Mahavelom-bolo

21. rafitia ( 01/10/2008 18:30)
:roll: araka ny tarehimarika farany de efa TAM izao ny laharana ho an'ny fiarakodia eto amintsika midika izany fa tsy mahantraramalagasy. ny fiakaran'ny harinkarena faobe ange ka tsy misy fiatraikany mivantana @ vahoaka malagasy e .
22. ssendra ( 01/10/2008 18:55)
kou raha tsy ny fanana fatimby no mampandroso ny firenena, aller voir fiara tsy vaovao daholo izany mitondra TAM izany hihihihi


ka ho kere daholo ary rehefa kere dia mora romotra ka tsy ahita ny lalana tsara be sy ny zaridaina lafatra...ny fiainana miakatra,ny karama kely,sns..sns...

ka zay mantsy ny ahy ny fiainana ny vahoaka am ankapobeny no jereko heo mivoatra sa tsy mivoatra ny firenena fa tsy zay nahavitàna ny lalana noho ny zédézile teo.....
23. fahamarinana ( 01/10/2008 19:01)
:arrow: misy ny mahantra kosa ary misy ny manana e,tsy ary hanana fiara daholo ny rehetra.Tsy lavina mihintsy fa mety misy tokoa fivoarana fa ny tiako tsindrina hoe tsy ny be sy ny bobaka no mahazo tombony...ary asa rahoviana vao ahazo tombony fa rehefa mahazo indray andro dia tsara ihany koa anie f'angaha moa dia hitorabato foana koa ? izay no hilazako hoe ilay patience koa misy fetra ka na misy soa aza dia takon'ny tsy fananana...hevitro moa izay fa zà rahateo tsy miaina any ka tsy ahita mivantana ny tena marina fa ny honohono sy gazety ataon'olona no harenesana sombiny.(l)
24. gasyjean ( 01/10/2008 19:39)
Raha ny amiko manokana aloha izany dia efa mahafinaritra kelya ahy ihany ilay initiativen\' ny fitondrana malagasy, marina fa izay tonga eo amin\'ny io fitondrana io dia tsy maintsy maka kely daholo (logique) na izaho aza ny eo amin\'ny toerana :D,na hoe hendry aza ny president oh,tsy izy irey anie no mitondra ny firenena fa governemanta iray ee, zany hoe fikambanana olona maro ka tsy maintsy misy foana ny tia kely, fa rehefa hita kosa fa misy asa vita midangana tsy iray ihany na roa fa maro ary mitsindro hatrany ny hoavy fa tsy ny hoe ny anio ihany efa tombontsoa ho an\'ny vahoaka dia azo ekena ihany raha oharina amin\'ireny teo aloha ireny (fitondrana :evil: ).Raha ny resaka vahoaka indray, ny vahoka malagasy dia kamo ka miandry fotsiny ho tolorana tsy mitsindro ny hoavy fa ny anio ihany, ekena fa tena sahirana ny vahoka malagasy @ ny fiainana an-davan\'andro marina izany, ny vahoka aty ivelany koa anie mba sahirana amin\'ny an-davan\'andro ee na dia hoe firenena manan-karen-be aza matoa izy ireo miasa isan\'andro tsy mitrahatra ao raha ,mba mila koa izy izany; Dia hisy hilaza indray hoe ka ny fireneny manana,eny ary dia hoy fotsiny aho hoe satria miara-miasa ny vahoka sy ny fitondrana.
Hivadika amin\'ilay resaka malagasy indray, raha ny fitondrana miezaka ny hampitombo ny harinkarena faobe amin\'ny alalan\'ireny fanamborana ,sy fananganana orin\'asa isan-karany ireny sy ny ohatra ny ataon\'ny filoha Ravalomanana miezaka mamoha varavarana amin\'ireo firenena matanjaka ireny eny mbola mangataka aloha,marina izany satria tsy manana (norme) tsy vitan\'izay ihany koa fa miezaka maka ny traikefan\'izireo ka hita fa mahomby dia amin\'izay no hanararaotana hanitarana,ny mitondra anie ka tsy mora tanterahina fa mora ahazona kritika foana ee, ny vahoka kosa dia tokony mba hiezaka fa tsy hiandry fotsiny hatrany,(raha izao ary ohatra raha ny vola omen\'ny fmi sy ny banky mondial sns ary zany tsy anaovan\'inon\'inona fa atao hampidinana ny vidin\' entana eny an-tsena fotsiny, afa-po zany ny vahoka satria izay no andrasany voky ny kibo androany ,ary ny rahampitso? dia mba ahoana izany ny firenena? mba ataovy sary an-tsaina aniee?) Ilay ezaka ataon\'ny fitondrana amin\'izao dia ohatran\'ny hoe manboatra GENERATEUR lehibe ka ny voalohany atao aloha dia mamahana ilay generateur raha velona tsra ilay G io @\'izay no mamatsy izay tsy ampy rehetra (Generateur= Infrastricture(miha-tonga ny touriste;mandeha ny transport; mba misy azo jerena i dago).Orinasa( mazava hoazy mihena ny tsy an\'asa; misy produit vaventy azo exportena;...misy ny asa mahavita-tena ny tokan-trano tsirairay; tombontsoa be dia be...amin\'izay koa dia mitombo ny fahafaha-mividy mazava ho azy matanjaka ny firenena) Fa izany hoe ny toen-tsaina malagasy no fototra mety hisian\'izany rehetra izany, izay toen-tsaina tokony hiova tanteraka. na dia izany aza mbola mahavelom-bolo ihany.
25. bazylou ( 01/10/2008 23:22)
ho anareo izay mila gazety aty alavitra aty dia ity misy olona ahazoako gazety hebdo isan kerinandro, livre à domicile, 2e ny 1
iemessagerie@yahoo.fr-

