hiran'i bouboul
1. arn
(
11/09/2008 09:16)
sao mba misy manana ny tonon'ny hiran'i Bouboul misy hoe:
efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana?
Nohirahin'i Johary izy io t@ zoma tany @ eldorado de mba manimanina e
efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana?
Nohirahin'i Johary izy io t@ zoma tany @ eldorado de mba manimanina e
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 08:21
3. arn
(
11/09/2008 10:39)
misaotra bedabe e.
De ty indray hehehe:
Tsy ho ela ny andro mamy hverenanao
de izao no alahelo vetsompoko ao;;;
De ty indray hehehe:
Tsy ho ela ny andro mamy hverenanao
de izao no alahelo vetsompoko ao;;;
4. ni81
(
11/09/2008 10:50)
misaotra bedabe e.Hiran'i Suzy Raivo io :) efa nisy nangataka koa io andro maromaro izay.
De ty indray hehehe:
Tsy ho ela ny andro mamy hverenanao
de izao no alahelo vetsompoko ao;;;
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m48a03f4e4e112#m48a0499872eee
5. arn
(
11/09/2008 11:00)
Misaotra fa de tena afa-po tanteraka.
tany andoha ve o no nohiraina de nadika? Mahery kà.
De inona koa ny hiran'io Suzy raivo io fa sur fa tsara be daholo?
tany andoha ve o no nohiraina de nadika? Mahery kà.
De inona koa ny hiran'io Suzy raivo io fa sur fa tsara be daholo?
6. ni81
(
11/09/2008 11:05)
De inona koa ny hiran'io Suzy raivo io fa sur fa tsara be daholo?Tsy mahatadidy aho satria tsy dia fandre matetika intsony aty ny radio gasy, afa-tsy ny RVG, ka raha tsy ao dia tsy hay, nefa ela be vao mitamberina ilay milina kely ao anaty loha ao :lol:
7. arn
(
11/09/2008 11:15)
ni81:
De inona koa ny hiran'io Suzy raivo io fa sur fa tsara be daholo?Tsy mahatadidy aho satria tsy dia fandre matetika intsony aty ny radio gasy, afa-tsy ny RVG, ka raha tsy ao dia tsy hay, nefa ela be vao mitamberina ilay milina kely ao anaty loha ao :lol:
tena mpakafy izany enao e. Milay izany fa raha misy tadidy de alefaso aty e
8. ni81
(
11/09/2008 11:22)
tena mpakafy izany enao e. Milay izany fa raha misy tadidy de alefaso aty eTena mpakafy ny hira rehetra e! fa misy no tena hay tsianjery ary misy ny jerena ao @ tahiry fahiny!
9. arn
(
11/09/2008 11:30)
ary sao de mba ao anaty boîte ao ary ity fa tena tsy misy mahay mihintsy fa gisa mainty :
Sheila no mpihira : Dans la glace no titre.
Za mba tia ireny hira antitra ireny mantsy.
Nojereko t@ parole.net koa io fa tsy misy an'io ao.Disque nohenoina t@ mbola kely io de tsaroana tato ho ato kanjo tsy hita mihitsy le tonony.
Raha misy de omeo e.

10. ni81
(
11/09/2008 11:36)
Dans la glace
by Sheila
Je suis entrée au café
Pour lui téléphoner
Comme tous les soirs,
On ne m'a pas répondu
J'étais bien déçue
Mais il était trop tard
Je suis restée là,
Sans raccrocher, me demandant
"Où est-il en ce moment ?"
Oui, mais quand je suis partie
J'ai vu et soudain, j'ai tout compris
Hein hein !
Dans la glace hein hein !
Je le voyais
Dans la glace hein hein !
Il l'embrassait
Dans la glace, oh comme il riait !
Sans savoir
Qu'un miroir
Brisait mon coeur,
Je voyais leur désir
Et je sentais mourir
Mon seul amour
Dans l'ombre où je suis restée,
Pour ne pas leur montrer
Mon visage en pleurs,
J'ai découvert tout à coup
Qu'il était avec
Mon amie la meilleure
Je suis restée là
J'aurais voulu me sauver
Mais je n' pouvais m'en aller
Du chagrin de cette nuit,
Jamais, je n'aurai un jour l'oubli
Hein hein !
Dans la glace hein hein !
Je les voyais
Dans la glace hein hein !
Ils s'embrassaient
Dans la glace, oh comme ils s'aimaient !
Sans savoir
Qu'un miroir
Brisait mon coeur,
Je voyais leur désir
Et je sentais mourir
Mon seul amour
Dans la glace, hein hein !

11. arn
(
11/09/2008 12:26)
Mahery enao eeeee.
Taiza zao io no hita????
Mba omeo soupape eeee
Mba mody mangataha hira amiko hoe jerentsika hihihih, toa izaho foana no mangataka.
Taiza zao io no hita????
Mba omeo soupape eeee
Mba mody mangataha hira amiko hoe jerentsika hihihih, toa izaho foana no mangataka.
