Avelao ho karakainay fa hianareo aza mba sahirana

1. niryna ( 02/10/2008 17:08)
Efa niresaka ny hoe inona no tokony atao raha toa ka any an-tany lavitra (tsymipetraka any dago ) ny olona raha sanatria misy manjo.
Ity nisy tantara iray izay vao nitranga.
Fantan'ilay mpikarakara ny fandevenana (funeral home ) fa vola be no alohan'ny olona na ny coffre izany na ny toerana an-devenana ny razana.
Tsy fantatra na tsy ampy intsony ny toerana na hoe tsy misy tany an-devenana intsony fa dia hoy ry zareo hoe mandehana mody fa izahay no hikarakara ny razana.dia nandeha nody tokoa ny tompon'ny manjo.
Tsy mitovy ny aty amintsika hoe ireo fa manatrika daholo ny fianakaviana sy ny olom-patatra.
Lavi-pianakaviana ny olona ary miparitaka na ny zanaka sy ny ray aman-dreny aza.
Dia nandeha teny ny fotoana,ary tsy fantatra fa nirotsaka an-tsehatra ny fanjakana ary dia ,hita tao an-trano fitehirizana korontan'entana ny vatam-paty efatra.
Tsy nalevindry zareo ny razana fa navelany tao fotsiny...iza koa aza no mahalala fa mety ilay coffre misy ny maty dia naveriny namidy indray .

mampalahelo tokoa ny olona rehefa tonga ilay fitiavantena sy fitiavana te hanana vola mihoatra na fitiavankely izay e
(l) niryna .

novalian'i niryna ny 18/10/2008 01:59
2. ainaheri ( 02/10/2008 17:55)
Efa tsy izy kosa ka,marina ee,diso tafahoatra lotra ilay fitiavam-bola :twisted: :evil:
3. fahamarinana ( 03/10/2008 06:12)
:arrow: izay ilay hoe manararao-paty... :( (l)
4. niryna ( 03/10/2008 17:51)
ainaheri:

Efa tsy izy kosa ka,marina ee,diso tafahoatra lotra ilay fitiavam-bola :twisted: :evil:


hitako,ny fanjakana mihitsy no nirotsaka an-tsehatra dia tratra tao ambanin'ny trano ny faty efatra mbola tsy naleviny .
:cry:
5. niryna ( 03/10/2008 17:54)
fahamarinana:

:arrow: izay ilay hoe manararao-paty... :( (l)



:D
ry zareo filipina indray dia any ambanin'ny trano no asiany ny faty fa tsy omby intsony ny toerana ka manofa ilay basement izany ny olona ary miaraka miray trano amin'ny :maty ao ny olona fa mifanao ambony ambany fotsiny (io ilay basement) dia mandoha vola toy ny mandoha hofantrano isambolana ka raha tsy mahaloa ilay havany dia ariany ny faty . :D
6. ikaretsaka ( 05/10/2008 00:30)
izay no ilavana ilay mitsinjo ny vody andro merika ry niryna a
7. niryna ( 05/10/2008 20:34)
ikaretsaka:

izay no ilavana ilay mitsinjo ny vody andro merika ry niryna a


hi,hi, ka na dia mitsinjo ny vody andro merika aza rehefa sendra ny
:twisted: dia miahaka eo :x
8. ikaretsaka ( 05/10/2008 23:34)
de ny mihahaka be no tianao ary sa ny mihahaka kely? :-D :-D :-D
9. tsiambaratelo ( 06/10/2008 05:30)
niryna:

Efa niresaka ny hoe inona no tokony atao raha toa ka any an-tany lavitra (tsymipetraka any dago ) ny olona raha sanatria misy manjo.
Ity nisy tantara iray izay vao nitranga.
Fantan'ilay mpikarakara ny fandevenana (funeral home ) fa vola be no alohan'ny olona na ny coffre izany na ny toerana an-devenana ny razana.
Tsy fantatra na tsy ampy intsony ny toerana na hoe tsy misy tany an-devenana intsony fa dia hoy ry zareo hoe mandehana mody fa izahay no hikarakara ny razana.dia nandeha nody tokoa ny tompon'ny manjo.
Tsy mitovy ny aty amintsika hoe ireo fa manatrika daholo ny fianakaviana sy ny olom-patatra.
Lavi-pianakaviana ny olona ary miparitaka na ny zanaka sy ny ray aman-dreny aza.
Dia nandeha teny ny fotoana,ary tsy fantatra fa nirotsaka an-tsehatra ny fanjakana ary dia ,hita tao an-trano fitehirizana korontan'entana ny vatam-paty efatra.
Tsy nalevindry zareo ny razana fa navelany tao fotsiny...iza koa aza no mahalala fa mety ilay coffre misy ny maty dia naveriny namidy indray .

mampalahelo tokoa ny olona rehefa tonga ilay fitiavantena sy fitiavana te hanana vola mihoatra na fitiavankely izay e
(l) niryna .





Ka zay wa e,aleo dorana ny razana dia ho hita eo ny tohiny!
10. niryna ( 18/10/2008 01:59)
niryna:

Efa niresaka ny hoe inona no tokony atao raha toa ka any an-tany lavitra (tsymipetraka any dago ) ny olona raha sanatria misy manjo.
Ity nisy tantara iray izay vao nitranga.
Fantan'ilay mpikarakara ny fandevenana (funeral home ) fa vola be no alohan'ny olona na ny coffre izany na ny toerana an-devenana ny razana.
Tsy fantatra na tsy ampy intsony ny toerana na hoe tsy misy tany an-devenana intsony fa dia hoy ry zareo hoe mandehana mody fa izahay no hikarakara ny razana.dia nandeha nody tokoa ny tompon'ny manjo.
Tsy mitovy ny aty amintsika hoe ireo fa manatrika daholo ny fianakaviana sy ny olom-patatra.
Lavi-pianakaviana ny olona ary miparitaka na ny zanaka sy ny ray aman-dreny aza
Dia nandeha teny ny fotoana,ary tsy fantatra fa nirotsaka an-tsehatra ny fanjakana ary dia ,hita tao an-trano fitehirizana korontan'entana ny vatam-paty efatra.
Tsy nalevindry zareo ny razana fa navelany tao fotsiny...iza koa aza no mahalala fa mety ilay coffre misy ny maty dia naveriny namidy indray .

mampalahelo tokoa ny olona rehefa tonga ilay fitiavantena sy fitiavana te hanana vola mihoatra na fitiavankely izay e
(l) niryna .


.
tsiambaratelo:



Ka zay wa e,aleo dorana ny razana dia ho hita eo ny tohiny!
mbola mandoa $10.000 koa ny mandoro .
Nisy olona narary irery tao an-trano,noho ny tahotra satria nianjera irery tao izy dia niampy aretim-po ilay izy.Tonga avy niasa ilay vadiny dia niantso ambulance ary tsy maintsy noentina tany amin'ny province hafa ilay marary ka nakana helicoptere .Ohatraninona hoy hianareo ny vola nalainy hitondrana azy ? $ 20.000 :roll: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1847