manino kai?
1. manafi
(
08/10/2008 09:29)
rehefa hampiditra tonon-kira aho dia lazainy fa diso foana ny solona anarako sy ny mot de passe
2. hery
(
08/10/2008 10:38)
Angamba rehefa mandika an'ilay tononkira ianao dia mihidy ho azy ny kaonty satria elaela (mety hoe nihoatra ny 15 min)
Rehefa mbola mitranga iny dia ampidiro fotsiny ny solonanarana sy tenimiafina dia ho tafiditra ny tononkira nosoratanao teo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0776