fanasana " projet Ambatovy M/car " ho an'ny diaspora ...
1. booboo
(
05/10/2008 11:59)
Ialako tsiny fa teny frantsay. Azoko tany @ mailaka dia zaraiko eto sao mety misy liana @ ilay tolotr'asa sy fanasana ....
ary koa : http://www.sherritt.com/doc08/subsection.php?submenuid=careers&category=careers/all_current_job_opportunities
Projet Ambatovy Madagascar:
Ce projet développé notamment par SHERRITT INTERNATIONAL vise à produire 60 000 t de nickel et 5600 t de cobalt de haute qualité par an, le tout sur 27 ans. Il s'agit d'un des plus gros projets miniers au monde (ce sera dès 2013 la plus grande mine de nickel latéritique au monde) et à ce jour le plus gros projet d'investissement à Madagascar (plus de 3,3 milliards d'euros).
Le projet a pour défi de recruter environ 1500 candidats compétents et expérimentés ou non d'ici fin 2009 (ingénieurs, techniciens, management, etc.)
C'est dans ce contexte que Madaplus a été choisi par Sherritt pour l'assister dans sa campagne de recrutement en France. Sherritt souhaite en effet recruter auprès de la Diaspora malgache en France mais également auprès des écoles et établissements universitaires avec à la clé de véritables plans de carrière puisque le projet va durer à peu près une trentaire d'année. Deux RDV sont prévus en France, le 14 octobre à Paris à l'hôtel Marriott Rive Gauche et le 17 octobre à Marseille au Pullman Palmbeach, où les dirigeants de Sherritt viendront présenter à la fois le projet et leurs besoins de recrutement.
Vous êtes étudiants, juniors, séniors, ingénieurs, techniciens, superviseurs, managers...pour avoir plus d'informations, consultez le site www.madaplus.fr bannière Projet Ambatovy - opportunités de carrière.
Au delà de découvrir les opportunités de carrière, nous vous invitons à venir à cette conférence pour comprendre cet énorme projet qui se fait au pays et ses impacts sur la population locale et son environnement (une séance de questions / réponses est prévue).
Madaplus.
ary koa : http://www.sherritt.com/doc08/subsection.php?submenuid=careers&category=careers/all_current_job_opportunities
novalian'i Nehemiah ny 02/05/2013 06:03
2. naughtyboy
(
05/10/2008 20:24)
nifanandrify t@ le resako atsy ambadika @ politika,tsy niniana tsy akory fa fifandrifianjavatra boboo a, ..
3. bazylou
(
05/10/2008 22:57)
sarotra be izany hiasa ahoan'ny vazaha izany nefa any aminn'y taninao ianao.
4. booboo
(
06/10/2008 12:38)
Naughtyboy > hihihihi avy nandefa ito ara zà vao hitako ilay tatsy @ politika koa hihihihi. :wink:
7. tsiambaratelo
(
10/10/2008 16:37)
booboo:Feno harena Madagascar ,marobe koa ny tiakely.
Ialako tsiny fa teny frantsay. Azoko tany @ mailaka dia zaraiko eto sao mety misy liana @ ilay tolotr\'asa sy fanasana ....Projet Ambatovy Madagascar: Ce projet développé notamment par SHERRITT INTERNATIONAL vise à produire 60 000 t de nickel et 5600 t de cobalt de haute qualité par an, le tout sur 27 ans. Il s\'agit d\'un des plus gros projets miniers au monde (ce sera dès 2013 la plus grande mine de nickel latéritique au monde) et à ce jour le plus gros projet d\'investissement à Madagascar (plus de 3,3 milliards d\'euros). Le projet a pour défi de recruter environ 1500 candidats compétents et expérimentés ou non d\'ici fin 2009 (ingénieurs, techniciens, management, etc.) C\'est dans ce contexte que Madaplus a été choisi par Sherritt pour l\'assister dans sa campagne de recrutement en France. Sherritt souhaite en effet recruter auprès de la Diaspora malgache en France mais également auprès des écoles et établissements universitaires avec à la clé de véritables plans de carrière puisque le projet va durer à peu près une trentaire d\'année. Deux RDV sont prévus en France, le 14 octobre à Paris à l\'hôtel Marriott Rive Gauche et le 17 octobre à Marseille au Pullman Palmbeach, où les dirigeants de Sherritt viendront présenter à la fois le projet et leurs besoins de recrutement. Vous êtes étudiants, juniors, séniors, ingénieurs, techniciens, superviseurs, managers...pour avoir plus d\'informations, consultez le site www.madaplus.fr bannière Projet Ambatovy - opportunités de carrière. Au delà de découvrir les opportunités de carrière, nous vous invitons à venir à cette conférence pour comprendre cet énorme projet qui se fait au pays et ses impacts sur la population locale et son environnement (une séance de questions / réponses est prévue). Madaplus.ary koa : http://www.sherritt.com/doc08/subsection.php?submenuid=careers&category=careers/all_current_job_opportunities
8. mirana5
(
13/10/2008 08:21)
tsiambaratelo:

