sao efa tsy fanajana ny lalany zavaboahary intsony izao..
61. tsiambaratelo
(
16/09/2008 20:00)
naughtyboy:naughtyboy> :-P
tsiambaratelo> nga enao mirevy anreny string reny :-D :-D :-D nena ny joba refa tsara jerena ny vatany no tena ankafiziko :D :-D tsara reny kah
62. naughtyboy
(
18/09/2008 20:58)
zany oe tsara vatana zany i tsiambaratelo ra azoko tsara an :D m'lay zany e
63. tsiambaratelo
(
23/09/2008 03:39)
naughtyboy:efa manakaiky ihany ty ny volana Octobre :-P
..O.K @ teny tsotra zany de misy fanandramana LHC(particle accelerator) mirefy 27km,ary milevina any ambaniny tany 175m ,3.8m ny diameter .tarihiny fikarohana nokleary eropeana CERN ao soisa anomboka @ alarobia zao notohanany firenena 85,amerina ilay sorikevitra(standard theory)momba niforonany tany ampahantsekondra aorinany lay sorikevitra(big bang theory)fantatry reo siantifika atr@ zao..ny tanjony de anapoaka reo antsoina oe protons marobe any anaty tany(ao anelanelany soisa sy frantsa) ka iteraka hafanana in.100.000 ny hafanany masoandro ,zv otra\\\'zany de mitarika lavaka tsy hita noanoa(black hole) ka hisy fiatraikany @ reo tany manarona ny lavaka... :( mizara telo le phase t@ 8/11 aug 08 no nandefasana ampahany voalohany idemarer-na lay masinina,10sept 08 no faharoa ary ny farany lehibe indrindra sady mahery de 21 oct 08 ary fampangatsiahana ny hafanana azo @ io masinina io eo de ahatratra -271,25.C araky ny vinavinany zareo,ka betsaka ny zv atahorana ho vokatry zany avy eo ,tontolo manodidina(environment) sns..tsy mandry ny saiko e
64. naughtyboy
(
23/09/2008 10:55)
ie,le fanandramana voloany sy faharoa iny de20 sy 40% ny heriny ilay masininaLHD
no nampiasaina fa @ 21/10 io de maxi tsy ihoatrany 70% kalo e..
no nampiasaina fa @ 21/10 io de maxi tsy ihoatrany 70% kalo e..
66. tsiafoi1
(
25/11/2008 13:58)
Mahaliana le izy, fa mampivika raha tsy mitandrina
Efa dila ela aza le fotoana de awona ny tohiny ...???
Efa dila ela aza le fotoana de awona ny tohiny ...???