fivoriana ankalamanjana NSD
1. glou
(
11/09/2008 14:16)
Antsoina ny Namana Serasera Dago rehetra mba ho tonga hamonjy fivoriana eny @ by pass ny asabotsy 13 septembre ho avy izao @ 14h30mn , ny fiaingana de eo @ taxibe ambohijatovo @ 14h , ny ho dinihina @ io de ny etsika atao manaraka sy mba hiarahana miala voly sy maka rivotra kely eh, de manentana anareo ndray zany, eo @ ronds point bypass mankany iavoloha sy ambohimangakely de misy arabe maty taloha iny eo de eo ho an' izay tara eh,
mankalaza
glou_
mankalaza
glou_
novalian'i Mimifali ny 02/10/2008 09:55
3. angotiko
(
11/09/2008 17:50)
glou: voray ny hafatra eh, fa tao tara be koo, fa ity misy fanontaniana kely, entinao ve le famataranandro amin'io, sa dia tsy hisy famataranandro haneno hihihi mdrrrr
glou: raha azoko zany dia mba nomenao tombony ny tsy afaka nakany mahajanga an, ary zany akory tsy midika we zay tany mahajanga tsy makany fa dia makany dôly zanyy ny be sy ny maro, zay anie lay lazain'i fijo we aza miala amin'i glou fa tena president mahafatrapo sady mikarakara
fa dia mino zany zahay fa ahita lohan'olona vaovao eny fa tsy dia ilay hita isanandro foana no ho hita eny fa dia ho tonga eny daholo na ny efa mpandeha na ny vao handeha
fa mba nakaiza wa i ravatorano e, toa tsy hita sy re feo, ary i jentilisa sy avylavitra sa mbola tavela any mahajanga

4. angotiko
(
11/09/2008 17:52)
dia ny vata tena ihany ve no tonga eny amin'ny taxi be sa mitondra sitilo sy kahie tompoko
5. naritsimba
(
12/09/2008 04:57)
Dia lasa izao indray izany.
Ho an'ireo izay mbola misalasala dia entanina ho tonga @ io.Ho an'ireo te hahita ireo namana ihany koa dia tongava eh!
Eo Ambohijatovo ambony eo @ Arret-bus alasora-ambohimanambola no fotoana @ 1h 30mn mba ahafahana manatratra ilay @ 2 sasany marina eny @ By-pass.
Samy efa voky any an-tranony ny rehetra fa dia izay zavatra iarahana misotro sy tsakitsakiana no entina, azo atao koa anefa ny mividy zavatra eny an-toerana satria misy mpivarotra maro eny. Ento ihany koa ny soso-kevitra hanatsarana ny fikambanantsika. Aoka mba samy ho marim-potoana toy ilay fiaingana ho any Mahajanga.
Hisy azy indray ny fanalana azy fa ny fivoriana vita ny fialam-boly manginy fotsiny.
Tongava maro.

6. nirijimka
(
12/09/2008 09:48)
ouahahahahhahahah! de hivory sy hirevy ndray zany!
hiezaka ny ho tonga @ zay za sao tsy lany ho anisan'ny même tête eo tsony! hihihih! hiezaka ny ho avy tompoko mesier le prezida ô! fa za tonga de any sady sur fa tara! lol

7. glou
(
12/09/2008 12:25)
mba teneno ireo tsy tratra antso eh , de mba miomana ihany @ imper sy elo sao mbola avy ny orana :lol: antsoy izay mba tratranareo de lazao vaovao eh
glou_
glou_
8. Mimifali
(
12/09/2008 16:18)
Tena tara loatra kosa lé fampilazàna ka :!: :!: :!: :!: :!: na mba maniry ny ho avy aza zao :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: hiezaka e! :-D :-D :-D :-D
9. sipagasy
(
12/09/2008 18:35)
eto aho dia mbola mindrana ny tenin'ny namana izay hoe dia miandry sary am-paharetana e!!!!!!
mahavità be izay ho avy e!!!
mahavità be izay ho avy e!!!
10. fijo
(
12/09/2008 19:33)
angotiko an,aza miala amin'io wa,
efa mba ao antanana io ry zalahy,ka aza dia mialabala foana fa mba tongava manandrana ny tsirony an.

11. sasa
(
13/09/2008 05:41)
Salut doly!
Ny mampalahelo d za tsy afaka refa samedi hariva fa misy zavatra ataoko, za raha teo koa moa miasa samedi matin, d ny samedi hariva izany efa manao zavatra hafa mintsy, otrany hoe tsy hita matetika mintsy za tato ho ato, fa dia mbola be ny ho sisa e!
Mazotoa doly e :P
glou_ ampanateriko any amin'i.blanche07 le izy fa za tsy misy fotoana mintsy amle kandra e!

12. mihanta
(
13/09/2008 06:10)
tara loatra ilay antso vao tazako efa aty tamatave indray aho izao.
dia mahavità fihaonana mahafinaritra
dia mahavità fihaonana mahafinaritra
13. ravatorano
(
15/09/2008 07:25)
oka kosa kle
za ary zao vao mahita an ity kouh
dia maindry izay tatitra e
:-P :-P :-P :-P :-P
za ary zao vao mahita an ity kouh
dia maindry izay tatitra e
:-P :-P :-P :-P :-P
14. ANARIM
(
17/09/2008 06:57)
ravatorano hahaha
zao elà vao mahita an ty fa elà nefa hitako tany am by pass

15. ravatorano
(
17/09/2008 11:18)
anarim < ka zay mihitsy mantsy
za v nahalala hoe nivoaka ato ity fa efa vita izay vita vao itako ity :-D :-D
anarim < :-*

16. angotiko
(
17/09/2008 16:50)
ravatorano: inona no tatitra tianao ho heno e, momba ny inona fa ho lazaiko anao aminn'y atsipirihany mdrrrrrr
17. zavaboary
(
22/09/2008 09:54)
slt dolo
dia inona no azo tanterina tamin'io fivoriana io kay?dia ahoana ny fandehan'ny tohiny?
zahay ts afaka nakany tamin'io kouuuuuuuuuuuuu
mba tantarao vaovao ry angotiko a!

18. Mimifali
(
02/10/2008 09:55)
zavaboary:
slt dolo
dia inona no azo tanterina tamin'io fivoriana io kay?dia ahoana ny fandehan'ny tohiny?
zahay ts afaka nakany tamin'io kouuuuuuuuuuuuu
mba tantarao vaovao ry angotiko a!
Ka dé tongava zan mitsangatsangana miaraka aminay @ 08 novembre e! miandry zahay an:!: :!: :!: :!: :-D :-D :-D :-D