Sur azo antoka io

merci :wink:
26. karinah ( 02/10/2008 08:22)
fahamarinana:

:arrow: ny tena mety ho olana dia ny tsy fananana intsony ny patience raha tahaka izay lazain'ny karinah teo hoe :
karinah:
Ka io fanarenana io wa tsy vita vetivety, tsy maintsy miakatra miakatra foana aloha, rehefa milamina ny dettes sy ny karazany, izay vao misy fanantenana ny hoe hihatsara ny fari-piainan'ny tsi11
ka ho kere daholo ary rehefa kere dia mora romotra ka tsy ahita ny lalana tsara be sy ny zaridaina lafatra...ny fiainana miakatra,ny karama kely,sns..sns...:( (l)

Fahamarinana> ka tsy maintsy miantomboka amin'ny lalana aloha, iny no antoka mampiakatra na tsia ny vidim-piainana koa ange e! ny zaridaina ihany koa tena ilaina kosa ho madio fa ny fahantrana efa tsy afaka hatrizay iny, ka aleo farafaharatsiny mba madio ny tanàna, satria io ady am fahantrana io indrindra no anton'ny programan-djareo io, ny fanamboaran-dalana, ny fananganana orinasa, ny mpiasa madinika indray mila midina any ambanivohitra hamboly sy hiompy fa tsy faly hangataka sy hangalangalatra sns eny an-drenivohitra fotsiny. Momba ny zaridaina sy tanana madio,raha mitaha ny amin'ny aty ivelany manko mba tsy mitsanga-menatra amin'izay koh! ny fari-piainana iny mila ezaka avy amin'ny roa tonta angamba!:)

27. naughtyboy ( 02/10/2008 19:45)
fa ovina ony no tsy niezaka ny vahoaka malagasy nefa iza no namapahantra azy
tsy ny gasy otran'azy ihany mitondra ny anarana oe mpitondra v ,ra nitombo ny fananany mpitondra ary nihanahantra ny sarambabembahoaka tsy iteny aho misy 4mis fandrosoana v izany,ary za de manamafy ny teniny ssendra eto

"ka zay mantsy ny ahy ny fiainana ny vahoaka am ankapobeny no jereko heo mivoatra sa tsy mivoatra ny firenena fa tsy zay nahavitàna ny lalana noho ny zédézile teo....."
io no zvmisy @ rehetra tsy azo takomana..
28. karinah ( 02/10/2008 22:27)
ka tsy maintsy mande amizay aloha koh! tsy resaka zedezila kosa no nanamboarana ny lalana e, awona ny projet autoroute, zay efa miantomboka iny Ivato Talatamaty iny oe, ary tsy hisy miracle tonga de hiakatra izany ny fari-piainan'ny tsi11, tsy mora ny manatanteraka an'izany fa ny tsy nety teo aloha aza tsy voaharina, de ahoana koa no tonga de oe hakarina ny standing ny tsi11, sahirana ny vahoaka tsy lavina izany aloha, fa ataoko fa miha-vitsy ny risoriso madinidinika tsy efa mba zvt tsara kosa ve izany ry nauty! Tsy hisondrotra vetivety eo izany io faripiainana io e, jereo fa na ny solika fotsiny aza de efa mampiakatra ny vidi-piainana de hevero amizany koh, tsy izany no hanaovana oe , an3 miha-mahantra y vahoaka donky avy @ pitondra.
29. karinah ( 02/10/2008 22:28)
.. n'aiza n'aiza io miakatra io ee, tsy Mkara irery ihany koa.
30. karinah ( 02/10/2008 22:34)
naughtyboy:

fa ovina ony no tsy niezaka ny vahoaka malagasy nefa iza no namapahantra azy
tsy ny gasy otran'azy ihany mitondra ny anarana oe mpitondra v ,ra nitombo ny fananany mpitondra ary nihanahantra ny sarambabembahoaka tsy iteny aho misy 4mis fandrosoana v izany,ary za de manamafy ny teniny ssendra eto

