radio vazo gasy

1. ni81 ( 25/09/2008 11:01)
Misy namana any dago mihevitra fa ny aty andafy ihany no afaka mihaino io RVG io. Nilazako izy fa toa afaka mihaino daholo rehefa manana ordi. Ka mba azavazavao kely ry tompon'andraikitra azafady fa sao dia diso izany filazako taminy izany! Misaotra.
novalian'i vale ny 25/09/2008 15:14
2. orona ( 25/09/2008 11:12)
mila internet ka :-D :-D :-D
3. ni81 ( 25/09/2008 11:16)
mila internet ka
ie mila internet, fa matoa izy afaka miserasera eto dia manana internet dia tsy nazavaiko teo ambony iny ka!
4. vale ( 25/09/2008 12:14)
orona:

mila internet ka :-D :-D :-D



:lol: ... ry tompon'andraikitra ony!! :-D
5. ainaheri ( 25/09/2008 14:14)
vale>> :-D :-D :-D
6. vale ( 25/09/2008 15:14)
:lol: ainaheri, :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4167