Tehirizo tsara ho vaovao mandrakariva Mompera

1. Bita ( 18/09/2008 10:43)
Rehefa miresaka momba mompera ihany ianareo dia tohizako. Nisy mompera sy tovovavy iray nihaona teo alohan'ny douane ny avion. Alohan'ny handefasana entana dia tsy maintsy alana ao anatin'ny bagage a main daholo ny zava-maranitra, ny zavatra misy ranondranony toy ny ranomanitra, ny dentifrice sy ny whisky sy ny sisa.... Vao avy nividy rasoire anefa ilay tovovavy vaovao ary hadinony ny nanala azy tao anaty poketrany nefa lafo ilay izy ka tsy foiny hoalain'ireo doanier ireo dia nanantona ilay mompera izy....
Tovovavy: Azafady mompera mba miangavy anao aho mba hitondra ity rasoire ity fa tena ilaiko ary lafo koa ny vidiny. Mbola vaovao izy tena mbola tsy nampiasaiko mihitsy.
Mompera: Ry zanakovavy: inona no ho lazaiko eny nefa izy ity tsy andehilahy akory fa am-behivavy. Sady izaho tsy handainga izany.
Tovovavy: azafady re mba ampio, tahian'Andriamanitra ianao
Nanaiky ihany ilay mompera rehefa niangolan'ilay Tovovavy ka nataony tao anaty paosibeny eo @ kibo eo ho eo.
Tonga teo @ doaune. Nipipika menamena ary ny alarm. Ary dia nalaina ny mompera atao ankety: hoy ny douanier: misy zavatra tian'ny mompera doanevana ve:? Ny tampany ambony ry anak atsy misy saingy ny tampako ambany misy zavatra iray mbola tena vaovao mihitsy ary nasain'ny tovovavy iray ho tandremako tsara mihitsy, izay angaha no mahatonga ny alarm.
Toran'ny hehy ny douanier naheno izany sady niteny hoe tehirizo tsara ho vaovao mandrakariva mompera. Mahazo mandeha ianao mompera........ :-D :-D :-D
2. enteme ( 19/09/2008 11:26)
nahafaka ny sorisory ny zava-baovaon'i mompera e
3. rapala ( 22/09/2008 14:31)
tsy ratsy indray iny ka :lol:
4. tsiambaratelo ( 23/09/2008 14:43)
Bita:

Rehefa miresaka momba mompera ihany ianareo dia tohizako. Nisy mompera sy tovovavy iray nihaona teo alohan'ny douane ny avion. Alohan'ny handefasana entana dia tsy maintsy alana ao anatin'ny bagage a main daholo ny zava-maranitra, ny zavatra misy ranondranony toy ny ranomanitra, ny dentifrice sy ny whisky sy ny sisa.... Vao avy nividy rasoire anefa ilay tovovavy vaovao ary hadinony ny nanala azy tao anaty poketrany nefa lafo ilay izy ka tsy foiny hoalain'ireo doanier ireo dia nanantona ilay mompera izy....
Tovovavy: Azafady mompera mba miangavy anao aho mba hitondra ity rasoire ity fa tena ilaiko ary lafo koa ny vidiny. Mbola vaovao izy tena mbola tsy nampiasaiko mihitsy.
Mompera: Ry zanakovavy: inona no ho lazaiko eny nefa izy ity tsy andehilahy akory fa am-behivavy. Sady izaho tsy handainga izany.
Tovovavy: azafady re mba ampio, tahian'Andriamanitra ianao
Nanaiky ihany ilay mompera rehefa niangolan'ilay Tovovavy ka nataony tao anaty paosibeny eo @ kibo eo ho eo.
Tonga teo @ doaune. Nipipika menamena ary ny alarm. Ary dia nalaina ny mompera atao ankety: hoy ny douanier: misy zavatra tian'ny mompera doanevana ve:? Ny tampany ambony ry anak atsy misy saingy ny tampako ambany misy zavatra iray mbola tena vaovao mihitsy ary nasain'ny tovovavy iray ho tandremako tsara mihitsy, izay angaha no mahatonga ny alarm.
Toran'ny hehy ny douanier naheno izany sady niteny hoe tehirizo tsara ho vaovao mandrakariva mompera. Mahazo mandeha ianao mompera........ :-D :-D :-D



=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2015