hiran'i bouboul

21. arn ( 11/09/2008 14:20)
Taiza indray izao io? Tena mba tsy rariny mhintsy izany fahaizanareo izany an.
OK tena hira milay sy taloha daholo izany de efa any aminao ny reference e.
22. arn ( 11/09/2008 14:26)
De andeha izahay fa rahamptso ndray eeeeee
23. ni81 ( 11/09/2008 14:31)
Taiza indray izao io? Tena mba tsy rariny mhintsy izany fahaizanareo izany an.
OK tena hira milay sy taloha daholo izany de efa any aminao ny reference e.
Mba talenta kely ananana fotsiny e! Zao no tena marina e! mbola manana cahier de chants aho hatramin'izao, nentiko nanaraka ahy aty alavitra aty! Fa misy tsy ananako ny hira sasany, ary ny hira kalon'ny fahiny dia tena tiako daholo ny ankabeazany ka dia ananako ato.
24. ni81 ( 11/09/2008 14:32)
Taiza indray izao io? Tena mba tsy rariny mhintsy izany fahaizanareo izany an.
OK tena hira milay sy taloha daholo izany de efa any aminao ny reference e.
Mba talenta kely ananana fotsiny e! Zao no tena marina e! mbola manana cahier de chants aho hatramin'izao, nentiko nanaraka ahy aty alavitra aty! Fa misy tsy ananako ny hira sasany.
25. Zozoro ( 11/09/2008 17:27)
ni81:

Ny NANAHARY no mihira an'io fa tsy Ny RAILOVY e!

Mamindrà fo amiko
Fa reraka aho
Sitrano aho
Fa mihozohozo
Ny vatako o o o

Miverena amiko
Afaho ny fanahiko
Vonjeo aho noho ny
Famindram-ponao o o i e

Tsinjovy ny fahoriako
Ianao no fifaliako
Ka mihainoa
Ny feoko
Ianao no itokiako
Todio aho
Ka hamindrao fo
Irery ka mijaly
Ny fahorian'ny foko
No efa mandrerak'ahy o o i e

Efa sasatr'aho
Ka misento nony alina
Lanin'ny alahelo
Ny masoko
Vonton'ny ranomaso
Ny tavako
Noho ireo mampahory ahy
Mamindrà fo amiko!




an'i Nanahary io ary i Nanah no mihira azy.


26. arn ( 12/09/2008 06:46)
fa mba nanahoana tokoa moa izao ny tarika nanahary e, tena tsy heno intsony mihintsy intsony ry zareo.
Ka de efa cahier de chant traingo be izany le any e,
27. ni81 ( 12/09/2008 08:21)
fa mba nanahoana tokoa moa izao ny tarika nanahary e, tena tsy heno intsony mihintsy intsony ry zareo.
Ka de efa cahier de chant traingo be izany le any e,
tsy dia fantatro ny momba an'izy ireo fa manokafa dinika vaovao dia misy mahay any mety hamaly.
Ilay cahier aloha dia eo @ 1cm eo no hatevenany, nosoratana t@ ordi daholo ny hira ao anatiny (tany dago io), avy eo navoaka tsi-1 dia natambatra ho boky. :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087