Isaky ny mamoha ny machine ko zah de mivoha automatik foana ilay skype kanefa izy tsy nocomandiko hoe mivoha automatik zany. Tsy fantako na nisy tsy nety t@ le zah nanao installation. De mandreraka ahy io zavtra io, ka inona re tokony hataoko e? Marihina fa ny windos vista no ampiasaiko.
Dia manantena hisy mpamaly re.
Misy option mi demarrer ny skype avec Windows, mila desactiver-na:
Onglet Outils/Options/Avancés dia decochez "Lancer Skype au demarrage de Windos".
Enregistrer.
Misy option mi demarrer ny skype avec Windows, mila desactiver-na:
Onglet Outils/Options/Avancés dia decochez "Lancer Skype au demarrage de Windos".
Enregistrer.
Dia misaotra betsaka t@ fanampiana tompoko. Andriamanitra anie hamaly soa nao.