Hatraiza ?
41. ikaretsaka
(
30/09/2008 16:52)
amiko le izy tsy ny fitoriana teny sy ny blablabla fa tonga de pan
bref.. asa fa tsy kabary
raha miteny ianao hoe za tsy manana alahelo aminao tsotry de zay zany...
ny ahy efa notsoriko fa za mamela fa tsy manadino :°)

42. niryna
(
30/09/2008 17:17)
Mandefitra:
Raha @ mahaolombelona tsotra zao dia ho sarotra tokoa ny hamela heloka fotsiny @ zao indrindra fa nihatra aman'aina mihitsy ilay izy.
Fa rehefa mibanjina ny hazo fijalina'i Jesosy Kristy, dia mahatsiaro f'Izy aza tsy nanantsiny nanaiky hivesatra ny fahotantsika rehetra mba hamonjena antsika, koa dia tokony hamela heloka toy izany koa isika, na toy inona toy inona haben'ny heloka, kely zany raha oharina @ nentin'i Kristy.
io no mahavaly ny hafatrao ,misaotra mandefitra a
misy maromaro no mitranga raha mamela heloka olona isika mety ho folo akory aza ny tombotsoa mety ho azy amin'izany fa ny fo lotika tsy mamela heloka dia tsy hamela heloka ho azy koa ATra .
43. rijadolly
(
30/09/2008 17:43)
Misaotra betsaka coopsal a!Voninahitra ho an\'Andriamanitra sy Jesoa Kristy Zanany
44. niryna
(
01/10/2008 04:28)
Efa naverimberiko foana io resaka famelana io satria ny tenin'Atra dia y manambara amintsika mazava tsara fa raha tsy mamela ny olona isika na rahalahy io na iza io dia tsy hamela antsika Atra.
Inona no vokatsoa mety ho azontsika amin'ny famelana heloka olona?
Tsy ho voatery ho kristiana vao afaka mamela heloka aloha ary io dia iraisina amin'ny tsy mpino ..Ny hoe tsy afaka mamela antsika Atra no tsy hitovizana. Ny faharoa koa dia raha mangataka zavatra amin'Atra isika ka fo maloto no atolotsika aminy dia mety tsy ahazo izay tadiavintsika koa isika,tsy misy valimbavaka ...aoka aloha aza kely fa sao misy maningana ka hiteny hoe omeo,omeo foana,zo antsika ny mangataka aminy toy ny zanaka mangata-javatra amin'ny ray .Fa Atra dia mitady antsika hanana fo madio,fo mandefitra ,fo mahatsiaro fa Kristy namela ny helontsika (raha nijery ny passion of Jesus )isika dia nahita ny fahoriana nahazo azy,ka moa ve ho mafy lavitra noho ny nahazo azy ny antsika ?
Indraindray dia ny saina no mitondra azy io,satria raha jerena ilay fo menarana,fo lotika, fo tsy mety mamela heloka dia mitovy ny fo feno fifaliana,fo feno fitiavana,fo feno fiantrana ary fo feno famelan-keloka.Olona iray ihany no afaka manao an'io na tsy mety anao an'ireo ,kanefa anie ilay fo tsy mihetsika fa ao anaty ao ihany e.Ny dikany dia izay alehany na hamela na tsy hamela dia andeha ho aiza ?
Tsy mora,tena tsy mora fa rehefa mangataka amin'Atra ny omeny fo vaovao,fo ahay hamela heloka dia omeny tokoa satria ny tena ihany no mibaiko ilay fo ,dia ny eritreritra izany no lasa mibaiko ilay fo na hamela na tsia ary raha tsy manaiky ny hamela isika dia tafiditr'i satana ny baolina satria tonga mba handrava izy fa tsy am-pihavana .

45. niryna
(
01/10/2008 04:48)
Inona ary ny antony ahatonga antsika fa ilaina ilay famelan-keloka ny hafa ?
-satria Atra namela ny helontsika
-voavaha ny fatotra mangeja antsika ka mahatonga antsika ho olon-drery,olona tsy tia olona,olon-doza,be valifaty,fo lotika,fo tsy mety faly fa manaiky ampiasaina amin'ny toetra ratsy izay miteraka fiakaran'ny tosi-dra,aretim-po,tsy fitiavana olona,fiolokolonana
-voavaha ny tady mamatotra antsika ka mahatonga antsika tsy ho tia olona
-lasa mitia olona isika ary mora ho an'ny olona koa no mitia antsika satria misorotra eny amin'ny tava ny toetra feno fifaliana,maivana ilay alahelo,miala ilay entana mavesatra
- mahatsara ny fo ary mahaela velona sy mahatanora lalandava:lasa mitsika lava,miala ny kentrona na ela be vao mikentrona ny tarehy
-na ny dokotera aza dia mampianatra ny olona izay misy aretina maro fa ireo marary izay tsy mba mamela heloka dia ela vao voatsabo ny aretiny ary miombo ny aretina ho an'ireo izay olon-doza ,tsy mety faly noho ilay ratra ao anatiny
-lasa tia ny tenanao hianao ary manan-danja aminao ny tenanao satria niezaka namela ny hafa ary mahafantatra fa Atra efa namela anao koa .
-maivana ny adin-tsaina satria lalana efa nizorana ilay fianarana mamela heloka ka na isan'andro aza misy zavatra miseho dia toa lasa mora ny mamela heloka ,tsy ao intsony ilay fo lentika ,fo mandoron'ny fahankahalana .
-Atra irery no manadino sy mamela ny olona fa amin'ny maha olona antsika dia mahatsiaro ilay zavatra nataon'ny olona isika saingy tsy mitovy ny ratra nisy teo aloha intsony satria efa nahafantatra isika fa efa afa-trosa ilay fahavalontsika,ka moa aza ve isika tsy efa afa-trosa tsy nandoa vola ,hi,hi.
-mahatsara ny rehetra eo amin'ny fahasalamana ny mamela heloka ny olona.
Ny ahy no ataoko rehefa mitranga ireny dia miantso an'Atra aho mba anome ahy fo madio sy hamela heloka ny hafa ,mifona ny tenako koa aho izay tsy manaiky na tsy mety mamela heloka ny hafa .....dia fantatro ny tenin'Atra fa raha mamela ny heloky ny hafa aho dia amela ny heloko koa Izy dia izay no ataoko mibahana ao an-tsaiko ..dia vita a,dia mandeha amin'izay aho ary tena henoko maivana ilay fo kely tsy nety namela heloka teo iny
i :D
ny famelana heloka dia manampy ny olona voan'ny arthritis,tosi-dra ary aretina maro hafa
Antsoy Andriamanitra mba hamela antsika
Raha vao miantso azy isika dia mahafantatra fa efa voavela ny helontsika ary efa nandray ny famelankeloka taminy ihany koa
Dia izao foana atao ao am-bava "Olona efa voavela heloka aho"
Dia manontania tena hoe efa namela heloka ahy ve Atra ?
Sa mbola tsy navelany ny heloko satria aho tsy namela heloky ny hafa ?
:-* :-* :-*
ny fitiavana ihany no manasitrana ny fitiavana koa raha tsy mitia olona isika dia tsy afaka ny hamela heloka ny olona koa ary dia miatomboka amin'ny fianarantsika mitia ny tenantsika izany aloha
(l) niryna

46. tywa68
(
01/10/2008 06:59)
Tsy ho voatery ho kristiana vao afaka mamela heloka aloha ary io dia iraisina amin'ny tsy mpino ..Ny hoe tsy afaka mamela antsika Atra no tsy hitovizana.
"Tsy hitovizana" ahoana moa ry Niryna ?