lasantsy miakatra ny vidiny dia midina indray avy eo

1. niryna ( 24/09/2008 15:30)
Hiaraha mahalala ny vidim-piainana amin'izao fotoana izao.Asa ihany izay hiafarana raha izao no mitohy.
Soa ihany fa manana fanantenana ka tsy dia matahotra na hangozohozo satria Atra no mitantana ny dia ary izay miaraka aminy dia tsy mba atahotra.Isaorako Izy amin'izany.

Toa ny zavatra rehetra dia miakatra daholo ny vidin-tsakafo fa ny mahagaga dia tsy fantatro na tsy dia misy mividy ny entana dia nampidinin'ny mpivarotra indray ilay izy :toy ny akondro izay niakatra be teo aloha teo noho ny tondran-drano dia nisy maromaro ihany koa fa lavitra hono no nividianana ilay entana.

Asa ny anareo na manao toa izany koa fa toa tsy mba misy vaomeran'ny mpanara-maso fa samy manao izay tiany ny olona.
Ny mahavariana ahy indray anefa dia miakatra ny vidina lasantsy rehefa manomboka ny alakamisy dia midina indray rehefa alahady,dia midina hatrany mandra-pahatongan'ny alarobia .
Efa nahita ny zavatra miseho toa izao ve hianareo? miakatra ,dia miakatra dia midina a

:D E, E aleo fenoina ny fiara fa sao miakatra eo indray :D

(l) niryna
2. lemenakely ( 24/09/2008 18:18)
atao ahoana e,miaka-midina toy ny silipin ny Makorelina e!
3. ikaretsaka ( 25/09/2008 04:16)
efa heo mandehana bisikleta fa sarotra atoro tsss
think green

ie> za efa nahita miakatra de miakatra de midina> ny notes-na mozika rehefa manao gamme

dia ny silipona makorelina koa araka io lazain'i menakely io :wink:

miakatra de raikitra ny afera dia midina de miakatra dia nidina kely fa saika hanao 2 eme round de tsy ampy tampona ny saosy dia niakatra hatrany @ fotra de nahita kil bebe saosy indray de nidina.... :-D :-D :-D
4. endrika01 ( 27/09/2008 20:39)
niryna:

Aty izao efa midina kou,mety ihidina ihany aza,ato ho ato.Ny saran-dalana niakatra teo mbola tsy nidina na nihidina aza ny vidina lasantsy. :D
5. niryna ( 02/10/2008 16:45)
lemenakely:

atao ahoana e,miaka-midina toy ny silipin ny Makorelina e!

:roll: :oops:
6. niryna ( 02/10/2008 16:49)
ikaretsaka:

efa heo mandehana bisikleta fa sarotra atoro tsss
think green
:cry:
angaha vitan'ny bisikileta jiaby ny raha rehetra :D

ie> za efa nahita miakatra de miakatra de midina> ny notes-na mozika rehefa manao gamme
izay ahay mba misy heviny

dia ny silipona makorelina koa araka io lazain'i menakely io :wink:
e,e ,tsy mamokatra ika izany

miakatra de raikitra ny afera dia midina de miakatra dia nidina kely fa saika hanao 2 eme round de tsy ampy tampona ny saosy dia niakatra hatrany @ fotra de nahita kil bebe saosy indray de nidina.... :-D :-D :-D
mivoana tanteraka,gaga ny mpamaky amin'ny toetranao tsy mena-miteny,hay tokoa moa izay ao anatin'ny fo no mivaoaka ao anatin'ny vava sy ny soratra ...iny indray no adinoko =))

7. niryna ( 02/10/2008 16:51)
niryna:

Hiaraha mahalala ny vidim-piainana amin'izao fotoana izao.Asa ihany izay hiafarana raha izao no mitohy.
Soa ihany fa manana fanantenana ka tsy dia matahotra na hangozohozo satria Atra no mitantana ny dia ary izay miaraka aminy dia tsy mba atahotra.Isaorako Izy amin'izany.

Toa ny zavatra rehetra dia miakatra daholo ny vidin-tsakafo fa ny mahagaga dia tsy fantatro na tsy dia misy mividy ny entana dia nampidinin'ny mpivarotra indray ilay izy :toy ny akondro izay niakatra be teo aloha teo noho ny tondran-drano dia nisy maromaro ihany koa fa lavitra hono no nividianana ilay entana.

Asa ny anareo na manao toa izany koa fa toa tsy mba misy vaomeran'ny mpanara-maso fa samy manao izay tiany ny olona.
Ny mahavariana ahy indray anefa dia miakatra ny vidina lasantsy rehefa manomboka ny alakamisy dia midina indray rehefa alahady,dia midina hatrany mandra-pahatongan'ny alarobia .
Efa nahita ny zavatra miseho toa izao ve hianareo? miakatra ,dia miakatra dia midina a

:D E, E aleo fenoina ny fiara fa sao miakatra eo indray :D

(l) niryna
endrika01:

Aty izao efa midina kou,mety ihidina ihany aza,ato ho ato.Ny saran-dalana niakatra teo mbola tsy nidina na nihidina aza ny vidina lasantsy. :D

hitako! izay ilay lanja-miakatra ny fiainana angamba e ?
8. ikaretsaka ( 05/10/2008 00:34)
Hoy i ikaretsaka:

efa heo mandehana bisikleta fa sarotra atoro tsss
think green

angaha vitan'ny bisikileta jiaby ny raha rehetra

eka...
za nipetrala tany @ 20 Km miala an Antsirabe mandeha mianatra any mandeha bisikleta 4 isanandroi
9. ikaretsaka ( 05/10/2008 14:45)
mivoana tanteraka,gaga ny mpamaky amin'ny toetranao tsy mena-miteny,hay tokoa moa izay ao anatin'ny fo no mivaoaka ao anatin'ny vava sy ny soratra ...iny indray no adinoko

porofoy hoe inona no tsy mampety io ohatra noraisiko io ambony io aza..
nitady ireo zavatra afaka "miakatra sy midina" ianao taoko?
de notenenniko koa hoe io koa miakatra sy midina?
dia iza no mivoana @ izany?.... asio fieritreretana ihany fa tsy hoe rehefa miresaka makorelina akory dia hoe ratsy izay.. izay ilay stereotype tsary mamely.
raha ohatra ve ka hataoko hoe masosotr'orona ianao fa mamofona masiso ohatra dia ahoana? sa fady koa ny miresaka orona nefa izany no tena marina? hoe sosotra mihitsy mamofona anao ny oroko ny hiafarany nohonny hasisonao?
mba mi raisonne hoa fa tsy heo rehefa hafahafa tsy ekekn'ny saina akory de hoe mivoana.. au moins mba jerena ny lojika aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4357