Mba zavatra hafahafa.
21. ssendra
(
29/09/2008 21:08)
gasyjean:
ssendra ilay izy tsy hoe mampa-tahotra ,fa ny mampa-tahotra dia ny miheritreritra azy avy eo hoe( ity otrany ny efa zavatra niseho tamiko nefa tsy preciser hoe oviana )nefa dia miverina indray .
ka zay nge le izy e!
:-P
22. ari.malala
(
30/09/2008 08:28)
ny anà ndray tsy hoe tranga efa toy ny niainana fa otran'ny hoe premonition ve no ilazako azy, fa izay zavatra ahiahiako d otran'ny mitombina ary tsy midify amle fanahiako iny mintsy! fa ny fanazavan'ilay mopera nampianatra anay d hoe refa madio tsara hono ny fo sy ny saina k en harmonie tsara amin'ny olona rehetra enao fa tsy miadiady aman'olona de toy ny manana an'io premonition io ts haiko ny manazava azy fa izay le iainako :P (miala tsiny raha HS)
23. ni81
(
30/09/2008 09:15)
ny anà ndray tsy hoe tranga efa toy ny niainana fa otran'ny hoe premonition ve no ilazako azy, fa izay zavatra ahiahiako d otran'ny mitombina ary tsy midify amle fanahiako iny mintsy! fa ny fanazavan'ilay mopera nampianatra anay d hoe refa madio tsara hono ny fo sy ny saina k en harmonie tsara amin'ny olona rehetra enao fa tsy miadiady aman'olona de toy ny manana an'io premonition io ts haiko ny manazava azy fa izay le iainako (miala tsiny raha HS)Ny toa an'i an'i ari io koa no misy amiko, ary matetika mampiady ahy @ ato an-trano fa ohatry ny be fanakanana izany aho. Fa rehefa tena miseho ilay zavatra nananarako iny dia miteny @ zay zà hoe: tadidinareo ilay teniko tamin'io? Mba henoy ihany hoy aho na dia heverinareo fa tsy dia misy dikany aza...
24. karinah
(
30/09/2008 11:14)
tsikiowa:
Indraindray aho misy zavatra miseho amiko anio anefa dia efa hoatran'ny zavatra niseho tamiko tsy misy valaka ilay izy.
Ianareo koa ve efa sendra izany????
Dia raha sendra miseho ilay zavatra efa nihainanao na nandalovanao dia manontany tena hoe: "ary hoatran'ny efa niseho tamiko izao zavatra izao".
Indraindray raha eritreretina be dia hoatran'ny mahalasa adala.
Ary sao dia nofinao ilay izy de niseho de otrany hoe efa niseho?? fa zà manko matetika manonofy de avy eo misy tranga mitovitovy amin'ilay nofiko iny avy eo, eo zà vao gaga fotsiny!!!!!!!!!!
26. endrika01
(
30/09/2008 16:01)
karinah:Mety ho nofy tokoa angamba.Ndraindray raha misakafo ohatra,tolorana ranon apango @vera,de hoatrany hoe efa nisy olona nanolotra anah ihany kou,nefa tsy haiko wé taiza,oviana,nefa efa nisy.:D
tsikiowa:Ary sao dia nofinao ilay izy de niseho de otrany hoe efa niseho?? fa zà manko matetika manonofy de avy eo misy tranga mitovitovy amin\'ilay nofiko iny avy eo, eo zà vao gaga fotsiny!!!!!!!!!!
Indraindray aho misy zavatra miseho amiko anio anefa dia efa hoatran\'ny zavatra niseho tamiko tsy misy valaka ilay izy. Ianareo koa ve efa sendra izany???? Dia raha sendra miseho ilay zavatra efa nihainanao na nandalovanao dia manontany tena hoe: \"ary hoatran\'ny efa niseho tamiko izao zavatra izao\". Indraindray raha eritreretina be dia hoatran\'ny mahalasa adala.
novalian'i mpisotrtoaka ny 23/01/2015 08:07
27. naughtyboy
(
01/10/2008 12:28)
iray @ reo 2 reo no nahazo an\'i tsikiowa(deja vu na premonition), le izy ary reto zv 3 reto no niseho ra deja vu(Emile Boirac 1851-1917 mo namaritra arapsykolojika azy io voalohany..)
.zv hiseho @ antsipirihany,tsapany mandritra izany,toerana na vanimpotoana efa nolalovana zay efa hita talohany niainana izany..reo mino ny reincarnation mo de milaza fa reo fiainana taloha no miverina aminao ,ny sorinkevitra hafa milaza fa ny vatana mpanelanelana ny tena sy ny fanahy no nandeha t@ reo toerana sy fotoana reo raha natory isika(astral projection) io no efa nahazo ahy ko io ela2 zay ary mbola tsaroako tsara ary mifandray akaiky @ tsindrimandry(premonition)oh. akaiky @ io reny ol mahita ny ampitso sy milaza fa nentiny fanahy tany @ toerankafa.
.tsindrimandry(premonition) ndray de fifandraisana @ tontolony fanahy zay afaka mamantatra mialoha ny iseho sns..
na ny siansa sy ny labo mikaroka ny fisehonjavatra hafa2 (paranormal phenomen)toy reny aza tsy manana valiny matotra fa ny hany voaporofony de
refa miseho ny zv toy izany de misy hafatra samihafa miainaga avy @ retina (tsy haiko @ teny gasy)any @ zanak\'atidoha alefany ao @ visual cortex (sampana kely manome ny fahitana ao anaty atidoha) asa na mazava2 na ahoana ..
:lol:

28. naughtyboy
(
01/10/2008 16:27)
..farany ireo rehetra reo no tanteraka de noho ilay maso faha3 (third eye..)na ilay hery izay lalana mampifandray @ tontolo ny tsy hita maso(fanahy)eo anelanelany volomaso 2 @ handrina no misy azy ary any anatiny atidoha,ny kristianina (oh.revelation versee 7:2)zao milaza azy io ho fomba/lalana idirany Fanahy any @ ol 1(varavarana ifandraisany saina @ tontolony fanahy ),ny hinduism ndray milaza azy io \'jnana-chaksu\'(ny mason\'i Shiva/na ny masony fahalalana)ary ny budhism \'urna\'(masony fahendrena)..
Ary io ahafahany ol mitsabo aretina sasany @ alalany \'aura\' na fomba avy any @ tatsinanana io na tandrefana na arabo na indianina,afahana mamtatra zv maro tsy voafetrany fotoana (ny ho avy ,ny lasa ,sns..)
mila fikolokoloina nefa zany @ alalany meditation,vavaka,spiritual exercise..tapitra

29. tsiambaratelo
(
06/10/2008 10:02)
naughtyboy:nisy rangahy iray zay,(resaka tsindrimandry)nanonofy izy,ary io nofiny io dia niverimberina foana.T@farany izy tapakevitra fa hanontany ireto olona tonga taminy nofiny foana,ny anarany ny fianakaviany,ny razam-beny,sns.Dia noraisiny an-tsoratra daholo zay voalaza,nisy zavatra niangavianireo olona hitany t@nofy ireo.(...)tantara tena marina fa saingy t@nofy no niaingany.Tohizako @manaraka raha misy liana ny tohiny:wink:
iray @ reo 2 reo no nahazo an\\\'i tsikiowa(deja vu na premonition), le izy ary reto zv 3 reto no niseho ra deja vu(Emile Boirac 1851-1917 mo namaritra arapsykolojika azy io voalohany..) .zv hiseho @ antsipirihany,tsapany mandritra izany,toerana na vanimpotoana efa nolalovana zay efa hita talohany niainana izany..reo mino ny reincarnation mo de milaza fa reo fiainana taloha no miverina aminao ,ny sorinkevitra hafa milaza fa ny vatana mpanelanelana ny tena sy ny fanahy no nandeha t@ reo toerana sy fotoana reo raha natory isika(astral projection) io no efa nahazo ahy ko io ela2 zay ary mbola tsaroako tsara ary mifandray akaiky @ tsindrimandry(premonition)oh. akaiky @ io reny ol mahita ny ampitso sy milaza fa nentiny fanahy tany @ toerankafa. .tsindrimandry(premonition) ndray de fifandraisana @ tontolony fanahy zay afaka mamantatra mialoha ny iseho sns.. na ny siansa sy ny labo mikaroka ny fisehonjavatra hafa2 (paranormal phenomen)toy reny aza tsy manana valiny matotra fa ny hany voaporofony de refa miseho ny zv toy izany de misy hafatra samihafa miainaga avy @ retina (tsy haiko @ teny gasy)any @ zanak\\\'atidoha alefany ao @ visual cortex (sampana kely manome ny fahitana ao anaty atidoha) asa na mazava2 na ahoana .. :lol:
30. tsiambaratelo
(
06/10/2008 10:15)
naughtyboy:Le resaka maso fahatelo,tsy azoko tsara :-P misy namako izay,misy zvt mamaritra boribory zay eo ambony ny orony eo,eo anelanelany volomasony tsy wé mivonto be akory!Ndraindray eo,ndraindray tsy eo.De zao maso fahatelo zao foana no averimberiny!De zah miteny azy wé kista :-P ka manao ahoana tokou ny fipetrakio resaka masofahatelo io!:D
