avy any avaratra e
...Tolom-piavotana efa mitsangana,
ao ny MAP - oups Boky mena manko e - milaza mazava :°) :°) :°)



Ny tena tsaroako @ fitenin ingahy Ampy Portos dia ny teny hoe : Izany!...io moa izany an.....rehefa jerena izany ...

26. tsiambaratelo ( 13/10/2008 10:01)
lazounet:
ni81:
En fait, tamin\'izany fotoana izany mbola RTM na radio na téléviziô tao Madagasikara. Mba efa niasa tao koa moa ny tenanay.
ie RTM tokoa taloha, t@ andron-dRasobakobako izany sa Eleonore Rasolofomanana :lol:
James Ratsimandresy, Dieu-donné Razafindrabiby, Dany Rabemananjara, Marius Rasoanaivo + (rtm puis tvm), Norosoa Rasolonjatovo, Tata Florent Max,Valison Andrianjafintsoa, lois Bernard Rakotomanga (rtm puis tvm),Dawily +, etc...tsy tadidiko intsony ny sasany
Tena mampatsiahy ny lasa,ny tsara tsy lany hamamiana(RNM-RTM)ny Fm vao2 retra reny wa mahagaga fa tsy mety tadidy firy ny anarany mpanentana @izy ireny!Afatsy we misy fandaharana akafizinao de hay tsianjery lay mpanentana!Ohatra ny ahy zao de ny mpanolotra Ventsony fitia no tena tadidiko ao @RTA satry zah tia tononkalom-pitiavana. :-P
27. endrika01 ( 13/10/2008 10:05)
ni81:

Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity.
http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol:



(l)
28. harry5 ( 17/10/2008 19:06)
ni81:

Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity.
http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol:



ouii mahagaga tokoa raha mandinika hoé tamin izany andro zany ,mais c un souvenir tadidiko ,isak hariva @ 8 ora alina hihihihih ,tena efa ela tokoa raha mandinika ,misaotra amin ilay hira fa ni lasa koa hono tsi fanadino hihihihi lol mazotoa ,(ry malagasy mpiray tanidrazana ,ehhh madagasikara ,madagasikara vahoka mampitambatra ahh ..........dede ratsiraka ..hahahahahah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2072