Malagasy no lany Miss 2008 tao Bretagne

1. ni81 ( 11/09/2008 16:26)
Voalaza fa io tovovavy io dia malagasy.
http://paysdechateaubriant.fr/Bianca-Taillard-elue-Miss-Bretagne-a-Chateaubriant_a4154.html?print=1
2. vale ( 11/09/2008 17:04)
Izany? :) hummm, sady manja no lavabe! ao tsara mihintsy e!! :)
3. Zozoro ( 11/09/2008 17:14)
Metisy angamba ô ? ilay anarany (nom) français. Sa tsy izany ?
4. Noue ( 11/09/2008 17:16)
fa tsy hitako hoe voalaza aiza hoe gasy ?

fa manja kosa aloha eeeee :) :) :)
5. ni81 ( 11/09/2008 17:22)
fa tsy hitako hoe voalaza aiza hoe gasy ?
fa manja kosa aloha eeeee

http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/missbretagne2008/bianca-taillard_001.php
6. caprio ( 11/09/2008 19:17)
tsika gasy wa tsy afaka @ity lainga ity mintsy fa nga raha mitovitovy amintsika de we gasy,fa ilay tao @ la sobika mintsy no mamorona
7. ni81 ( 11/09/2008 19:24)
tsika gasy wa tsy afaka @ity lainga ity mintsy fa nga raha mitovitovy amintsika de we gasy,fa ilay tao @ la sobika mintsy no mamorona
Zà aloha tsy nahita izay maha lainga azy fa mba jereo aloha e! ka tsy mamaky ange ianao hoe ahoana tsara ny voalaza e! Tonga dia mitsara hoe "isika gasy oa"...
8. zoukimi ( 11/09/2008 20:04)
Le ao @ chateubrillant.fr aloha tsy misy milaza mihintsy hoe gasy izy:
Bianca Taillard a 23 ans, elle est étudiante en 3 ème année d'école de communication externe et interne. Depuis la nouvelle de son élection sa rentrée prévue le dix-neuf septembre sera sans doute reportée. Elle souhaite travailler plus tard en tant que responsable événementiel. Elle originaire de Machecoul en Loire-atlantique. C'est une passionnée de voyage, musique, danse, dessin, une personne qui aime profiter de la vie !
Ny ao amin' ny sobika.com indray milaza fa gasy izy, ilay hoe zaza malagasy natsangana tamin' ny faha-folo taonany. Ka tsy hitako hoe iza ary no marina, taiza ny source nangalan' ny sobika.com an' io.
Fa faly aloha ny foko raha tena malagasy tokoa io e!

:^)
9. masisokely ( 11/09/2008 20:24)
:°) ka na gasy na tsy gasy izy efa miss izany e!
10. zoukimi ( 11/09/2008 21:17)
Izay kosa aloha de tsy laviko e
11. ds ( 11/09/2008 22:12)
caprio:

tsika gasy wa tsy afaka @ity lainga ity mintsy fa nga raha mitovitovy amintsika de we gasy,fa ilay tao @ la sobika mintsy no mamorona

Bianca Taillard, d'origine malgache, se présentait pour la troisième et dernière fois au concours de Miss Bretagne. (...). Vakio ato
Bianca Taillard, Machecoulaise de 23 ans, a été élue Miss Bretagne 2008. Originaire de Madagascar (...). Vakio ato
Sady Gasy no manja e :-)
12. fahamarinana ( 12/09/2008 03:26)
:arrow: misaotra any ni81 sy ds tamin'ny infos e,gasy ka manja tokoa an...mbo hanaraka zany zà fa misy malagasy toa ahy...aoka fotsiny.Soa fa teo nareo nampita azy,zà ndray aloha dia mino fa gasy e,tsy ilaiko porofo akory ary tsy hitadiavako akory koa fa ny jereo eto efa mirarakopana...mankasitraka e :) (l)
13. ni81 ( 12/09/2008 05:48)
Ny ao amin' ny sobika.com indray milaza fa gasy izy, ilay hoe zaza malagasy natsangana tamin' ny faha-folo taonany. Ka tsy hitako hoe iza ary no marina, taiza ny source nangalan' ny sobika.com an' io.
Fa faly aloha ny foko raha tena malagasy tokoa io e!
Fanitsiana kely fotsiny: t@ faha-10 volany no natsangan'ireo vazà izy fa tsy faha-folo taonany.
14. fahamarinana ( 12/09/2008 09:06)
caprio:
tsika gasy wa tsy afaka @ity lainga ity mintsy fa nga raha mitovitovy amintsika de we gasy,fa ilay tao @ la sobika mintsy no mamorona

:arrow: mpamoron-dainga angaha ry caprio ilay sobika.com ? Dia isika gasy koa no lasa voasoketa ve ?? Aoka marina !!,efa mba niova hevitra angamba ianao zay nahita ireo jereo eto be dia be ireo sa ? :) (l)
15. ni81 ( 12/09/2008 09:07)
mpamoron-dainga angaha ry caprio ilay sobika.com ? Dia isika gasy koa no lasa voasoketa ve ?? Aoka marina !!,efa mba niova hevitra angamba ianao zay nahita ireo jereo eto be dia be ireo sa ?
:lol:
16. nikah ( 15/09/2008 10:36)
Ka efa voalaza io kosa hoe gasy izy ka inona in-1 ary.Vakio tsara ilay ao @ sobika fa hoe d'origine malgache ko!
Sa mila manao teste ADN koa vao hino ny sasany.
17. tsiambaratelo ( 15/09/2008 15:17)
ni81:

Voalaza fa io tovovavy io dia malagasy.
http://paysdechateaubriant.fr/Bianca-Taillard-elue-Miss-Bretagne-a-Chateaubriant_a4154.html?print=1



Gasy ka manja marina a,mba fantany ve wé Madagascar no fiaviany?:-P
18. fahamarinana ( 15/09/2008 15:25)
:arrow: misoratra eny amin'ny andriny angambanay :-P .Koa iza no nahalalan'ny mpanao gazety raha tsy izy na ny rar-ny no niteny ?... :roll: (l)
19. tsiambaratelo ( 18/09/2008 07:49)
fahamarinana:

:arrow: misoratra eny amin'ny andriny angambanay :-P .Koa iza no nahalalan'ny mpanao gazety raha tsy izy na ny rar-ny no niteny ?... :roll: (l)



Hay ve.
20. Papoose ( 18/09/2008 18:59)
tokony asiana confrontatioo :-D @ le adi-varotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2996