Mahavelom-bolo

41. karinah ( 03/10/2008 16:00)
>>>>>Gazetin'i Gasyjean fa tsy simpona e.
42. karinah ( 03/10/2008 16:06)
Hoy Naughtyboy>>>>>>>"fangoronankarena avy @ olombitsy nitokisana itantana sy manana fahefana @ zany eo no olana",Hummmmmm.. Sur amin'izany ve ianao????? :{
43. naughtyboy ( 04/10/2008 12:17)
voalaza
\"Fa dia mankasitraka ny fitondrana hatrany aloha aho eh!! ...
naughtiboy>>> ka io aloha izao no hitako sy inoakao koa!! \"

Mazava ny hevitrao fa fankasitrahana tsy misy porofo mivaingana ary finoana mifototra @ tsena 1 na autoroute fotsiny,sao tsy mbola henonao fa misy ko ny fanatsarana mivantana ny fiainambahoaka zay andrandrainy vahoaka(fahavitantena aratsakafo,fitomboany fahefamividy,fampandrosoana ny toekarena fahasalamana,fampivelarana isaky ny faritra ny fanabeazana...)
alohany zany de valiako ny teninao milaza ra siora aho na tsia @ tsy rariny ,fangalarana sy fanamparampahefana misy ao amintsika izay fahavalony fandrosoana ,demokrasia ary mampahantra aratoekarena sy toetsaina ...
esprit d\'observation sy analyse no itondrako azy(neutralite) fa tsy fanaratsiana na ko fankasitrahana sns..
-ny vatakarama isambatan\'olona araky ny tatitra nomeny INSTAT (t@2/10/08) de 82.000 ar/isambolana(34 Euro eo ho eo @akapobeny) ny tsy an\'asa(tsy 4mis akory fa manerana ny faritany rehetra)de 40% ,io no fahefamividy akapobeny (fa tsy ny isany ozinina atsangan\'antokon\'ol sy ny 4x4 akory no isaina de mandroso i dago..) raha ny fiakarany vidimpiainana no jerena de zao tsy mitsahatra tonga ny vola fanampiana any ivelany iadiana @ zany sy ny vokatra ahondrana(zay tototry ny subsidies..)na voly,fiompina harena ankibony tany sy ireo mpampiasa vola eto amintsika,firy isanjato reo zaza malagasy tsy ahita izany atao oe sekolimbahoaka izany ary tsizarizary ny fiainany noho ny tsy fahampiana...Na de tokony ihatsara aza ny fanondro
ampiasainy mpanjifa (Indice des Prix a la Consommation),ra ireo no zohina de tsy ho tanteraka mandrak\'izay izany noho tsy fisiany state law/etat de droit nahoana? feheziny fitondrana tanteraka ireo fahefana izay manana ny fitsinjarany(financial institution/tax. hetra - subsidies .hajia sns)oh. @ zany ny fanafoanana ny hetra ny orinasan\'antokon\'olona(tiko,magro,mbs t@ 2007 teo reny,ra orinasa efa ho faty de azo ekeny fanjankana izany nefa mifanohitra ny zvmisy) ary ny monopolisation ny tsenambarotra misahana ny fanondranambokatra any ivelany (ra olona mitondra ianao n\'aiza2 de tsy mahazo mampiasa ny tombotsoanao manokana @ toerana tazominao,fanararaotana zany na abuse..)----->mbola kely zay ankotrany tsy voatanisa eto nefa ireny dia volambahoaka natao anatsarana ny farimpiainany ,izy io nge lasa didy kofehy lehibe fa tsy oe ny demokrasia ndray no lasa angano e
Ny vinavina de efa betsaka atr@ androny repoblika faha2 fa tsy tanteraka izy reny noho ny toetsaina tia kely ampisaina fahefana IO NO OLANA,mba mijere @ maso tsy miangatra fa tsy oe vita ny tsaena tao andrefantranonay sy nanomboka ny autoroute tany Talamaty de OE OE mandroso :-D :-D
mitovy2 @ firesak\'i zanety enao zany..

44. karinah ( 04/10/2008 12:37)
Mankasitraka aho kah, porofo mivaingana mihintsy no voalazako, mbola ampiko oe ny fananganana dispensaire any ambanivohitra, koa mbola ao anatiny, hitako fa tsara aloha ny programan-dRangahy io fa io moa tsy voatery hankasitraka avokoa ny tsi11 eh!!
45. karinah ( 04/10/2008 12:43)
ssendra:

karinah:

ssendra>>mila miara-miasa ny vahoaka sy ny mpitondra. Aiza koa dia tsy hety hamokatra hamboly fa d faly ny hangataka sy hitsindroka fotsiny, tsy lasa io raha tsy miara-mihetsika. satria ny hanindriko an'izay d mba tsy hanomezan-tsiny ny fitondrana irery ihany!!!



tsy mandresy lahatra izany e!