AZA TONGA DIA PESSIMISME KOSA NO ATAO MAMENO LOHA DIENY ZAO E?
CAPACITE COMPETENCE ARY FAHAIZANA MIJORO TSY HO VOAMBAKA NO TARIGETRA @ LAY ASA TANDRIFINAO AO E, mba mahaiza manavo-tena fa tsy ho toloram-potsiny eo foana é, ahirato bb kokoa ny saina mandalina!
Tolona lavitr hezaka dia samia mandinika e, sao dia étrangers ndray no vo embaucher ao dia avy eo DIA MENOMENONA hoé ary ny gasy ANGAHA tsy
NANTSOINA HIASA AO @ TANINY O?
Ambava homana am-po mieritreritra!!! 8O 8O 8O 8O
9. ds
(
13/10/2008 10:37)
mirana5:
AZA TONGA DIA PESSIMISME KOSA NO ATAO MAMENO LOHA DIENY ZAO E?
CAPACITE COMPETENCE ARY FAHAIZANA MIJORO TSY HO VOAMBAKA NO TARIGETRA @ LAY ASA TANDRIFINAO AO E, mba mahaiza manavo-tena fa tsy ho toloram-potsiny eo foana é, ahirato bb kokoa ny saina mandalina!
Tolona lavitr hezaka dia samia mandinika e, sao dia étrangers ndray no vo embaucher ao dia avy eo DIA MENOMENONA hoé ary ny gasy ANGAHA tsy
NANTSOINA HIASA AO @ TANINY O?
Ambava homana am-po mieritreritra!!!
"Ahirato bb kokoa ny saina mandalina" hoy i mirana5.
Ny ahy efa nahiratro tsara : na dia homeny 18 000 € isam-bolana aza aho tsy ho any. Izaho anefa tsy manameloka izay te ho any fa samy manana ny fisainany sy kapoakam-bariny. Na izany aza :
1) Matoa mitady mpiasa ety ivelany, dia ao raha. Be dia be ny manam-pahaizana ao an-toerana no kely karama na tsy an'asa mihitsy aza. Maninona tsy izy ireny no ampianarina raha ohatra ka misy tsy ampy ny fahaizany.
2) mazava ho azy fa moramora kokoa ny mampandry adrisa rehefa tompon-tany no ampiasaina toy izay vahiny. Tsy misy afaka manohitra intsony avy eo.
3) Ohatrinona ny vola hiditra ho an-dry Sherritt ary firy kosa ny anjaran'ny gasikely ?
4) inona avy no voka-dratsy aterak'io fitrandrahana harena an'kibon'ny tany io. Sa misaosy daholo aloha ka rehefa lasan-korazana daholo isika ankehitriny, dia asakasak'izay taranaka mizaka azy any aoriana any.
10. endrika01
(
13/10/2008 17:12)
Raha azoko ny tian i ds ambara de we ,ny aina tsy atakalo vola,de atao aiza zany ny tsy an asa?Nefa zah nahita t@gazety reo ouvries kely mahonena milanja angady makany makany @io toerana io :-P
11. adidy
(
21/10/2008 23:14)
ZA dia mitovy hevitra @ ds, efa betsaka izay harena an-kibon'ny tanintsika notsetsafin'ny hafa izany!Marina fa manome asa kely ho an'ny tera-tany, fa potiny fotsiny (miettes) raha mihoatra @ ny an-dry zareo!
Nareo ve efa nahita harena an-kibon'ny tany frantsay ohatra ka ny hafa no manjakazaka ao, na ny an'ny sinoa, na ny an'ny amerikanina, na ny an'ny arabo!! Efa voazanaka foana isika! Dia tsy maintsy mila ireo vahiny ireo ve isika , fa tsy mba misy orinasa malagasy azon'ny fanjakana hampiana hitrandraka azy? Sa ve dia voaozona ho olona entina foana isika?

12. LazaDaddy
(
22/10/2008 02:30)
Izaho akory tsy mitady asa ao fa mba te hifandray @ responsable d'expoitation mineralurgique (manager metallurgy) sao misy azo ifanampiana.
Misaotra
Misaotra
14. Fanjaibe
(
03/12/2008 03:52)
Marina ny an'i DS
eto Madagasikara aho nahita ny post a pourvoir rehetra
Hananako daholo ny competence tadiaviny nefa tsy raisiny asa inona no antony ?
tsy fantatro

15. nana0685
(
01/05/2013 17:20)
Fanjaibe:

16. nana0685

17. nana0685