karapanondro

1. tslem ( 08/10/2008 08:05)
Hono ho aho? ho antsika mpietraka aty ivelany ka manana karampanondro gasy sy vazaha, ka mandeha mankany Madagasikara.Rehefa tonga any ve dia azo ampiasaina daholo ny karampanondro anaankiroa sa ny CI gasy ihany? ary raha efa plus de dix ans ve ilay karapanondro dia tokony soloina(ilay gasy io resahiko io), dia aiza no hanoloana azy,any Dago ihany sa aty @ ambassade de Madagascar aty France ohatra?
Misaotra indrindra.
novalian'i tywa68 ny 18/10/2008 07:57
2. booboo ( 08/10/2008 08:39)
Ny tena tsara dia soloina ilay kely² jôjôpil iny ilay karapanondro efa antitra. Dia tsy aleo koa ve efa any ihany dia manararaotra manolo ilay izy toy izay, andro vitsy² - tsy ampy herinandro fara faha beny - toy izay hivezivezy ho any @ ambassade sy hanafatra act de naiss sy ny tariny ?
Dia koa rehefa any an-toerana dia aleo ilay karapanondro malagasy no ampiasaina, raha tsy hoe hisy raha hatao any @ admin frantsay na hafa angaha vao ilay CIN frantsay. Ny antony dia ndraindray rehefa misy fisavana ohatra dia misy @ manam-pahefana mitaky passeport sy ny billet retour ( ndraindray ). Dia sady koa, ohatra raha ho any Sainte Marie avy eo Soanierana Ivongo, na avy ao Mahajanga ho any Nosy Be handeha sambo dia samy hafa ny tarfis ho an'ny vahiny sy ny tompo-tany ( avo 3 heny vao hoe tsy malagasy ny ttsy na miteny malagasy beeee tahaka ny inona sy manana endrika malagasy aza ).
3. ni81 ( 08/10/2008 09:36)
Araraoty ny fanoloana azy rehefa mandalo any e! satria toa isaky ny 10 taona no tokony ho soloina iny karam-panondro iny.
4. fahamarinana ( 08/10/2008 10:13)
:arrow: efa voalazan'ny booboo teo ihany fa raha any fontsiny dia mila attestation d'heberg avy amin'ny fokontany angamba izy izay.Vetivety dia vita fa ny ao tanà no tsy haiko (ny ahy tany toamasina manko) ....ié samihafa tokoa ilay fidirana na dia ny amin'ireny karazana zoo ireny fontsiny dia efa hafa ny vazà hono. (l)
5. tslem ( 08/10/2008 10:37)
Misaotra betsaka anareo :-*:-*:-*
6. fahamarinana ( 08/10/2008 10:51)
:arrow: mbo itondray voan-dalana zahay an.... :) (l)
7. tslem ( 08/10/2008 10:58)
fahama >>> zah ngah handeha fa nanontany fotsiny,hihihih,sao mba ho any ihany ndray andro any :)
8. endrika01 ( 08/10/2008 17:49)
tslem:

Hono ho aho? ho antsika mpietraka aty ivelany ka manana karampanondro gasy sy vazaha, ka mandeha mankany Madagasikara.Rehefa tonga any ve dia azo ampiasaina daholo ny karampanondro anaankiroa sa ny CI gasy ihany? ary raha efa plus de dix ans ve ilay karapanondro dia tokony soloina(ilay gasy io resahiko io), dia aiza no hanoloana azy,any Dago ihany sa aty @ ambassade de Madagascar aty France ohatra?
Misaotra indrindra.



9. fijo ( 08/10/2008 20:18)
misy manana doubla karatra indray an.hummm atsipazo aty ny ilany e
10. ikaretsaka ( 09/10/2008 02:50)
raha vao resaka tsy vazaha dia aza atsiky ny vazaha raha indrindra misy resaka mandoa vola:
resaka raha mandeha any @ park na musee ohatra na mandeha any @ ireo toerana ireo efa nolazain'i booboo ireo dia lafo foana ny alohan'ny "vozaha" nohon'ny an'ny gasy!
raha sanatria koa ka tratra nanao hadisoana (nivoaka alina ka nigafy tany na noraofin'ny polisy tany ohatra) dia lafo kokoa ny sazy alohan'ny vazaha sady rehefa mihetsika andro izay ry lemontana dia asiany resaka diplomatika masosotra mihitsy hoe ny "zanaky ny firenenarteo" nanondrana taty aminay taty!