12. ni81
(
11/09/2008 12:35)
Mahery enao eeeee.:lol: :lol: :lol: Tsy mahery izany aho ka! Io hiran'i Sheila io zao tena tsy haiko fa ilay ilako no nanontaniako dia natorony ahy (fa izy aloha tsy dia tia hira loatra toa ahy e :lol: )
Taiza zao io no hita????
Mba omeo soupape eeee
Mba mody mangataha hira amiko hoe jerentsika hihihih, toa izaho foana no mangataka.
Fa andraso aloha hiverina hijery izay tononkira nangatahiko teto vetivety aho dia lazaiko ianao avy eo.
13. arn
(
11/09/2008 13:06)
ary sao mba misy hainao ny hiran'ny hazolahy : misy anankiray izay misy hoe tokontany : milay be koa ilay izy fa tsy taddiko
14. ni81
(
11/09/2008 13:30)
ary sao mba misy hainao ny hiran'ny hazolahy : misy anankiray izay misy hoe tokontany : milay be koa ilay izy fa tsy taddikoinona avy no hiran'izay olona izany?
15. ni81
(
11/09/2008 13:35)
Misaotra fa de tena afa-po tanteraka.misy ny sasany tsy tao an-doha no nohiraina dia naverina nadika ka! fa jerena ny tahiry dia zaraina! Ny milina fitadidiana mantsy efa be loatra izay zavatra nampiriminy ao izay ka sahirana izy mampitamberina azy. Ny tonony be very fa ny feo voatahiry tanteraka.
tany andoha ve o no nohiraina de nadika? Mahery kà.
16. arn
(
11/09/2008 13:37)
Tsy de haiko daholo ny hirandry zareo ireo ( hazolahy io) fa ity omana ahy raha tadidy :
ny railovy : mamindrafo amiko fa reraka aho.
Tsara io an sady mba masimasina :D
ny railovy : mamindrafo amiko fa reraka aho.
Tsara io an sady mba masimasina :D
17. ni81
(
11/09/2008 13:43)
Ny NANAHARY no mihira an'io fa tsy Ny RAILOVY e!
Mamindrà fo amiko
Fa reraka aho
Sitrano aho
Fa mihozohozo
Ny vatako o o o
Miverena amiko
Afaho ny fanahiko
Vonjeo aho noho ny
Famindram-ponao o o i e
Tsinjovy ny fahoriako
Ianao no fifaliako
Ka mihainoa
Ny feoko
Ianao no itokiako
Todio aho
Ka hamindrao fo
Irery ka mijaly
Ny fahorian'ny foko
No efa mandrerak'ahy o o i e
Efa sasatr'aho
Ka misento nony alina
Lanin'ny alahelo
Ny masoko
Vonton'ny ranomaso
Ny tavako
Noho ireo mampahory ahy
Mamindrà fo amiko!
Mamindrà fo amiko
Fa reraka aho
Sitrano aho
Fa mihozohozo
Ny vatako o o o
Miverena amiko
Afaho ny fanahiko
Vonjeo aho noho ny
Famindram-ponao o o i e
Tsinjovy ny fahoriako
Ianao no fifaliako
Ka mihainoa
Ny feoko
Ianao no itokiako
Todio aho
Ka hamindrao fo
Irery ka mijaly
Ny fahorian'ny foko
No efa mandrerak'ahy o o i e
Efa sasatr'aho
Ka misento nony alina
Lanin'ny alahelo
Ny masoko
Vonton'ny ranomaso
Ny tavako
Noho ireo mampahory ahy
Mamindrà fo amiko!
18. ni81
(
11/09/2008 13:46)
Ary sao dia hoe Valolahy no anaran'ilay tarika mpihira fa tsy hazolahy e! Dia ny hirany hoe : ny fiainana eto an-tany!
19. arn
(
11/09/2008 14:09)
Angamba, fa hirany hafa mihntsy izany le izy fa tsy io ny fiaianan eto antany io.
Omeo aty foana aloa io fiainana eto antany io e hehehe
Omeo aty foana aloa io fiainana eto antany io e hehehe
20. ni81
(
11/09/2008 14:14)
Hotantaraiko aminao e, ny fiainana eto an-tany
Hotsoriko aminao e, izany akony izany.
Ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
Mifaly ianao anio, mety mbola hitomany
Ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
Mifaly ianao anio e, mety mbola hitomany.
Kodiaran-tsarety anie, ny fiainana eto an-tany
Na izaho na ianao e, mbola ho vovoka ihany.
Ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
Mifaly ianao anio, mety mbola hitomany
Ny fiainana eto an-tany mantsy manalasala ihany
Mifaly ianao anio, mety mbola hitomany.
Aza mbola misento ianao na mitomany
Raha mafy loatra ny fiainana eto an-tany
Aza mbola misento ianao na mitomany
Raha mafy loatra nyonjan'ny tany.
Lazaiko aminao marimarina ny fiainana eto an-tany
Fa raha tsy miady mafy ianao, mikorosy hatrany hatrany
Lazaiko aminao marimarina ny fiainana eto an-tany
Fa raha tsy miady mafy ianao, mikorosy hatrany hatrany.