tompoko

21. Mandefitra ( 19/09/2008 07:18)
Mety tsara ilay mifanohatohan-tsy ho lavo ka.
22. ikaretsaka ( 03/10/2008 23:05)
mba asiana anrony mitombina le finanohantohanana na izany aza
io foana ange na atsy na aty ilay ilazako hoe fantaro aloha vao ataovy e

23. endrika01 ( 07/10/2008 18:07)
Mandefitra:
:-D Ny fahitako azy angamba lay tsy fananantsika dictionnaire mitsy no mampisy ny fifangaroana e. raisiko ohatra hoe : tompoko : - dikan-teny fototra (sens propre ) mpanompo miresaka @ tompony - hevitra fonosiny (sens figuré) fanajana - Tompoko : hanavahana ny Mpamonjy ... azo apetraka eo koa ny hevi-teny (synonyme) @ fitenim-paritra isan-karazany. sa mirediredy ve zaho? :roll:
Raha miteny we Tompoko! Mari-panajana izay, tsy ho voatery ho mpanompo kosa angamba no miteny wé tompoko(t=zana-tsoratra)fa ny daholo be.Ohatra iray: Nisy lhl efa zokinjokiny any @60taona any,nanotany ahy toerana izy,de natoroko azy ny lalana dia novaliany wé misaotra indrindra tompoko ô! Fa lay Tompoko(T=reni-tsoratra)hafa ndray ny sens hoentiny ao @baiboly!(misy ny Tompo sy mpanompo).
24. fijo ( 07/11/2008 22:23)
izay mantsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1036