jesoa mandroaka biby
24. cutie
(
18/09/2008 21:50)
tohizo @ zay alou ny resakareo fa sendra nandalo fotsiny ny saka androany :-D
36. ikaretsaka
(
18/09/2008 22:43)
cutie.. amin'ny anaran'i fijo ...akory zakanao hen! boaka taia koa mo anao ty
37. rakapy
(
18/09/2008 23:59)
T@ andro fahafiry moa Ra Fijo no namoronan' A/tra ny bibiolona?
ozy izy hoe" misia ny bibiolona" dia nisy ny bibiolona. @ izao indray toa roahina ny bibiolona? tsy mazava intsony ity resaka ity. :-D :-D :-D
ozy izy hoe" misia ny bibiolona" dia nisy ny bibiolona. @ izao indray toa roahina ny bibiolona? tsy mazava intsony ity resaka ity. :-D :-D :-D
38. Mandefitra
(
19/09/2008 04:50)
Ka ny gazety kosa aza efa namaritra anie hoe asa na tsaho na tsia.
Ka nareo matanjan tsaina ireo tokony mbo misy milatsaka any manan-jary any mitondra vady, misambotra ilay bibiolona hehehe
Sady ny mpitandro ny filaminana aza sahiran tsaina
Ka nareo matanjan tsaina ireo tokony mbo misy milatsaka any manan-jary any mitondra vady, misambotra ilay bibiolona hehehe
Sady ny mpitandro ny filaminana aza sahiran tsaina
39. tywa68
(
19/09/2008 11:39)
bibiolona tsy tia lahy :-w misy mody sahiran-tsaina ry Mandefitra a :-D
40. Mandefitra
(
19/09/2008 11:48)
ka ny vavy no hatao jono dia ny lahy misambotra azy ko. fantatra zany fa io no tanjon ilay biby, ko tsy tsotra kely ve ny mamandrika an i lery? :lol:
