ahoana no ahalalana azy???

61. fijo ( 08/10/2008 20:46)
hoy rijad:"coopsal>>>>Misaotra ry se fa tena marina tokoa io Fijoron'se"iza indray no nanoroka an'i fijo hoe e??hummm bedy an
62. rijadolly ( 09/10/2008 16:21)
fijo:

hoy rijad:"coopsal>>>>Misaotra ry se fa tena marina tokoa io Fijoron'se"iza indray no nanoroka an'i fijo hoe e??hummm bedy an
=)) =)) =)) Mankasitra zoky fijo a!
63. rijadolly ( 09/10/2008 16:25)
fijo:

hoy rijad:"coopsal>>>>Misaotra ry se fa tena marina tokoa io Fijoron'se"iza indray no nanoroka an'i fijo hoe e??hummm bedy an
=)) =)) =)) Mankasitra zoky fijo a!
64. ikaretsaka ( 09/10/2008 17:01)
maninona i fijo sy orona hoe e?
65. fijo ( 09/10/2008 20:12)
misy manoroka hono aho e,tsy olana ka,fa mba hampahafantaro ahy kosa le manoroka e.
raha lahy mantsy dia takolaka;fa raha vavy misy hanitsiako azy kely.
66. tywa68 ( 10/10/2008 04:56)
:-D
67. fahamarinana ( 10/10/2008 05:10)
:arrow: tsy mety hendry an...hitako ato ndray njy tywa a,inona no ataonjy ato ? :-* (l)
68. tywa68 ( 10/10/2008 05:17)
manao coucou ny namana e :-* :-*
69. fijo ( 10/10/2008 21:06)
inona ary no mampiomehy fa lazao fotsinywa aho ko
70. ikaretsaka ( 10/10/2008 22:49)
ko fijorona hono ko

taoko hoe misy hidiran'i fijo sy i orona izany
71. fijo ( 15/10/2008 21:01)
izay mantsy,za wa tsy manda fa mba hampilazao mialoha fotsiny e
72. tywa68 ( 16/10/2008 06:21)
fijo : f'angah tsy efa fantatrao hoe iza no tena izy ? :-D
73. fijo ( 16/10/2008 19:52)
za mahalala fa ny hafa no tsy haiko anie e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078