=)) =)) =)) =)) =)) ny mpitondra hita izao fa mhinambolambahoaka foana izay re mitondra eo mameno paosy
F'angaha kosa reto raha oe niakatra ny fidiram-bolan'ny mpitondra de oe mihinam-bolam-bahoaka foana izy????? raha mbola tsy mpitondra izy, tsy hitovy @ karama (vola)raisiny rehefa mpitondra, ka raha mba manao zavatra izy de lazaina foana fa volam-bahoaka??? Izany mihinam-bolam-bahoaka izany anie ka tena tsy mahavita zavatra atsangana akory ilay mpitondra raha izay no fipetrany e, firenena mibaby trosabeee io ve de mbola hangalana ny vola miditra ho an'ny besoin personnellan'ny mpitondra de hisy raha hitsangana??? ohatry ny tsy lôzika ilay raisonnemà!!:-D:-D


46. Herimiafina ( 04/10/2008 15:30)
Ny fahantrana resahanareo ve fahantran'ny fanjakana sa fahantran'ny vahoaka?
Ny tokony ho izy mantsy tokony ho iray ihany ny atao hoe fanjakana sy ny vahoaka fa hatramin'izay nampihenana ny fahefan'ny fanjakana izay dia toa lasa mizara roa lehibe.

Dia bola eo ihany, ny fahantrana na fandrosoana resahanareo ve resaka développement économique ara-bola sa resaka développement humain na social izay misahana ny fampianarana, ny fahasalamana, na appui au développement.

Matetika mantsy, toy ny any Cuba ohatra, ambony be ny appui au développement (ohatra: taux de mortalité à la naissance kely oharina amin'i USA) fa resaka économique eo ho eo ihany. :^)
47. naughtyboy ( 04/10/2008 19:15)
mazava amiko tsara ny iaviany H.M eto fa atomboko @ le oe vahoaka zay mila jerena voalohany satria reo loharano nipoirany sy fototra ijoroany fanjakana,(socio-economic)ra iteny aho oe vahoaka de ny 19 millions tsy ankanavaka,ny salan\'isa ny reo manana anton\'asa de 9 millions ary raha 34 euro=82.000Ar de samy mahalala fa tsy velona izy reo ra ny vidimpiainana no jerena ao anaty 1 taona monja de mahatratra 11% ny taotao fanondro ny mpanjifa(ICP),noho izany de trosa no lalana mora2 ampivarina azy reo any ankady(satria mavesatra ny zanabola sy fohy ny fotoana amerenambola..)nahoana no tsy misy fepetra
noraisiny fanjakana oh.iahy sy iaro izany fahefamividy izany tahakany oe ampiroboroboana ny fahefana mampiasa vola na teratany na vahiny nefa tsy atao betsaka ny sakana fa mifandanja ny hetra alohany mpampiasa vola sy ny tombony azony ary mitovy @ zay ny karama ny mpiasa mifanentana fiakatry ny vidimpiainana,variana @ reo tombotsoany manokana izy reo sy fanisana andro ahazaoana mangalatra eo @ io toerana io mazava oazy...refa noana ny vahoaka sy mijaly de mivezivezy ny fanahy tsy afaka miasa tsara intsony ny fisainany de mora ny manabado sy mangalatra azy ...
Fitantanana ny politika anatiny izay fa ra ny fifandraisana aradiplomatika sy toekarena,teknolojia,sampianarana ary reo sampandraharaha maro any ivelany
de misy foana ny fanampiana fa ny tsy fitiavantanindrazana no mameno fitondrana ary mahakivy ny any ivelany(firenena tsy afatrosa toy ny ao afrika...)ty zao misy oh. vao nanome vola ny IFAD

Database of Press Releases related to Africa
Base de données de communiqués de presse liés à l’Afrique - APO-Source
Presentation
Comité Consultatif International International Advisory Board ORGANISATION DE LA PRESSE AFRICAINE - APO Missions Newsroom Agenda Mailing List Send/Envoyer Contact RSS Posted by: fgomez1 | 3 October 2008
ANTANANARIVO, Madagascar, October 3, 2008/African Press Organization (APO)/ — A US$18.7 million loan and a US$515,000 grant from IFAD to the Republic of Madagascar for the Support to Farmers’ Professional Organizations and Agricultural Services Project will help strengthen farmers’ organizations to increase levels of production, and better integrate into the economy. The IFAD project is co-financed by the European Union, African Development Bank and the World Bank and is part of the Agriculture Sector Programme recently adopted by the Government
The loan agreement was signed today in Rome by Jean Pierre Razafy-Andriamihaingo, Ambassador of the Republic of Madagascar to Italy, by the IFAD Vice-President, Kanayo F. Nwanze.
85% of the population of Madagascar live in rural areas and recent reforms have helped reduce rural poverty. The project will boost farmers’ production by supporting them in joining farmers’ associations and agri-business centres (CSA) to improve services to farmers. The project will improve access by rural poor people to financial services through regional agricultural funds (FRDA)
The IFAD project will target 75,000 poor rural families belonging to 1,000 farmer organizations, at the grass-roots level, regional level and six organizations at national level. These include small-scale farmers with little or no land and households with nutritional deficits. Women and young people will be specifically targeted as potential members of farmers’ associations.
Smallholders and their organizations will be strengthened so they can participate more closely in policy decisions. Farmers’ associations, supported by the project through training and capacity building, will have better access to rural and financial services in 5 regions of the south and center of Madagascar. The sustainable development of farming systems and the conservation of natural resources will be enhanced for 1,000 professional groups in the targeted regions, 12 CSAs and FRDAs, 125 farmer field schools, 2000 ha irrigation schemes, and 150 km feeder roads.
The programme will support the linkage of farmers’ organizations in Madagascar to worldwide networks.To date IFAD has funded 13 rural development projects in Madagascar for a total of US$159 million.
SOURCE : International Fund for Agricultural Development (IFAD)
Posted in ECO Economic News, Trends, Analysis, International Development, Madagascar, UNITED NATIONS / NATIONS UNIES

vola be izany $ 159 million fa iarahamahita ra misy ho tonga any @ tena mila azy reny ny tantsaha ,efa misy misy miandry ny mpanasola isandalana de izay le lazaiko oe tsy vahoaka tsotra no nahatonga izay fa reo manana fahefana itantana no tompon\'andraikitra (MPITONDRA zay tsy mitsahatra milaiso)
ary io oh.Cuba H.M io de tena marina koa na mahantra aza ny firenena tsy mijaly loatra ny 65% ny vahoaka mety ho 35 % sisa
48. naughtyboy ( 04/10/2008 19:25)
ozy ssendra
"ny mpitondra hita izao fa mhinambolambahoaka foana izay re mitondra eo mameno paosy "
ekena io teniny ssendra io ary erahamahalala afatsy ny tsy te ijery sy voatapimaso :°)
karinah>efa tsy miafina ny masombahoaka intsony fa mibaribary ny voalazanao eto @ reo porofo kely nolazaiko tetsy ambony ary mbola namafisinao eto
" Izany mihinam-bolam-bahoaka izany anie ka tena tsy mahavita zavatra atsangana akory ilay mpitondra raha izay no fipetrany e, firenena mibaby trosabeee io ve de mbola hangalana ny vola miditra ho an'ny besoin personnellan'ny mpitondra de hisy raha hitsangana??? ohatry ny tsy lôzika ilay raisonnemà!!"
tena tsy lojika le izy satria mieritreritra ny vahoaka rehetra ho bado no tsy rezonma satria ny trosantsika de mbola manakatra ny tafo na de efa eo aza reo nasorina,de mba vao2 sy zv mipaka @ salan'isa mihoatra 40% malagasy oh. de azo atao oe mivaingana na tsy manamaivana dispensaire ho any 0,00001 salan'isa malagasy aho na auroute ho any firy isanjato ny vahoaka ..
49. Fanjaibe ( 03/12/2008 03:21)
Mahavelombolo tokoa angamba. Ny antsika anie dia dridrangilo foana ny Fitondrana e

Rehefa mpampianatra no mitondra dia ny Mpampianatra no mahazo tombony

Rehefa miaramila dia ny miaramila ihany koa no tompon'ny laka

Rehefa Mpandraharaha dia raharahainy daholo ny rehetra

Ka tsy tokony himenomenona isika nametraka ny Fahefana taminy.

Ny olana fotsiny dia ity : Mihotra ny 75% ny mahantra latsakin'ny 1 dolara isan'andro aty Dago, ny Tantsaha nefa 85% . Tena faraidiny tokoa ny Tantsaha dia efa tetika efa tsy Poince hatramin'izay ihany no asaina ataon'ny tantsaha.
Mampiasa zezika, ny vidiny anefa tsy takatra. Misambora vola : ny antoka tsy misy, ny zana-bola raha kely indrindra 36%, manaova cotisation hanatsarana ny fitantanana ny rano, tsy mandeha ny Fikambanana. Natao ny tetika'asa rehetra izao rehefa lasa ny Projet dia vita teo koa ny aminy.

Dia afaka mijery @ fomba tsy miangatra isika. Fa mbola betsaka ny ohatra e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.156