Zanak'Andriamanitra sy zanaky ny devoly. ???? ngahh!!
21. niryna
(
20/09/2008 00:55)
fahamarinana:mamela no eny fa ny manadino matetika mety misy zavatra mitranga dia mety mitamberina angamba no tian'i fahamarinana tenenina ? ary satria efa namela heloka hianao ,efa nanantena koa fa efa voavelan'Atra izany heloka izany :ny dikany izany mety tsy ho mazefatra toy ny alahelonao taminao mbola tena tezitra mafy ny fahatsiarovanao ilay nataon'ilay olona ka nandratra anao ,sa mitovy ? raha izay dia mila mianatra tokoa isika ,mila mamela heloka . mila mivavaka mitady fanampiana amin'Atra foana foana ,tsy mora hoy aho fa averiko indray a,fa tsy misy mangidy tsy andramana dia mila mivavaka ny tenantsika koa isika mba hamela ny tenantsika ,ny fanahy malemy fa ny vatana no mahery na mifanohitra izay dia mila ampifandanjana
Ka raha mahavita manadino tanteraka moa dia tsara tokoa ho an'ny fahasalamana.Fa possible ve izany ?
raha izany indray dia hianao ihany no mahafantatra raha miaraka amin'Atra ve hianao ? Inona moa no antsoina hoe zanak'Atra ?
Azoko tsara ilay zanaky ny devoly voalaza kah, ka isan'ny fanahy ratsy ny tsy manadino,d'accord ve tsika mianadahy amin'io raha io voalazan'ny niryna io no raisina ?Izay no namaranako azy hoe izay no azo iantsoana ahy zany!!! (l)
Jaona 1
12 Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany
:arrow: Izay rehetra nandray an'i kristy,izay manaiky Azy ho Tompo sy Mpamonjy Azy ... ireo no fahalalako azy ary voasoratra ao anatin'ny baiboly, dia anjaran'i fahamarinana no manontany tena hoe efa nandray an'i kristy tao am-ponao ve aho raha eny dia aza kivy fa ny fanahy masina no ampianatra anao miandalana raha tsia dia efa nomena anao ny teny fikasana ka anjaranao no mandray satria tsotra ny tenin'Atra Izay rehetra mino( an'i kristy) no hovonjena .
mahereza
Manaiky tokoa ve hianao fa Izy Irery ihany no Tomponao sy Mpanavotra anao ? Raha Eny ny valiny dia zanak'Atra hianao ary mpandova ihany koa ilay fiainana mandrakizay :-*
(l) niryna
22. niryna
(
20/09/2008 00:59)
rakapy:
De mampihomehy mihintsy itony mitonotena ho xana itony :-D :-D :-D
Ka ny zanak'A/tra anie ka zanaky ny devoly ihany koa e!!! :-D :-D :-D
bor2lais:marina izany satria tsy nisy nanao ny marina na dia iray aza hoy soratra masina.
-> Mety ho zanaky ny devoly tokoa izy taloha fa natsangan'Andriamanitra (adopté) ho zanany kosa ankehitriny !!! Ary izay no mahatonga ilay fifaliana ho an'ny Kristiana !
Jaona 1
12 Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany
13 dia ireo izay tsy nateraky ny ra, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.
