Ary ahoana ny any Madagasikara?

21. ikaretsaka ( 17/10/2008 23:18)
tsy hitao ny hifandraisan'ilay lazain'i niryna sy ny lohahevitra eto
22. tywa68 ( 18/10/2008 08:05)
:lol:
23. fijo ( 21/10/2008 21:59)
efa mahazatra e;izay le fomba.
24. ikaretsaka ( 21/10/2008 23:52)
kiraro ve ny desaka dia stringy no aroso de avy eo manao hoe ....ko samy akanjo ko!
25. nofinofy ( 25/10/2008 05:14)
Tsy ho averiko eto daholo ireo voalaza marobe ireo.
Ny nanjo ahy aloha dia fanampenambava ataon'ireo mba hoe mpitondra fivavahana, satria mahafantatra ny marina, (tsy ho tononiko eto ny anaran'ilay antokom-pinoana), nisy fiantraikany tamin'ny asa nataoko io. F'angaha rehefa tsy miombon-komana aminy dia ratsy izay?ry zareo no efa zatra mifanafinafina sy mifampiaroaro(valable hoan'ny antokompinoana rehetra tsy misy akanavaka, indrindra fa ireo (les églises) fiangonan-dehibe mizesta hoe efa manana ny marina hatramin'izay). Raha ny momba ilay noresahin'i Nirina indray aloha dia mety hisy fahamarinany koa, satria tsy avy amin'ireo mpitondra fivavahana ihany no mahatonga ny fanampenam-bava, fa avy amin'ireo spons an'ny fiangonana, na olon-tsotra izy, na fikambanana, na any an-dafy, na any Madagasikara. Mbola manjaka ny herin'ny vola. Na izany na tsy izany, dia fotoana izao, izay tokony hanaovana ny mangarahara, ary raha mba misy tsikera tiantsika alefa, dia aleo havantana any amin'ireo concerné, sady tokony hisy entité koa hisahana izany (toy ny bianco). maheno resaka ihany aho matetika, mikasika ny comportementn'ireo mpitondra fivavahana, satria izany moa no resaka eto, kanefa ireo olona izay niharan'ny tsy mety toa tsy sahy mamaly fa miaritra trefle fotsiny eo(manaiky matoa tsy miteny),accomodation à la souffrance sady soumission amin'ireo heveriana hoe mpitondra(fivavahana). Ankoatr'izay dia efa notaizana tamin'ny tahotra ny malagasy ka araraotin'ny sasany izany. Ho anareo futur mompera sy pasitera ireo mba ovay ny toetra fa rehefa tsy araka dia aleo mi-demissione.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069