..farany ireo rehetra reo no tanteraka de noho ilay maso faha3 (third eye..)na ilay hery izay lalana mampifandray @ tontolo ny tsy hita maso(fanahy)eo anelanelany volomaso 2 @ handrina no misy azy ary any anatiny atidoha,ny kristianina (oh.revelation versee 7:2)zao milaza azy io ho fomba/lalana idirany Fanahy any @ ol 1(varavarana ifandraisany saina @ tontolony fanahy ),ny hinduism ndray milaza azy io \\\'jnana-chaksu\\\'(ny mason\\\'i Shiva/na ny masony fahalalana)ary ny budhism \\\'urna\\\'(masony fahendrena).. Ary io ahafahany ol mitsabo aretina sasany @ alalany \\\'aura\\\' na fomba avy any @ tatsinanana io na tandrefana na arabo na indianina,afahana mamtatra zv maro tsy voafetrany fotoana (ny ho avy ,ny lasa ,sns..) mila fikolokoloina nefa zany @ alalany meditation,vavaka,spiritual exercise..tapitra
31. naughtyboy
(
06/10/2008 14:55)
tsy oe spesialista za akory ary tsy mora azavaina izy io :-D
,oh.ny maso1 voalohany ifandraisanao @ tontolo mivaingana sy hita maso de mampifandray izany @ tenanao(saina,vatana) ary ny maso faharoa de ny saina
zay natao andinika isaina sy ikaroka,ary amorona,ny maso fahatelo de tsisy hafa @ zay fa natao ifandraisanao @ tontolony tsy hita maso zay mampifandray ny tena @ fanahy (afaka mandinika sns koa..)

32. endrika01
(
07/10/2008 11:28)
naughtyboy:
tsy oe spesialista za akory ary tsy mora azavaina izy io :-D
,oh.ny maso1 voalohany ifandraisanao @ tontolo mivaingana sy hita maso de mampifandray izany @ tenanao(saina,vatana) ary ny maso faharoa de ny saina
zay natao andinika isaina sy ikaroka,ary amorona,ny maso fahatelo de tsisy hafa @ zay fa natao ifandraisanao @ tontolony tsy hita maso zay mampifandray ny tena @ fanahy (afaka mandinika sns koa..)
33. naughtyboy
(
07/10/2008 17:04)
za liana ka @ ito fa tohizo endrika a
"nisy rangahy iray zay,(resaka tsindrimandry)nanonofy izy,ary io nofiny io dia niverimberina foana.T@farany izy tapakevitra fa hanontany ireto olona tonga taminy nofiny foana,ny anarany ny fianakaviany,ny razam-beny,sns.Dia noraisiny an-tsoratra daholo zay voalaza,nisy zavatra niangavianireo olona hitany t@nofy ireo.(...)tantara tena marina fa saingy t@nofy no niaingany.Tohizako @manaraka raha misy liana ny tohiny...."

35. tsiambaratelo
(
10/10/2008 10:37)
naughtyboy:Tohizako zany a,tsy mitonona anarana a,na le lhl na ilay toerana nalehany. Refa niverimberina foana lay nofy tsindrimandry koa azo ilazana azy! Dia nanoro azy ny toerana handehanany! Ohatra mandehana miakandrefana na Antsinanana....Tanaty alabe hono lay toerana,nampitondra zvt an-dralehilahy ry zareo mba ho signe famatarana we aiza ireo olona mitady vonjy!Dia lasa tokoa ny anao lahy,tsy nandé irery fa nitondra namana; ka tsy maintsy miaro-tena satria tsy hay na jiolahy na iza ireto mitady vonjy @nofy...(tohizako ndray fa hatreo alou, tsy angano na arira fa tena nisy):-P
za liana ka @ ito fa tohizo endrika a \"nisy rangahy iray zay,(resaka tsindrimandry)nanonofy izy,ary io nofiny io dia niverimberina foana.T@farany izy tapakevitra fa hanontany ireto olona tonga taminy nofiny foana,ny anarany ny fianakaviany,ny razam-beny,sns.Dia noraisiny an-tsoratra daholo zay voalaza,nisy zavatra niangavianireo olona hitany t@nofy ireo.(...)tantara tena marina fa saingy t@nofy no niaingany.Tohizako @manaraka raha misy liana ny tohiny....\"
36. naughtyboy
(
10/10/2008 10:58)
de miandry ny tohiny fa tiko ny tantara misy zvmiafina reny ka :lol: ..
37. tsiambaratelo
(
16/10/2008 00:31)
Tohinilay tantara etsy ambony.(tena misy)de nasianireo olona t@nofiny nitondra ranomanitra,lay olona,tazomy mafy eny antananao hoy izy!Ka raha vao milatsaka dia hadio eo @lay toerana...
38. naughtyboy
(
18/10/2008 14:06)
mbo tanatarao mo ry tsiambara fa aza atao omeko tsyomeko otran'io a :D :-D