Radio RNM

1. ni81 ( 12/10/2008 11:38)
Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity.
http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol:
novalian'i harry5 ny 17/10/2008 19:06
2. mignone ( 12/10/2008 11:48)
kouayyy !! taiza nazahoan roky ani io :-D :-D :-D
3. ni81 ( 12/10/2008 11:52)
t@ io site io, fa roky angaha tsy mbola nijery an'io fa efa nalefako teto hoe misy mp3 e :-D
4. ainaheri ( 12/10/2008 12:11)
Nni81>>fandaharan'i Latimera isaky ny zoma hariva satsy izy :roll: :lol:
5. fahamarinana ( 12/10/2008 12:12)
:arrow: tsa teto koa i mignone elaela fa nanano vacances ? ,mampamanimanina e...merci (l)
6. ni81 ( 12/10/2008 12:13)
Nni81>>fandaharan'i Latimera isaky ny zoma hariva satsy izy
fandaharan'ny ministeran'ny ati-tany e! :lol:
7. ni81 ( 12/10/2008 12:16)
tsa teto koa i mignone elaela fa nanano vacances ? ,mampamanimanina e...merci
hay ve e! arahabaina izy zany tonga soa e!
8. ainaheri ( 12/10/2008 14:31)
ni81:
fandaharan'ny ministeran'ny ati-tany e! :lol:


Tadidy tsara ilay hira,lay fandaharana no tsy azoko sary lol


9. fahamarinana ( 12/10/2008 14:44)
:arrow: f'angaha fantatro fa fanontaniana koa no napetrako fa ela tsy tazana tsinona kouh raha tsy hoe manana ps hafa angaha i mignone.. (l)
10. ni81 ( 12/10/2008 14:48)
Tadidy tsara ilay hira,lay fandaharana no tsy azoko sary lol
ilay nisy an'i Ampy Portos e! :lol:
fahama:
f'angaha fantatro fa fanontaniana koa no napetrako fa ela tsy tazana tsinona kouh raha tsy hoe manana ps hafa angaha i mignone..
eny tokoa fa tsy nijery tsara ilay :?: teo aorian'ny resaka aho kay e! :lol:
11. fahamarinana ( 12/10/2008 14:49)
:arrow: matiko njiko an... (l)
12. lazounet ( 12/10/2008 14:49)
ni81:

Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity.
http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol:



VONDROM-BAHOAKA ITSINJARAM-PAHEFANA fandaharana atolotry ny Minisiteran'ny ATY TANY . Ahenoana matetika an'Atoa Ampy Portos.
Sôôôôôôtra ni81.

"Ao (ny) Boky mena milaza mazava"
"Manome Toky Dédé Ratsiraka"
...
"Tsy maintsy Mandresy Tolom-piavotana"
13. ni81 ( 12/10/2008 14:57)
VONDROM-BAHOAKA ITSINJARAM-PAHEFANA fandaharana atolotry ny Minisiteran'ny ATY TANY . Ahenoana matetika an'Atoa Ampy Portos.
Sôôôôôôtra ni81.

"Ao (ny) Boky mena milaza mazava"
"Manome Toky Dédé Ratsiraka"
...
"Tsy maintsy Mandresy Tolom-piavotana"
:-D :-D :-D
14. lazounet ( 12/10/2008 14:57)
Diso kely aho fa rehefa nohenoiko tsara ilay hira dia : "Manome toky DADABE RATSIRAKA" no reko, fa nihevitra aho hoe Dédé RATSIRAKA.
15. ni81 ( 12/10/2008 15:00)
matiko njiko an...
hametraka pilenty aho a! :-D :-D
16. mignone ( 12/10/2008 15:35)
ni81 : tsy mba nahita anizany za , fa dia nampatsiahy tokoa moa izany
fahamarinana : ary mbo mandinika kou nareo an :wink: :-P
17. ni81 ( 12/10/2008 15:50)
ni81 : tsy mba nahita anizany za , fa dia nampatsiahy tokoa moa izany
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48e63fc565c8c
Tandremo fa i fahama manao espektiô a! :-D :-D tadidiny daholo izay tsy hitahita ela ela eo! hum :-D
18. yonikafopl ( 12/10/2008 16:10)
ie tadidiko io hira io, fa za vo maheno an'io an de tsy mihaino radio fa tam zany tsinn tsy hitako izay hilavana an le fandaharana :-P ,indrindra fa maheno ilay feo basse basse iny sy otran mirokiroky zay :°)
19. lemenakely ( 12/10/2008 19:30)
yonikafopl:

ie tadidiko io hira io, fa za vo maheno an'io an de tsy mihaino radio fa tam zany tsinn tsy hitako izay hilavana an le fandaharana :-P ,indrindra fa maheno ilay feo basse basse iny sy otran mirokiroky zay :°)


marina tokoa izany! T@ izany koa tsy nisy afatsy ny RNM,Atoa Elie Ramiadason no mpanolotra ny fandaharana ...aorian ny vaovao @ 7 hariva.Fa ny tena nampihomehy ahy dia ny immitation ataon i Gothlieb an i Ampy Augustin Portos..
20. ikalamako ( 12/10/2008 22:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ingahy Ampy Portos avy eny amin'ny Patte d'Elephant eny Anosy no hiteny amin'i fotoana io, tsy afaka an-tsofiko ny feony :

"misy manao fanafffihhhhana àààà main arméééée !"

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

misaotra amin'le hira fa milay na avy any atsimo na avy any avaratra e
...Tolom-piavotana efa mitsangana,
ao ny MAP - oups Boky mena manko e - milaza mazava :°) :°) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088