jesoa mandroaka biby
1. fijo
(
18/09/2008 19:42)
Jiromanga bibiolona
Nalemy ilay vehivavy voaolana
jeudi 18 septembre 2008, par Hery A.
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Na tsaho na tsia, ny lazan’ny fisian’ny bibiolona any ambanivohitry Mananjary, naha be resaka tany an-toerana nandritra ny herinandro izay, dia misy fiantraikany goavana izany amin’izao fotoana izao. Manidy trano takariva ny mponina noho ny tahotra.
Tsy sahy mivoaka ny trano kosa ny vehivavy satria ny fanolanana vehivavy no tena nampalaza izany bibiolona izany.Jiro manga moa no tena ahafantaran’ny olona azy satria toa hoe mangamanga manjelanjelatra ny masony. Tonga eto an-drenivohitra ny olona iray avy any ambanivohitry Mananjary iny, nitantara ny akon’ity zavatra mampisavoritaka saim-bahoaka ity.
Rangahy iray mpividy omby any Tsiroanomandidy no voalaza fa nitondra io biby io niditra ny faritra Vatovavy Fitovinany. Voalaza aloha fa biby toy ny soavaly ny tapany ambany ary olona ny tapany ambony toy ireny « bobel » amin’ny tantara an-tsary ireny. Nifanaraka tamin’ity tompon’omby izy fa hiantoka ny fiarovana ny ombiny, ka ny firaisana ara-nofo amin’ny vadin’ity tompon’omby no tambiny. Nanaiky rangahy, saingy nony tonga tany Mananjary dia tsy nanaiky indray izy. Tezitra « hono » ity bibiolona ka nataony ankeriny ramatoa vadin-drangahy. Taorian’io no nanomboka hitan’ny olona ilay biby. Hatramin’izao dia malemy ao am-pandriana ilay ramatoa natao an-keriny ary nivoaka tsiranoka mamofona ratsy ny fivaviany. Devoly latsaka an-tany ?
Devoly latsaka an-tany
Manatona ny renivohitry ny distrikan’i Mananjary ny lazan’ilay biby satria efa nisy vehivavy notafihany tao amin’ny tanana atao hoe Fangato, hiditra ao Mananjary. Nandondona varavarana ity biby ary mahafantatra ny anaran’ny olona ao an-trano. Nisy baiboly anefa teny an-tanan’ity vehivavy ka nandroaka ity biby tamin’ny anaran’i Jesoa ka lasa nandositra.
Sahiran-tsaina ny mpitandro filaminana satria mifangaro amin’ny firongatry ny asan-jiolahy ity feo mandeha momba ny bibiolona ity. Hany herin’ny zandary sy ny polisy dia ny manoro hevitra ny olona mba ho mailo. Toy ny nataon’ity bibiolona ity no fanaon’ireo jiolahy. Mandondona izy ary manonona ny anaran’ny olona ao an-trano.
Na teo aza ny fisian’ny olona sahy milaza fa tena misy io bibiolona io dia maro no tsy mino, kanefa matahotra ihany. Mazava anefa fa asan-devoly io ary mitombina ny fandresen’ilay vehivavy be finoana ka nandroaka azy tamin’ny anaran’i Jesoa.

io indray le tsaho be fampitahorana fa mitranga.de mino daholo indrayny mpinoino foana

novalian'i fijo ny 24/09/2008 21:34
2. ikaretsaka
(
18/09/2008 20:08)
1) efa fika any @ tanana iny atsinanana iny letsy ry fijo io resaka bibiolona io an..any raha vao misy zavatra hafahafa dia heo bibiolona bibiolona...
2) le momba le hoe asan-devoly de roahina @ alalan'i jesoa... nanadrana hoa za androany fa misy ireny "raton laveur" ireny moa aty aminay aty de nitady kaly teo akaikin'ny zoridira teo.. dia nataoko heo amin'ny anaran'i Fijo..allez mandeha.... fa nitsoaka ohatran'ny tsy teo le biby!
->dia ny conclusion-ko de hoe raha olona na biby ka tsy kopy (fantatr'izya raton laveur taiza mo izay Fijo :-D ) fa anaovan'ialahy pozy kadradraka eo dia lasa foana eee..
fa zany tsy midika heo lasa krisppijo aho satria nahay nandroaka raton laveur t@ anaran'i fijo an