:-D :-D :-D


11. vahiny2004 ( 09/10/2008 11:41)
Fanamarihana kely : Pièce d'identité (passeport , CNI, permis de conduire) sa Carte d'Identité no tian'i tslem lazaina ?

Ny CNI d'identité mantsy dia valable localement ihany , izany hoe raha mitondra CNI gasy eto Frantsa dia tsy manan-kery , raha mitondra CNI vazaha any Mada dia tsy manan-kery

Ny passeport ihany no manankery any ivelan'ny firenenao (Europe ho an'ny européen)

Ny ambassade de M/car tsy manao CNI mihintsy , carte consulaire no ataony.
12. karinah ( 09/10/2008 14:42)
Vahiny2004> ny Carte d'Identité eropeana manakery ihany koa dans toute l'europe kah!!!!!!!! hadinonao angamba ! :wink:
13. tywa68 ( 09/10/2008 15:00)
tslem:

Hono ho aho? ho antsika mpietraka aty ivelany ka manana karampanondro gasy sy vazaha, ka mandeha mankany Madagasikara.Rehefa tonga any ve dia azo ampiasaina daholo ny karampanondro anaankiroa sa ny CI gasy ihany? ary raha efa plus de dix ans ve ilay karapanondro dia tokony soloina(ilay gasy io resahiko io), dia aiza no hanoloana azy,any Dago ihany sa aty @ ambassade de Madagascar aty France ohatra?
Misaotra indrindra.

Efa voalazan'i Booboo ihany hoe raha mandalo any Mcar d tsara raha mangataka ilay vaovao any (wain be mamoaka an'ilay beige ngôzabe fa efa be be taona zany :°) :-D :-D
Moa arak'ilay voalazan'i Ikaretsaka hoe misy vidim-pidirana ho an'ny vahiny (be vola) ka arakar'izay no tena antony hampiasàna an'ilay kara-panondro gasy.
14. fahamarinana ( 10/10/2008 03:26)
tywa:
wain be mamoaka an'ilay beige ngôzabe fa efa be be taona zany

:arrow: :-D,ohatran'ny anay nosoloina izany.. :) (l)
15. tslem ( 10/10/2008 08:13)
fijo:
misy manana doubla karatra indray an.hummm atsipazo aty ny ilany e


ka ny ilany aza izany efa lany daty izany koh! tsy azo ampiasaina tsony :oops:

vahiny2004:
Fanamarihana kely : Pièce d'identité (passeport , CNI, permis de conduire) sa Carte d'Identité no tian'i tslem lazaina ?



carte d'identité nationale na karapanondro-pirenena hoy isika Malagasy

vahiny20004:
Ny CNI d'identité mantsy dia valable localement ihany , izany hoe raha mitondra CNI gasy eto Frantsa dia tsy manan-kery , raha mitondra CNI vazaha any Mada dia tsy manan-kery

Ny passeport ihany no manankery any ivelan'ny firenenao (Europe ho an'ny européen)

Ny ambassade de M/car tsy manao CNI mihintsy , carte consulaire no ataony.



fa misaotra betsaka fa mazava tsara ireo voalazanao ireo

wain be mamoaka an'ilay beige ngôzabe fa efa be be taona zany


tena mbola ilay ngôzabe izay mihitsy izy ato :-D :-D :-D
16. tywa68 ( 10/10/2008 09:30)
Zany mihitsy e ! wain be ! ny ahy koa d mbola ilay NGOZA be ny ato :-D :-D
17. fijo ( 10/10/2008 21:15)
ny ahy tehiriziko le ngeza fa sao tsy hisy intsony ko.amidiko rehefa misondrotra ny vidiny
18. tywa68 ( 11/10/2008 08:13)
Fijo : efa hoe krizy koa mbola manantena inn ? :-D :-D
19. ikaretsaka ( 13/10/2008 15:07)
piece de collection iny ko... hoe itony ny karampanondro ry zafekely t@ dadabe fijo mbola zeune sy t@ izany andro tsray nisy ordi izany
20. karinah ( 15/10/2008 10:04)
fahamarinana:

tywa:
wain be mamoaka an'ilay beige ngôzabe fa efa be be taona zany

:arrow: :-D,ohatran'ny anay nosoloina izany.. :) (l)
Tsaroako tsara tamin'izaho nanavao karampanondro de nangataka atao an'le kely bilitika ireny de tsy nety le rangahy tao @ le Firaisana fa hoe efa be antitra oe za,:lol: fa ho an'ny mbola virja hono ireny!:lol:........... hay mety ihany izany!!! :-w tssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2974