TSy haiko ny tena hevitry ny Vehivavy @ atao hoe Fitiavana!
21. MMS
(
09/10/2008 10:25)
Atao ihany ange ndraindray ilay hoe :" ataovy maro ny sakaiza fa ny iray no itokiso e !"
22. fahamarinana
(
09/10/2008 10:30)
(l)
:arrow:inona aloha no hifandraisan'ity amin'ilay dinika,sakaiza anie namana sa hoe ataovy maro ny olon-tiana ve dia iray no tena izy !azavao hoe azafady dia misaotra mialoha...
MMS:
ataovy maro ny sakaiza fa ny iray no itokiso
:arrow:inona aloha no hifandraisan'ity amin'ilay dinika,sakaiza anie namana sa hoe ataovy maro ny olon-tiana ve dia iray no tena izy !azavao hoe azafady dia misaotra mialoha...
23. sytl
(
09/10/2008 11:09)
:" ataovy maro ny sakaiza fa ny iray no itokiso e !"io hvtr'i MMS io kosa ngamba akaman'lé sipan'i melki nampirafy io!! :-D
24. pinouch
(
09/10/2008 11:40)
Nety tokoa le décision-nao oé isarak satria, matoa izy mandainga @nao de mbola tsy tena tia anao izy zany,tsy misy fahadisonao mitsy zany é, na milelapaladia anao aza izy aza mi-toléré tson fa vomaika hanararaotra izy avieo.
26. melki
(
10/10/2008 04:49)
Misaotra anareo rehetra nanoro hevitra, sy nandany fotoana namaky io tantarako io fa dia maniry koa raha maniry ny SOA ho anareo rehetra! tsy vitako ny hamaly tsirairay izany hevitrareo izany fa dia ny azoko lazaina angamba dia FISAORANA MITAFOTAFO HO ANAREO REHETRA! Dia mirary soa!
27. fahamarinana
(
10/10/2008 05:04)
:arrow: tsysy fisarana e,ny irariana dia mba nanampy ano ny hvtr naposaka maro teto. :) dia ampy hono e.. (l)
28. nathie86
(
10/10/2008 06:30)
Ny misaraka ny vahaolana, tsy enao no sampona na oe ratsy chance eo @ fiainana fa izy no tena ratsy fitondratena, tsy mihevitra ny ho avy ôtranao izy fa saingy oe tanora ka mirehareha @ hatanorana. Adinoy izy, fa sur za fa ahita ny anjara sahaza anao ianao, ny anazy io ko mantsy d tànana zatra mitsotra ka sur aho fa ra andeha anova azy ary ianao ka misy olana kely sedrainareo d'efa lasa ndray izy makany @ zay mahafinaritra an'azy any iany.
Ianao ko anie mbola 26 ans eh, ny sipa kely bobaka, fa ny vehivahy aloha sarotra takarina izay eh, za vhv an fa ny rq itako ah, plus tiana izahay plus ko manalika sy mihevtitra an'ilay tia oe ty ko ngamba vendrana. Rehefa tsy tiana anefa d misisika tsisy ôtr'zany ary d manalabaraka tena mintsy na ilay oe prête à tt pr être aimer na lasa .

29. RAKVOL
(
01/11/2008 00:08)
salut tsy diso zany ianao ,il faut pas gaspier le temps pour ses conneries ,tia tsy midika hoe sacrifice , tsy tantinao ny ataony donc miala sao lasa mitatra zatra hafa eo , elle à sa raison fatsy misy zavatra ataotao foana zany e, ilany fotsiny ianao ,ataony fanampy @ zavatra ketriketrehany ao , tsy ho lasa lavitra ny fiainanareo , fa tadidio fa fandalova ny eto antany ,mitadiava olona tia anao sy mahafampo anao ny ataony ..;BON COURAGE
30. fanih
(
15/12/2008 09:53)
Rehefa mba nandinika lay tantaranao aho,dia zao no mba lazaiko!ny akamaroany ny olona matetika rehefa tafiditra aho @sehatry ny fitiavana.dia manao fahadisona lehibe dia lay fanakinam-PO @lay olona erahana.ka miteraka ratram-PO,fijalin-TSAINA,FISAFOTOFOTOANA!... raha sendra tafa saraka tampoka.Ny fitiavana dia fifandeferana kanefa! misy fetrany ny zavatra rehetra.Ka tena atreo marina ve lay fetra farany omenao azy?sa hoetim-PO fotsiny?tsy ahy alo hoe mifoniz.dia mbola hamerina ve sa tsia?!.Mampisalasala fa hoento am-pisainana fa aza hoento-PO a!nefa tsarovy iany koa fa enao lehilahy.Ny fitenenana manao hoe ny lehilahy tsy mba antitra.noho izany afaka ny hiaritra hijery ny fiovany enao!nefa mila miova iany koa ny fitondranao azy @zay fotoana zay.Ny lehilahy tsy boka herin-taona!!!aza manery tena hanoy ra tsapanao oe zava doza.aza manary toky fa atanjao ny saina!!!
31. kotobekibo
(
19/12/2008 16:04)
Zà aloha d tena fanina foana @ vhv e!
Samy hafa dôly nareo ary tena mahagaga fa ny tian'ilay iray tsy mety @ ilay sipa hafa ,
Ohatra , ny sasany efa mahia mbola hanena tena hono .
D dite mampahia no sotroina lava izao , lasopy legumes , raha mandé resto ny antsasaky ny kaly avela dôly ...
Ny sasany efa kabota b ohatra nefa tsy mety mitandrina kaly , avy eo mitaraina . D hoe ianao ihany no manesika ahy ireny sakafo retra ireny , d izany no mampa-kabota-kely ahy , izao ny akanjoko izao tsy misy omby e!....
Raha manao cadeau kely ref anona iny , ranomanitra ohatra , ny sasany faly b , ny sasany tezitra hoe f'angaha d maimbo mintsy zà no omenao an'ity ?
Ny sasany adalam-bonikazo , ny sasany manao hoe voninkazo halazo radem iny v no mba nomeny ahy ....
Tena reveko foana anefa ary sarotra amiko ny hamadika palitao . (l) (l) (l) :*

32. xxx
(
30/01/2009 14:44)
Raha mbola tinao izy de ataovy izay hiverenan'ny fitiavanareo fa aza avela ho fatin'ny hafa fotsiny. Mila mifandefitra ny fitiavana fa na izany aza ra tena nanitsakitsaka anao tamin'ny tsy rariny( resaka sexe io) izy de hadinoy tanteraka fa tsy mety raha ny vehivavy no mahavita anizany. Aza mitady azy intsony fa mitadiava indray hafa asolonao azy.