karapanondro

21. karinah ( 15/10/2008 10:05)
tywa68:

Zany mihitsy e ! wain be ! ny ahy koa d mbola ilay NGOZA be ny ato :-D :-D


hatraty io ry tywa an!!! :lol: :-D :-D
22. tywa68 ( 15/10/2008 10:42)
karinah : rhf tena ilaina v tsy ho amboarina na wain aza :-D :-D
23. fahamarinana ( 15/10/2008 11:02)
:arrow: tsy efa automatique kely ve izao ny any sa mbola ilay komany be ny an'ny sasany!! :-D (l)
24. karinah ( 15/10/2008 14:56)
fahamarinana: toa efa kely ireny dolo!
25. karinah ( 15/10/2008 14:57)
tywa: tena mbola le gladiny be foana anie ny nanoloany azy eee, an'ny mbola virja hono ireny!! :-D :-D
26. tywa68 ( 16/10/2008 07:43)
hanolo ihany v d mbola ilay ntaolo be iny no arosony eo tsssss :-D :-D
27. ni81 ( 16/10/2008 08:12)
tsy efa automatique kely ve izao ny any sa mbola ilay komany be ny an'ny sasany!!
fahamarinana: toa efa kely ireny dolo!
efa kely daholo e! :)
28. tywa68 ( 16/10/2008 13:00)
eny e ! rehefa manana vacances lavabe indray zany vao azo hatao :°)
29. karinah ( 16/10/2008 13:09)
tywa68:

hanolo ihany v d mbola ilay ntaolo be iny no arosony eo tsssss :-D :-D
Tamin'ny vao nivoaka mihintsy le izy izany.....de nahita ny an'ny zandrinay aho de ndeh koa hoà hosoloiko ny ahy, kay tsy nety le rangahy, mdrrrrrr mety te nomena sôsy angamba izy, tady hanao business na karapanondro kely ftsn! hihihihihihihi!!


30. tywa68 ( 16/10/2008 13:16)
zay koa aloha e ! business no tiany atao fa mody be fika eo :-D
31. karinah ( 16/10/2008 15:14)
tywa: :-D :-D :-D :-D , mionona am lay GLADINY BE sia ny azo atao e! :lol:
32. tywa68 ( 17/10/2008 09:29)
mbola hatao fa tsy zao fotsiny e :-D :wink:
33. niryna ( 18/10/2008 01:50)
tywa68:

Zany mihitsy e ! wain be ! ny ahy koa d mbola ilay NGOZA be ny ato :-D :-D


=))
34. tywa68 ( 18/10/2008 07:57)
ny an'i Niryna koa angaha ilay GLADY be ? :lol: :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957