3. fijo
(
18/09/2008 20:11)
io ary ray olona fa efa miha masina hatrany ny anaran'ity panompon'ny tompo.masina anie ny anarany.
io letsy dia finoanoampoana tena tssssss,de le gazety koa vao miha manamafy,izay no tena ratsy.

4. rakaroka
(
18/09/2008 20:34)
Ah 'zalahy e! :lol: :-D Da misy raha latera any amintsika any e :-D :-D :-D
Misy 'zao Morombe sy ny devoly norohahina dia 'zao lasa any amin''zany biby kara olo 'zany 'ndrey hono lé 'devoly 'ngamba 'zany. Da manao zandary manenjika ny maizina marina tokoa ilay anaran-dRajeso hono!
Aiare :-D :-D :-D =)) =)) =)) Misy raha hono la tera ny fa toa tsa azo "exploité-na mba aondrana aty na koltoraly na ara-tokarena no indro kely @ izy 'zany! :roll: :-D :-D :-D

5. fijo
(
18/09/2008 20:39)
ke le olo koa mboko malemy jery ke aia tsy vangovangondreo jiaby korana mafotaka jiaby zao.
premier vangondreo fa nisy lehilahy nivadiky bibilava nenazy.hoppp natoky jiaby draba jiaby tao.
zao ngraiky,miboaka bibiolo,babako eeeee,nifify jiaby malemy jery.
efa ambadiky ao koa farany andro 2012.ameo zao jiabyvolanareo,fa zao raiky tsy maty amin'io.

6. rakaroka
(
18/09/2008 20:52)
:-D :-D =)) =)) :-$ Mbô ampesao 'zalahy ny sena e tsy hihorohoro fahatany amizao atsanga tsy amanora 'zao e ! tsary misy akory rô 'zany bibiolo izany ka raha tsy vao hanao sirirzia ny manampehaizana ka dia 'ndesina 'zany ny moitié olo ny moitié biby . Ny fandindina rô mety ho mora ihany fa ny fanambarana 'zany ho sarotsa e ! Ka raha nisy izany mety efa mbô efa nisy santionany tatsy @ zoo "tsimbazaza e".
Raha diso moa "Rakaroka " de sambory lé izy " dia ompio any mbô jereko aby fa liana ta hahita koa Rakaroka. Atao "Wanted bibiolona 1000000 fmg e ! :-D

7. fijo
(
18/09/2008 20:54)
moramora fo anao ,fa misy tena matoky zaka io hen.anao ndraiky ndro volanindreo fa draba
8. rakaroka
(
18/09/2008 21:08)
Aia koa ka hifitsake magnan'ny marina ny taigna :roll: :-D . Ny zaka misy any gnefa tsa mandeha amin'ny laogniny aby, da inoana fahatany daholo ka raha
zay miboaka atsanga tsy aman'ora tsa dinihiny na heverigny avy de inoagny aby, ka raha enao mivola ny marigny,tsary henoiny sy heveriny ny idée-nao.
'Lao 'zany ho fatin'ny horohoro any rehefa tsa mahay mandiniky koh . Inn moa no azoko atao? :roll: :?: :wink: :-D :-D :-D

11. cutie
(
18/09/2008 21:31)
efa tapaka ihany ny tsinaiko namaky an'le izy alou :-D :-D :-D :-D
tsy teny avy any Mananjary mitsy alou zany karakoury laholo zany :-D :-D :-D

16. rakaroka
(
18/09/2008 21:40)
Volagno rô ny "Karakory" @ fitenim-piso fa tsary hainay moa koh. Sa :roll: :-w mbelao fôana hijano "Miaouuuuuuu" ka raha tsy nisy ny ambiny raha diso!
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D