"ka zay mantsy ny ahy ny fiainana ny vahoaka am ankapobeny no jereko heo mivoatra sa tsy mivoatra ny firenena fa tsy zay nahavitàna ny lalana noho ny zédézile teo....."
io no zvmisy @ rehetra tsy azo takomana..
Oviana ny Malagasy no tsy niezaka hoy ianao?? ka mikasika ilay lien navoakan'i Sendra io ny anton'ny itenenako hoe tokony hiasa sy hamboly, ny 4Mi io resahiko io, fa tsy ny vahoaka izay efa niezaka, fa io vidim-piainana io oà tsy hihena io, miakatra miakatra hatrany fa jereo tsara anie e, ary na iza 2,mpitondra eo de tsy maintsy izay ny alehany, eran-tany mihintsy koh! vao miakatra ny solika de lasa izao, na ny zvt tsy tokony hiakatra lasa akarina avy koa ny an'ny sasany fanararaotana ilay izy.:-D
Ny lesoka be koa de tsy ampy ny tanana mamokatra, ny mpi-consommer no betsaka, ny lalana hivoahan'ny vokatra tsy mande am zay izy, sarotra ny hivoahan'ny vokatra, rariny raha hiakatra ny vidin'ny sakafo sy px de necessités.
31. naughtyboy ( 03/10/2008 10:46)
mila jerena ihany kosa ngambany ny atao oe farimpianambahoaka sy ny fahefamividy ananany fa tsy ny fiakarany vidimpiainana fotsiny ra ilaza enao oe efa mihatsara reo singa 2 reo de tsy misaraka @ sociopolitic n'aiza2
otrany oe klioba 1 ahitana mpitarika,mpanazatra sy ny mpilalao sy,tsy oe asaina miasa mafy sy mamono tena eraky ny kianja akory ny mpilalao na ovaovaina eny ny mpanazatra na amboarina kely terrain de tena nandroso izay...betsaka ny lafiny mila arahimaso akaiky toy ny fahasalamany mpilalao arabatana sy saina (ra ampy sakafo sy aradalana ny fahasalamany,fanabeazana izany)fitantana arabola sy teknika ny ekipa zay fototra iasany klioba(tsy ny manazatra akory no natao ameno paosiny de ramaka daoly ny mpilalao avy..) ,refa aradalana zay fototra tsy azo ialana izay vao afaka miteny oe afaka ifaninana na hilalao @ ekipa hafa izahay.
Ny lalana ahatongavana anzany de tsotra politikany fampandrosoana fa tsy fangoronankarena avy @ olombitsy nitokisana itantana sy manana fahefana @ zany eo no olana,tsy vao zao anie no nisy ny fanamboarandalana e efa t@ androny fanjanahantany e,na fanatsarana fanabeazana repoblika faha2 fa mody manao sinema toy reo teo aloha satria mila porofo reo mpamatsy vola sy mpampindrambola any ivelany noho izany tombotsoa ahafahana anodina vola hindramina any ivelany izay no tena antony ,za ndray de milaza aminao fa tsy naive intsony ny malagasy ka ivarotana saka beloha lava eo ...ra mijery tsara ny atao oe lafiny 2 ianao de ahatsapa tanteraka fa ny mihamitombo isa andro aman'alina ny vahoaka mihamahantra ary torak'izany ny fitomboany hareny ny olombitsy ao anatiny fotoana fohy itondrany oh.akaiky ao M.kara ihany ianao no mahita fa ny taninao sy fanananao de robainy mpitondra,mampitondra trosa ho any taranakao anjato taonany ko izy reo mba amenoana ny paosiny
mihamiitatr ny fisarahantsaranga armpiarahamonina izay iteraka disadisa sosialy...tsia tsy fandrosoana izany aminao ngambany fa tsy ny maro an'isa iharany tsy rariny sy ny fanaparampahefana ,manaraha tsara vao2 sy tongava any mijery ny zvmisy de ho azonao ny resatsika eto
32. fahamarinana ( 03/10/2008 11:35)
:arrow: pouce zà aloha fa rahavao lasa lalina loatra ilay politika dia tsy tafa intsony...fa marina koa ireo voalazan'ny naughty ireo.Ny tiako fantarina monja hoe ny malagasy ao dago ve mahita ireo fivoarana lazain'ni karinah ireo sa isika mitazana aty ivelany ka tsy mihosona loatra ao...tsika homana hatrany aty fa ny any manontany tena ny amin'ny ampitso lava izao.Efa naharitra anie ilay izy e,efa diso fanantenana hatrany ny vahoaka satria zvtr hafa no andrandraina nefa hafa no misy :tsy midika hoe tsy misy fandrosoana na ratsy ny efa vita fa kosa efa kere ny vahoaka. :( (l)
33. ni81 ( 03/10/2008 11:39)
Zà dia tsy mba manaraka politika loatra fa ny tsapa aloha hatramin'izay ka hatramin'izao dia lasa manana zavatra be dia be mihitsy ny fianakavian'ny mpitondra sy ny tanàna nipoirany e! Na taloha t@ OE OE io na izao ahoana no hiaka fanao kay :-D :-D :-D
34. vale ( 03/10/2008 13:23)
ni81> izany ve ??? :-w :-w :-w tena tsy lasa aloha raha ny volam-pirenena sanatrian'izany no... :-w
35. ni81 ( 03/10/2008 13:30)
ni81> izany ve ??? tena tsy lasa aloha raha ny volam-pirenena sanatrian'izany no...
ka zà oa tsy mba manaraka polifika polifika io fa ny malaza dia izany: taloha t@ deba dia hoe lasan'izy ireo ny harena ankibon'ny tany isan-kazany, fa izao indray dia ny harena: vary, lavanila sns... ka tsy hay izay tena marina fa ny valala misy ary ny mpilaza mahay rahateo. Ka dia ho tsarain'ny karatra eo ny tsirairay e :lol:
36. fahamarinana ( 03/10/2008 13:30)
:arrow: tsy mety hendry i ni an !!! :) (l)
37. ni81 ( 03/10/2008 13:35)
tsy mety hendry i ni an !!!
:-D :-D F'angaha zà maditra e! koa raha tsy hoe tsy hanaraka zay tian-jy atao sy ho tenenina dia maditsa kou :-*
38. fahamarinana ( 03/10/2008 13:39)
:arrow: k-hita fa maditsa fa be loha loatra (l)
39. karinah ( 03/10/2008 15:57)
gasyjean:

Raha mba mijery na mamaky ireo gazety avy any Madagasikara ny tena dia otran'ny mba velom-bolo ihany raha ny vaovao miseho ao no jerena mikasika ny economie malagasy fa toa mba hoe misondrotra kely ihany hono ee,
ary an-kilan'izany koa ny fanaganana orin'asa etsy sy eroa hiarana miasa amin'ireo vahiny avy aty ivelany toy ilay vaovao farany androany,hisy fiaraha-miasa amin'ny Alemagne,coree du sud,France (corsair) ary ireo teo aloha toy ny fiaraha amin'ireo japonais, chinois.sns.mahavelom-bolo hoy aho satria raha tantareka ireo oufff! mety hidangana ny economie misy asa hoa n'ireo tsy an-asa, mety ho tasara ihany aa! Ho hita eo indray ee!!

naughtiboy>>> ka io aloha izao no hitako sy inoakao koa!! Ary ny olona avy any milaza amiko fa miakatra be dol ny vidi-draha any, fa kosa misy ny asa mivaingana vitan'ny fanjakana na izany aza, afatsy ny tsena any am misy anay fotsiny, izay anisan'ny tsena iray lehibe mihintsy, izay efa ho vita atsy ho atsy, izany tsena izany anefa taloha hoy ianao, raha avy ny orana dia bottes be mihintsy no hoentina mankeny fa sinon, difotry ny fotaka enao, ka zay, fa ny fahantran'ny vahoaka madinika iny efa tsy zovina amiko intsony, situatiô efa rahany iny e. Io voalazan'ny gazety io izao no mampihetsim-po ahy eto indray sy mahafaly, ka raha tanteraka tokoa moa ireo, tsy hiakatra va ny économia???? ka in no tsy marina amzany???:-D

40. karinah ( 03/10/2008 15:59)
Hoy ianao mandehana mankany an-toerana dia hazava aminao ny resatsika eto!! :lol: ...ny resaka eto dia io lazain'ny gazetin'i simpona io hoe vinavinan'asa, ka azoko tsara io kah. Ary ny resaka aposakareo ihany koa azoko tsara koa. Ka ireo voalazanareo rehetra ireo dia miankina @ fahavitan'ireo vonavinan'asa ireo, ny vahaolana miaraka mainy. Ka inn no tsy azoko amizany?????:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2207