Fa fitia vatomaty...

1. sitraka1 ( 17/09/2008 13:34)
Manahoana daholo,
Mitady ny tononn'io hira io re za a, tsy haiko ny mpihira azy, eny fa na ny tonony aza tsy tadidiko tsara akory
Fa fitia vatomaty
No nanery antsika 2
Izaho te-handeha, ianao mivadika
Tsy mety izy fa ....
Tso-drano mora fotsiny
Sy orokoraka hafaliana
Omeko tsisy ozona
Fa amin'ny fo madio akia...

Misaotra betsaka
novalian'i sitraka1 ny 19/09/2008 12:59
2. darax ( 17/09/2008 14:22)
sitraka1>tsy ilay hiran'i Lôlô ve io?
3. darax ( 17/09/2008 14:26)
fitia fatomaty kosa angamba fa tsy vatomaty!
4. ni81 ( 17/09/2008 14:48)
Tady vita fato-maty

Tady vita fato-maty, no mamehy antsika roa
Izaho te handeha ianao mivadika atsy
Tsy mety izy fa miha henjana o o

Vita randrana voarary
Tamin'ny holatry ny lasa
Ka mamirifiry henoko marary
Raha ianao hamonjy olon-kafa

Réf: Tso-drano mora fotsiny sy orokoroka madio
Omeko tsisy ozona amin'ny fo madio akia

Fa raha misy olon-kafa any ho any mampijaly
Ento aty ampianariko mitia
Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany
Hampianariko ahafantatra andry, ahafantatra andry

Lôlô sy ny tariny
5. nathie86 ( 18/09/2008 07:57)
ni =D> =D> =D>
6. ni81 ( 18/09/2008 08:10)
ni > > >
aoka fotsiny oa e! :lol: :lol:
7. sitraka1 ( 19/09/2008 12:59)
Misotra anareo o. Mba lalina ndray ty fitadidiako an'ilay hira, tena nandeha tamin'ny tsy izy mitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0912