Hatraiza ny tena fandeferana!

21. arialy ( 08/10/2008 12:17)
soa fa tsy dépendante tam le vadiny lay madama, raha zà zany na fitia toy inona aza dia tsy niraharaha tsony fa navelako hitan'ny havany tany.
mais bon mora² ny miteny ... :roll: :roll:
22. kotobekibo ( 13/11/2008 00:46)
" Na tiana aza ny zaza ref manaikinono akifika ":evil:
Efa nariko iny raha zà no teo @ toeran'ilay sipa . Azavaina @ zaza ny zvmitranga , tsy adala ny ankizy , fa mahita sy mahatsapa zvt na d tsy miteny aza .
23. haritianah ( 26/11/2008 08:28)
Amiko indray dia saika nitovy hevitra @ fahaarinana ao.
Efa karamanao irery no hoanina, efa abaribariny anao ts tahotra ts henatra owé trano roa no ataony.
Raha vhv ts niasa indray alou na owé ts maita ho anina fa miandry volandrangay dia possible ny mi aritra trefle hoy tsika.Fa manana ny fivelomanao ianao afaka miary ireto ankizy de ts hitako ny tena iafiana tefle ao.
Ratsy ny misarapanambadiana nefa koa tokony mba hanana limite ihany, nisy fandaharana t@ na télé vahiny izay nanazavan'ny manampahaizana momba ny mpivady lé milaza fa ny ts hisarahana dia avy @ ankizy.
Non oy ilay manampahaizana mijaly ara tsaina kokoa ny zaza maita ny ditran'ny rainy sy ny fijangajangana miatra @ reniny ao an trano, ary maita ny fahoriandreniny isan'andro vokatr'izany.
Matoa ianao no ts misaraka @ lé olona dia enao mits zany no misisika fa ts noho lé zaza mitsy.
Zay mou lé mbola faiblesse ntsika ny owé menatrolona fa misarapanambadiana, indrindra fa ny henatran'ny fiangonana de eo no matetika ananaraotan'ny ankilany manao ny ts fanao retra.
Normale amiko raha tonga tany @ hopital ny sipany sy ny fianakaviany satria izy miheritreritra fa noho ny zanany kou no akanesany any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3764